namana

41. pissoa ( 08/06/2006 07:39)
mandrindra, zah tsy hamaly:D
42. mandrindra ( 08/06/2006 09:02)
tsy ampy angaha ny iray alina, aleo ampitomboiko iray hetsy aza e :-D:-D:-D
43. pissoa ( 08/06/2006 10:51)
Folo alina fa tsy iray hetsy izany :-D:-D:-D
44. mandrindra ( 08/06/2006 11:10)
tsy lasa izany fa efa herinandro mahery :-D:-D:-D
45. pissoa ( 08/06/2006 11:17)
Hihihi, de maninn nefa :-D:-D:-D
46. mandrindra ( 08/06/2006 11:21)
ela lĂ´tsa ka :D
47. pissoa ( 08/06/2006 13:52)
Kou raharahako inn :-D:-D:-D
48. mandrindra ( 08/06/2006 16:47)
alina fahatelo anio, toa ho andriko ihany an:-D:-D:-D
49. sasa ( 09/06/2006 04:38)
:-D:-D:-D:-D
50. pissoa ( 09/06/2006 08:41)
mandrindra :D:-D:-D:-D
51. mandrindra ( 09/06/2006 22:39)
avoahy amin'izay zay noeritreretin'i pissoa e :D
52. pissoa ( 10/06/2006 08:42)
:-D:-D:-D zah teo nandainga fotsiny fa tsy mbola nieritreritra akory :-D:-D:-D
53. mandrindra ( 12/06/2006 08:26)
mieritrereta amin'izay fa alina efatra sisa :-D:-D
54. pissoa ( 12/06/2006 08:30)
OK - OK. Ary aza maika loatra ... :-D:-D:-D
55. mandrindra ( 12/06/2006 08:57)
ny tara anie no tsy tsara fa raha tonga aloha vao maika tsara e :-D:-D:-D fa raha ianao indray aloha dia andriko e:-D:-D:-D
56. pissoa ( 13/06/2006 06:11)
Hay. Calme zany zah mieritreritra fa tsy maimaika :-D:-D:-D
57. mandrindra ( 13/06/2006 07:20)
kely sisa dia ho avy ilay fotoana :-D:-D
58. pissoa ( 16/06/2006 09:00)
Hihihi, 1 sisa sa roa? :-D:-D:-D
59. mandrindra ( 16/06/2006 09:45)
efa tapitra izay fa omeo valiny amin'izay e :D
60. pissoa ( 16/06/2006 09:52)
Hitan'olona be da be eto koooooo :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0083