namana
21. pissoa
(
04/06/2006 09:08)
mandrindra, ianao mpizara io mahitsiny no mety efa tena voa kou. Tsy mba efa mahay mizara koa i madama zao :D
22. mandrindra
(
05/06/2006 09:21)
pissoa, ie, fa i madama fahafiry aloha e? sady tdy madama ihany no misy fa madimôzely koa :wink:
23. pissoa
(
05/06/2006 11:00)
Hihihi, ahoana moa no hahaizako ny laharan'ny madama sy ny madimôzely-nao? :-D:-D:-D
25. pissoa
(
05/06/2006 11:11)
Ka ianao no fantatro fa tsy ze madama sy madimôzely-nao any kooooo :-D:-D:-D
26. mandrindra
(
05/06/2006 11:30)
ouf fitsapana ihany aloha sao dia...
tena lojika raha tsy fantatrao marina ry zareo ka, amin'izay nareo tsy mitapô mihitsy:-D:-D:-D, avia aloha hizarako e :wink:
tena lojika raha tsy fantatrao marina ry zareo ka, amin'izay nareo tsy mitapô mihitsy:-D:-D:-D, avia aloha hizarako e :wink:
27. pissoa
(
05/06/2006 13:05)
Hay ve ianao matahotra ihany sao misy mitapô ireny hizarazaranao ireny e :-D:-D:-D
avia aloha hizarako e :wink:Ahoana mou le tokony havaly ozizy mandrindra :roll: Kalou zah hieritreritra =))
28. mandrindra
(
05/06/2006 13:21)
tsy hoe matahotra ry pissoa, fa mba tsy hitadiavana ny very na hanoloana azy dia aleo mitandrina a.
efa tsara aloha rehefa mieritreritra aloha. misaotra nanaraka ny torohevitra :D. ny dingana manaraka dia mody mampifila kely dia manaiky avy eo an :-D:-D
efa tsara aloha rehefa mieritreritra aloha. misaotra nanaraka ny torohevitra :D. ny dingana manaraka dia mody mampifila kely dia manaiky avy eo an :-D:-D
29. pissoa
(
05/06/2006 16:09)
Hihihi, ka matahotra ny hanary anie no teneniko teo e :)
An3, rehefa izaho izay no tapa-kevitra ny hieritreritra dia tsy dia mila torohevitra hafa intsony :-D:-D:-D
An3, rehefa izaho izay no tapa-kevitra ny hieritreritra dia tsy dia mila torohevitra hafa intsony :-D:-D:-D
30. mandrindra
(
06/06/2006 08:25)
an3 , tsy matahotra ny hanary ka. tsy mba manary izany hoe za
io izao ilay phase manaraka hoe mody mampifilafila :-D:-D:-D
io izao ilay phase manaraka hoe mody mampifilafila :-D:-D:-D
33. pissoa
(
06/06/2006 10:01)
Ka zah mbola mieritreritra de lazainao fa efa mody mampifila sahady kou :-D:-D:-D
34. mamafara
(
06/06/2006 11:02)
efa tena nahita hoatran'io mihitsy zaho aloha ê! sady ny mahatsikaiky dia ilay vehivavy mody fanina amin'ilay resaka. fa tsy gasy aloha lay zistoara :-D
35. mandrindra
(
06/06/2006 11:21)
pissoa a, manaike amin'izay an :D
mamafara, ny gasy no tena manao an'io, mitsaingoka tsy ankikôzy ny ao antrano sy ny eo antanana
mamafara, ny gasy no tena manao an'io, mitsaingoka tsy ankikôzy ny ao antrano sy ny eo antanana
37. mandrindra
(
06/06/2006 14:55)
ny alina hono mitondra fisainana koa dia mierritrereta anio alina azany. tandremo sao tsy mahita tory an.:D
