mafana ny andro, tonotono
81. mandrindra
(
12/06/2006 08:37)
tonotono, skita, beks, bol, vazo manomboka zoma hariva mandrapahavitan'ny match farany ny lahady alina, hmmmm, manja be, amin'ny herina indray
82. naughtyboy
(
12/06/2006 10:09)
de ny vatana ko azo atsotsotra sy atono eny amorondranomasina tsindray2 na miaramilomano @ tsonjo lafatra be..
83. vale
(
12/06/2006 10:59)
mandrindra: tandremo aza dia ny harendrina indray koa no hatonon'lah an, efa hakaiky manko izao ny ventisisy;-),hihihihihihihihih:°)
84. vale
(
12/06/2006 11:09)
diamondra27:diam: ko ndry kosa mety efa nahalala ny tsirony fa rah mba mi-convaincre ve njy fa tsara tsy hirotra hisambotra valala doly njay,ihihihihihihihihih:lol::lol::lol:=)),,
tsisy mpitia le valala letia e!
tsssssssssss:-D:-D:-D:-D:-D
:lol: sa ve tsy mety fa lasa hoe sambo-balala mainanjo? hihihihihihihihih:}
85. mandrindra
(
12/06/2006 12:22)
vale, mbola tsy nivoaka ny arendrina ka, ny repetn'ny hira no mandeha, arendrina taratasy ô, may may may
86. diamondra27
(
12/06/2006 16:36)
mandrindra: arendrina ô
arendrinaô
arendrina boribory
ze tsy manana allez matory
arendrina violet
ze tsy manana allez mande
.............
arendrina taratasy
may may may
tonga de feno tsipopola be @izay eraky ny lalana
arendrinaô
arendrina boribory
ze tsy manana allez matory
arendrina violet
ze tsy manana allez mande
.............
arendrina taratasy
may may may
tonga de feno tsipopola be @izay eraky ny lalana
88. diamondra27
(
12/06/2006 19:56)
vale:=))=))=))=))
ka le valala ange akia rehefa drillé de tsy misy tsony e!:-D:-D:-D:-D
mety may tao @ le harendrina :-D:-D:-D:-D:-D
ka le valala ange akia rehefa drillé de tsy misy tsony e!:-D:-D:-D:-D
mety may tao @ le harendrina :-D:-D:-D:-D:-D
90. vale
(
12/06/2006 23:31)
mandrindra:@26 koh!:wink:
vale, mbola tsy nivoaka ny arendrina ka, ny repetn'ny hira no mandeha, arendrina taratasy ô, may may may
91. vale
(
12/06/2006 23:34)
Fiffi::^)valala iray ifanampahana! ié fihinana ireny kah !!
lasa resaka valala hihihihih nga azo ho hanina ?
92. vale
(
12/06/2006 23:37)
diamondra27:hihihihih:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
vale:=))=))=))=))
ka le valala ange akia rehefa drillé de tsy misy tsony e!:-D:-D:-D:-D
mety may tao @ le harendrina :-D:-D:-D:-D:-D
94. vale
(
12/06/2006 23:46)
Fiffi::-D:-D:-D:-D:-D:-Dmbola tapaka fona ny tsinaiko:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:oops:
lasa resaka valala hihihihih nga azo ho hanina ?
95. vale
(
12/06/2006 23:51)
:-D:-D:-D:-D:-D:-Dfiffi njy ve tsy mba hisambotra eh, =))=))=))=))=)) fa ny satroka ftsn aza hadino an, rah tsy izay njy de lasa otranity:oops::-D
97. vale
(
12/06/2006 23:57)
naughtyboy:naughtyboy à: de omena ny requin ny tongotsa de lafatra be ve?:Pihihihihhihih
de ny vatana ko azo atsotsotra sy atono eny amorondranomasina tsindray2 na miaramilomano @ tsonjo lafatra be..
98. diamondra27
(
13/06/2006 04:40)
fiffi: t@ mbola kely akia no nihinana an'io ny ankizy a! le ankizy any ambanivohitra fa tsy andrenovohitra an!misambobalala de atono de haniny rehefa avy eo; fa 'za tsy mahalala ny tsirony e! désolée.
Vale: manapatsinay ahy njy=)) sady mahita ohabolana be de be momba ny valala
raikitra indray ary ny sokina sa sokona atono raha izany e!:wink: le matavitavy ireny hono no tsara aloha e! de atao tsakitsaky le izy na apero ???

100. mandrindra
(
13/06/2006 07:30)
diamondra27, za mahalala ny tsirony, mitovy amin'ny tsirom-balala :-D:-D:-D
dia sokina fa tsy sokona.
tsy ny ankizy ihany no mihinambalala fa na ny lehibe aza, fanao loaka mihitsy ny valala. raha ilay izy mbola mbola frais iny dia tsara raha atono fa raha ilay efa maina dia endasina no tsaratsara kokoa.
ny valala dia kaly andro mafana, fa rehefa mangatsiaka indray dia ny voangory no atono.
ny angidina dia hanina manta :D