mafana ny andro, tonotono

181. cutie ( 27/07/2006 21:17)
aoka alou wa:lol:
182. mandrindra ( 27/07/2006 21:24)
eo moa e :lol:
183. cutie ( 28/07/2006 00:17)
mandrindra koa maika ho aiza aza:wink:
184. mandrindra ( 01/08/2006 19:16)
ka ny billet efa aty ko :-D:-D
185. cutie ( 01/08/2006 19:30)
de any zany e :wink:
186. mandrindra ( 01/08/2006 19:33)
dia mbola hiandry ho vita ny voyazy ve :wink::-D:-D
187. cutie ( 01/08/2006 19:40)
non, ao anatin'ny voyazy ka:lol:
188. mandrindra ( 01/08/2006 19:55)
maika aho ny hanainga :wink:
189. cutie ( 01/08/2006 19:57)
za ndray maika ny ho tonga :-D
190. mandrindra ( 01/08/2006 20:02)
rehefa miaramiainga dia miaratonga, voyazy iray ihany anie io e :-D:-D
191. cutie ( 01/08/2006 20:08)
:-D:-D:-D:-D
tsy misy tara ve
192. mandrindra ( 01/08/2006 20:13)
mety miosy fa mifankatratra eo ihany :-D
193. cutie ( 01/08/2006 20:21)
:-D:-D:-D
iza no tara o
194. mandrindra ( 01/08/2006 20:27)
zany ndray ve no hanontanina :wink:
195. cutie ( 01/08/2006 20:34)
ka mifadibadika le fahatarana koa:wink:
196. mandrindra ( 01/08/2006 20:35)
izany an
197. cutie ( 01/08/2006 20:44)
ie
tsy ampoizina :-D
198. mandrindra ( 01/08/2006 20:48)
aiza ze poizina eo :-D:-D
199. cutie ( 01/08/2006 21:00)
any:arrow:
200. mandrindra ( 02/08/2006 20:41)
an3 tsy poizina kosa ny any klé
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5235