namana

1. mandrindra ( 30/05/2006 11:51)
resadresaky ny mpinamana roalahy :

1 manaja letsy inn vadin'ialahy iny an. raha mba pehako izy dia mbola ho mpinamana be ve isika roalahy?
2 an3

1 hijanona ho mpinamana tsotra ary e?
2 an3

1 dia hifankahala izany isika roalahy?
2 an3 ....... fa main'izay mba samu afaka tsika mitsam.
répondu par dadabe le 10/07/2006 14:25
2. booboo ( 30/05/2006 11:55)
hihihihi
3. Samoana ( 30/05/2006 12:01)
hihihi de tena mbola nijanona mpinamana tokoa ve nareo 2là ?!!:lol::lol:
4. pissoa ( 30/05/2006 12:04)
:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 30/05/2006 12:13)
:-D:-D:-D:-D:-D
6. mamzelkely ( 30/05/2006 12:53)
:-D:-D
7. ari.malala ( 30/05/2006 13:19)
:-D:lol::-D
8. fenotsiky ( 30/05/2006 13:56)
tsy rariny kosa zany e :(
9. vale ( 30/05/2006 14:05)
:roll:tsy mahazo ny tenanay:idea::°):°)
10. Zina ( 30/05/2006 23:13)
fa main'izay mba samu afaka tsika mitsam.

tsy mazava inn no dikan'io?
11. lapino ( 31/05/2006 03:20)
Zina, misy mifandipatra kely fotsiny ny touches-ny teo, fa
fa amin'izay mba samy afaka tsika mitsam.

:-D:-D:-D:-D
12. onjah ( 31/05/2006 09:55)
ilay 2 zany efa nanao ny nataony ve sa tsy izany ?
13. pissoa ( 31/05/2006 17:10)
:-D:-D:-D
14. sasa ( 01/06/2006 06:44)
:-D:-D:-D
15. mandrindra ( 01/06/2006 12:15)
tantara miseho matetika anie io e, ny aza voany fotsiny
16. pissoa ( 01/06/2006 14:16)
mandrindra zao mety efa voa :roll::-*:-D:-D:-D
17. sasa ( 02/06/2006 03:24)
pissoa mety ho efa voa mintsy io hi hihihih
18. mandrindra ( 02/06/2006 07:42)
za tsy voa, fa anie ilay mpizara e :D
19. Herimiafina ( 02/06/2006 14:00)
Raha mety ve moa ilay ra-joba iray ka inona marina no olana ry zareo e? Sa diso ndray ve zah tsy ampy eksperiansa ity klé. hehehehe=))=))
20. Fiffi ( 04/06/2006 05:30)
ma mandrindra ve le nizara ? :wink::-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714