namana
1. mandrindra
(
30/05/2006 11:51)
resadresaky ny mpinamana roalahy :
1 manaja letsy inn vadin'ialahy iny an. raha mba pehako izy dia mbola ho mpinamana be ve isika roalahy?
2 an3
1 hijanona ho mpinamana tsotra ary e?
2 an3
1 dia hifankahala izany isika roalahy?
2 an3 ....... fa main'izay mba samu afaka tsika mitsam.

novalian'i dadabe ny 10/07/2006 14:25
3. Samoana
(
30/05/2006 12:01)
hihihi de tena mbola nijanona mpinamana tokoa ve nareo 2là ?!!:lol::lol:
11. lapino
(
31/05/2006 03:20)
Zina, misy mifandipatra kely fotsiny ny touches-ny teo, fa
:-D:-D:-D:-D
fa amin'izay mba samy afaka tsika mitsam.
:-D:-D:-D:-D
19. Herimiafina
(
02/06/2006 14:00)
Raha mety ve moa ilay ra-joba iray ka inona marina no olana ry zareo e? Sa diso ndray ve zah tsy ampy eksperiansa ity klé. hehehehe=))=))