Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
81. kiali
(
05/05/2006 19:20)
ka na gasy na vazah na zaponais samy olna daholo fa tsy aleonareo ve zah eh!! zah angeh zanak'i jesosy koa eh!
82. cutie
(
05/05/2006 22:04)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 05-05-2006 17:38:53
Lohateny : Re : Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
Raha ny hevitro ndray dé mety doly refa ao lé atao oé "FITIAVANA" ary fitiavana tt court fa tsy lé fitiavana ny compte bancaire-ny, na ny asa ataony, na oé avy aiza ny razambé-ny, na ny oé mety avitako paps ve ty ?? sns .......... !! tsy asina frontière zany é!! fitiavana afaka miotra ny vala !! hihihihi
( dobodoboka be ny foko)
marina ny an-jy :wink:
85. nolalaina
(
10/05/2006 17:44)
tommy:
ilay sipa mihintsy no mangididy vazaha e!!!!!!!
ka mety tratran'ny parasim-bazà izy dé mangididy kou!! looolll!!
86. cielbleu
(
12/05/2006 14:13)
slt, fa nareo ve mihevitra fa ny vaza ka tsara ,mieritrereta aloh!!!
88. Fiffi
(
12/05/2006 18:48)
Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas-io ry zareo dia samy manana ny tiany an! raha gasy no anjarany de tsara zany ! raha vazaha na olom-pirenena hafa dia anjarany hiany no hitsara na ratsy na tsara . Tsy hitako izay hanaovana comparaison hoe gasy ve no tsara sa vazaha !!!
-Samy manana ny fombany ny olona fa dia ny tsirairay hiany izay miaraka @ vadiny na sipany na sakaizany sns..... no hafaka hilaza hoe tsara zao na tsy tsara. Tiavo tsara fotsiny izay anananao dia ho hitanao fa TSARA NOHON'NY REHETRA IZY !
89. soanja
(
13/05/2006 02:43)
Fiffi:

Ekena daholo izay hevitra teto saingy ny tena tiako hotsipihana anie dia tsy ny efa vady (lehilahy) ao an-trano no resahiko (iny efa anjara dia anjara ary samy manana ny hanitra ho azy) fa ireo izay mbola tsy manana ary te hanana. Ny safidy ny azy toa mirona any amin'ny vaza. Mbola tsy nahita tovovavy gasy aho niteny tamiko hoe sao mba misy gasy lahy mandehandeha aky ry Soanja mitady vady any andafy any. Izaho anefa mahafantatra be dia be raha ireo. Ankoatr'izay dia toa manantena fanambadiana olona tsy mbola nifankahita na ny nifankatia taminy ny ankamaroany amin'ireo dia izay no mahagaga ahy satria raha tovolahy manana i Gasikara ary raha hatsarana ao aminy tsara ka inona izany no tsy ampy fitiavana sa ilay vola sa hafa ankoatr'ireo?
90. Aino
(
19/05/2006 10:46)
izaho aloha mahita vaza sady tsotra no bogosy, matetika aza de lasa tara aminy, nefa de gasy ihany no tiako na ratsy io na mavomavo na ahoana.
ny mahatonga ny sipa sasany maika ny anambady vaza @ izao dia,betraka ny lehilahy mamono vady mampirafy sy mitraoka adidy sns... lafony ray ihany koa misy ny sipa ny bogosy ihany no tiany na koa manana sosy sns..
nefa na mampirafy aza ny bandy gasy, anjara tsika sipa gasy indray no mitandrina amin'io ary tokony hitandrina koa @ zavatra hafa satsia misy ny sasany mametraka de las amipitsika!!
na eo anefa aza izany rehetra izany de tsy misy azo hatao fa izay no maha malagasy sy naha zatra ny rehetra, ka na tsy misy bandy gasy aza aty de gasy ihany no tiako ary na ho ela na ho aingana de tsy maintsy mbola ahita izay sahaza ahy ihany ko!!
fa ny vaza de hataoko fijery ny maso fotsony de mba miresaka hoe bogosy koa izany bandy izany sns..:)

91. IDEALY
(
20/05/2006 10:32)
za alou re oul de soa ihany fa gasy ny vadiko fa toa tsy haiko zany manambady vazah zany koh
sady za koa tsy genre n'ny vazah e
ra vao vazah ko de tonga de sida no ao an-tsaiko
miala tsiny e

92. bellla
(
20/05/2006 15:03)
kiali:
ka na gasy na vazah na zaponais samy olna daholo fa tsy aleonareo ve zah eh!! zah angeh zanak'i jesosy koa eh!
:-*=D:-*
93. Ralay
(
21/05/2006 02:46)
Aino: Tena ho tonga any zah raha izany fa sao de mba lasa gasy bogosy any @ tanana'ny tsy misy gasy ka lasa roi kle :-D:-D :*. Manao ahoana kay zany bogosy zany tsy ohatr'ahy ihany ve =))=))
95. Aino
(
23/05/2006 16:48)
Ralay :-D:-D:-D tsy hay fa ny maso ihany no mibaiko any le izy ko anga izaho!!
sady tsy hoe manavaka fa tahaka ny tsy mitempo ho any vazaha izany mihintsy ny fo hoe!!
fa ny gasy io de manja faona na ahoana na ahoana!!

96. titis
(
04/06/2006 10:38)
Idealy aza mteny an'izany hoe rehefa manambady vazaha dia hoe sida izany,fa na ny gasy aza anie misy voan'io e!ny ahy aloha aleoko vazaha foana na dia bogosy aza ny gasy sady ny ahy ny avenirako sy ny zanako no jereko(l)
97. xxx
(
06/06/2006 12:37)
tena marina aloha fa tena exigeants be ny RAD gasy @ vinanto vaviny, tena jerena daholo ny bika sy tarehy, ny situation, éducation sns sns fa vao mahita vazaha dia adino daholo ireo e!
ny rafozako izao nanadihady be mihitsy t@ \'zà niaraka voalohany t@ zanany, be sermôna be reny satria hono be voninahitra ny fianakaviany, dokotera be aty andafy rangahy sns; kanefa toa tsy dia nahita nolazaina firy satria mba manana ny maha izy azy koa na ny RADniko na ny tenako.
fa ny tena mahatezitra ahy dia ny zanany iray miaraka @ vazaha blonde izay. ny tarehiny aloha normale tsy ratsy tsy tsara fa fohy kely izy, \'zany olona \'zany ka tena bête vendrana be tsy misy diplôme, tsy miasa, tsy manao n\'inoninona ankoatry ny shopping sy mandany vola @ maquillage nefa ny RADn\'ilay malalako dia tena ohatra ny mahita inona ireny vao ato an-trano ilay ankizivavy io. adino daholo ny \"valeurs\" rehetra lazaina fa hananana fa takon\'ny vazaha sy ny volany!
tsy rarahiko firy koa satria tena tia ahy sady tiako ny zanany. fa matetika ny vhv gasy foana no accuser na hoe miaraka @ vazaha par interêt, nefa mba manao koa anie ny lhl gasy e! ny tena hitako aza dia ny lhl rehafa mi-réussir aty an-dafy aty dia matimaty manenjika an\'ireny vazaha manidina be ireny nefa faisona ihany matetika satria mazana ihany ny manaraka ny revin\'ireny!

99. Aino
(
07/06/2006 15:30)
ie misy ny sasany de mihevitra faona fa ny vhv maty mbola na mantin-karena de izay no antony hanambadiana any hireny nefa tsy any mihintsy ny fandehany ilay zavatra!!
100. Aino
(
08/06/2006 16:48)
fa izaho aloha tsy hoe manavakavaka hoe vaza ity de tsy tiako, fa tena tsy mba misy fo mitempo ho tia azy hireny mihintsy na dia ny kely aza, asa ny any ahorina anga hoe no tsy fatatra!!