namana
82. mandrindra
(
23/06/2006 11:52)
pissoa, avereno ary hoe dia ato amin'ny sofiko ilany miteny an :D
mamafara, rehefa i pissoa hoa dia milay foana e
mamafara, rehefa i pissoa hoa dia milay foana e
83. booboo
(
23/06/2006 12:54)
hihihihi zaho @ zany vô saika hanisy lé hira hoe " androany hariva sisaaaaaaaa, ilay ora niandrasanyyyyyyy ..." hanaovana sispenssss kay kay efa nifampibitsibitsika sahady nareo hihihihihihihihihi.
84. mandrindra
(
23/06/2006 13:07)
booboo, ary ianao kay zany manaraka ny tantara eto fa mody tsy miseho an :wink:
85. pissoa
(
23/06/2006 13:37)
mandrindra, aleo tonga de tenenina mafy fa tssss, enao otran'ny marenina. Zao no teniko teo: Fa inona moa le zaraina e? =))
booboo, hihihi, aza taitra fa mbola ho afaka mihitsy io hira io ihany refa avy eo :-D:-D:-D
booboo, hihihi, aza taitra fa mbola ho afaka mihitsy io hira io ihany refa avy eo :-D:-D:-D
86. booboo
(
23/06/2006 13:39)
:°) koa sady minana pop corn ve no ho eto kouh hihihihihi. iny ndray klou zà no lasa fa tapitra ny entr'act :°):°)
87. mandrindra
(
23/06/2006 13:51)
pissoa, dia izao no avaliko azy ptsbtspsbtsbts:-D:-D:-D
booboo, mihinana rery an, mba mizarà moa e :lol:
booboo, mihinana rery an, mba mizarà moa e :lol:
88. booboo
(
23/06/2006 14:32)
pissoa > domy ihany zà refa tokony hihira @ zay hihihihihihihi
mandrindra > tsssss, tohizo klou ny raha fa tsy leran'ny goûter zao, allez zouuuuuu ! :°)
mandrindra > tsssss, tohizo klou ny raha fa tsy leran'ny goûter zao, allez zouuuuuu ! :°)
89. mandrindra
(
23/06/2006 14:37)
ka tsy tour-ko zao fa an'i pissoa, dia mbô omeo goûter zah e:-D:-D:-D
93. mandrindra
(
04/07/2006 10:40)
aleo soloina ny desera ary e, atao an'ilya akondro dorana amin'ny afo iny :-D:-D:-D
99. mandrindra
(
07/07/2006 07:53)
sao dia tsy mieritreritra ny valina aza i pissoa fa ilaozany mierotreotra any:-D:-D
