namana
63. mandrindra
(
16/06/2006 11:48)
tsisy mandalo intsony eto fa aza matahotra e, sady arovako foana an
69. mandrindra
(
17/06/2006 10:49)
efa vita ny baolina, efa tapitra ny fe-potoana dia mba manake amin'izay :D
70. pissoa
(
17/06/2006 11:05)
Kiiii, ary hadinoko indray le neritreretiko hatry ny ela be fa variana nihaino baolina zah =))
72. pissoa
(
17/06/2006 11:14)
Ka tsy tadidiko ary ka :-*:-D:-D:-D
Kalou fa hieritreritra hatram'voloany indray zah an :-*:-D:-D:-D
Kalou fa hieritreritra hatram'voloany indray zah an :-*:-D:-D:-D
73. mandrindra
(
20/06/2006 08:10)
avy aty hikarohako azy, fa mety ho hitako ilay bokotra mano mise à jour :-D:-D:-D
79. mandrindra
(
23/06/2006 08:42)
ok ok:-D:-D
fa izao rehefa toy izoa no nidechiffrer-ko azy
ptsbtspsbtsbts : pissoa tena sipa be taktika, sady poinsa sahady, bizzz tena sucré be takolaka sinisisa
mpanoratra: pissoa ho an'i mandrindra :-$
=))=))=))=))