mafana ny andro, tonotono

101. diamondra27 ( 13/06/2006 09:35)
mandrindra: marina tokoa 'zany , adinoko le vongory sy angidina, tena nisy tokoa io an! t@fahazazana daholo izany retsaretsa zany no hita

sokina =ok!

akoholahy dia moa no atao hoe: inona izy teo? iny koa tsara raha atono
102. cutie ( 13/06/2006 12:36)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 12-06-2006 13:35:25
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
Hoy i cutie:

tsy asiana siramamy


aleo natiora ihany an

:-Dmarina zany
103. vale ( 13/06/2006 14:11)
diamondra27:

fiffi: t@ mbola kely akia no nihinana an'io ny ankizy a! le ankizy any ambanivohitra fa tsy andrenovohitra an!misambobalala de atono de haniny rehefa avy eo; fa 'za tsy mahalala ny tsirony e! désolée.

Vale: manapatsinay ahy njy=)) sady mahita ohabolana be de be momba ny valala

raikitra indray ary ny sokina sa sokona atono raha izany e!:wink: le matavitavy ireny hono no tsara aloha e! de atao tsakitsaky le izy na apero ???
diam: ohabolnana valala,ihihihihihihh:-D:-D

mandrindra: ny sapin tena feno vongory,za tena tia misambo-boangory be tam kely de endasina mmmm,:miam:


104. mandrindra ( 13/06/2006 17:16)
cutie, aza miala amin'ny tsotra indrindra :-D

vale, any amin'ny parc de l'est zany no feno azy :D
105. diamondra27 ( 13/06/2006 17:46)
vale: tapatsinay njy fa ny tsinain'akoho koa misy manao tono na endasina an, dioviny tsara le izy aloha vao atonony e! le voisin io tany dago.Fiainana daholo izany , mandede mahita raha!
106. cutie ( 13/06/2006 21:30)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 13-06-2006 22:16:43
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, aza miala amin'ny tsotra indrindra

za koa tsy tia sarotra:-D
107. vale ( 14/06/2006 00:00)
mandrindra:

cutie, aza miala amin'ny tsotra indrindra :-D

vale, any amin'ny parc de l'est zany no feno azy :D
ié, sady manararaotra mitaingina soavaly koa amzay:°):°);-)

fa any lou lavitra ihany de ny sapin eo antrokotany ihany no hangalàna!:°):°)


108. vale ( 14/06/2006 00:04)
de rah ts'izay tiny vongory koa le fefy boules de neiges ireny, dia ny vôngaly ko, fa ny vôngaly try azo hanina an!;-):-D:-D
109. vale ( 14/06/2006 00:10)
diamondra27:

vale: tapatsinay njy fa ny tsinain'akoho koa misy manao tono na endasina an, dioviny tsara le izy aloha vao atonony e! le voisin io tany dago.Fiainana daholo izany , mandede mahita raha!
ié,:? fa misy kankana any anatinreny, nefa moa!!!!!


110. diamondra27 ( 14/06/2006 08:07)
vale: hihihihi

d'efa lany miaraka ao iny kakana iny zany kouuu, sa beuuuurk, efa tratran'ny +90°@ le afo ange de efa maty ny hasiny @izay e!

111. Fiffi ( 14/06/2006 13:21)
heu...mafana tokoa ny andro ka lasa resaka valala ny ato fa mila hanidina haka rivotra mangatsitsika daholo nga ? :-D:-D
112. diamondra27 ( 15/06/2006 04:25)
fiffi:izay mena valala izay tiana malala akia a!
:-D:-D:-D
mbola resa -balala ihany
113. mandrindra ( 15/06/2006 06:40)
cutie, ao fa atao mora ary e:-D:-D:-D

diamondra27, nefa ianao raha te hiala, dia aza :-D:-D
114. cutie ( 15/06/2006 12:26)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 15-06-2006 11:40:43
Lohateny : Re : mafana ny andro, tonotono
cutie, ao fa atao mora ary e

ok:-D
115. diamondra27 ( 15/06/2006 15:18)
mandrindra :...nefa ianao raha te-hiala dia aza misalasala:-D:-D:-D

'za tsy hiala eto izany e! omeo brochette kely aloha de ho hita eo ze atao refa voky.

le sokina aza 'ty mbola tsy voatono akory koa;
toa lasa sokina nanani-bato.....:wink:

116. mandrindra ( 16/06/2006 09:24)
cutie, izay tianao no atao:lol:

diamondra27, ka le maskita henan'inona aloha no tianao e?
117. vale ( 16/06/2006 10:15)
diamondra27:

vale: hihihihi

d'efa lany miaraka ao iny kakana iny zany kouuu, sa beuuuurk, efa tratran'ny +90°@ le afo ange de efa maty ny hasiny @izay e!


ihihihi:-D:-D:-D:-D


118. vale ( 16/06/2006 10:19)
Fiffi:

heu...mafana tokoa ny andro ka lasa resaka valala ny ato fa mila hanidina haka rivotra mangatsitsika daholo nga ? :-D:-D
fiffi:=)):-D:-D:-D:-D:-D:-D:-*


119. diamondra27 ( 16/06/2006 10:42)
mandrindra: refa hena de mety e! za tsy sarotiny

hummmmm manimanitra ery izy ato izany an!
mandroso hisakafo ôooooooooooooooo
120. mandrindra ( 16/06/2006 11:41)
siora ve i diamondra27 fa tsy sarotiny, raha bitro atono ve mety, sa saka no tsara kokoa ka :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3759