Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas

21. kiali ( 27/04/2006 14:53)
de iza aza no tia an'ah eh! zah olombelona!:lol:
22. cutie ( 27/04/2006 14:55)
kiali :P
23. ikalakintina ( 27/04/2006 15:52)
ra za de gasy lou e!, marina ny tenin'i tiatsara fa voadonampitiavana le sipa gasy de leo be fa malaza oe ny vaza ono mahay manambitamby, nefa ny gasy kou anie e!, fa samy manana ny anjarany sy na safidiny fa amiko, gasy ka manja e!
24. diamondra27 ( 27/04/2006 16:22)
aza miala @ gasy ihany moa e!
ny ahy izao mahay manambitamby be le gasy miaraka amiko, sady teny mamy moa izao no orokoroka.

Anjaranao no mitaiza zy mba hanambitamby anao. Rehefa tsy mahay manambitamby de ipitsiho raha izay no langage d'amour aminao
25. Ragadona ( 27/04/2006 16:52)
Moa ve ny vhv dia mbola miantehitra be amin ireo fomba fitondra sy fijery manome vahana ny fieritreretana azy ho "fanaka malemy", toy ny hoe natao hotambatambazina, natao hitady andry hiankinana, hovelomina ....? Ireo no noheverina ho kritera itadiavana vady na itadiavan ny vhv vady(taloha), traiter na toy ny tsy afaka manao n'inon'inona le vhv ka ra tsy mahita hiatsapazana hanao an itsy na iroa, na ihany koa hoe diso fiatsapy dia tsy mba natao ho afaka hiarina sy hanarina. Sao dia efa mba tsy tokony ho any intsony amin izao vanim potoana mazava izao ry bavy isany ?
26. fasaly ( 27/04/2006 16:56)
cutie:

ze tojo ahy na gasy na vaza na japoney :-D :-D


marina aky zany cutie a!:°):°):°):°)

de lay lazain'i herimiafina kounkou marina ihany;-);-);-);-)
27. kiali ( 27/04/2006 16:58)
zah wa olombelona
28. fasaly ( 27/04/2006 19:52)
kiali: zà kou olombelona:°)
29. nambina ( 28/04/2006 07:34)
tsy misy maharatsy ny lhl gasy ange reto e, rehefa tsy mifidifidy fotsiny zareo e, fa rehefa tiny dia tokony ho tiny - za izao 'CEPE' fotsiny no hananakao::wink: dia tsy ahita vady gasy manampahaizana mihintsy aho nefa ny vaza be mpikitika za ary tsy manontany fanontaniana momba ny fahaizako sy situation financière-ko mihintsy.
Dia mitovy @ fiffi ihany ilay lhl mi-comprendre sy tianao dia hekena na vaza na gasy na fohikely:D
30. tiphen ( 28/04/2006 08:57)
ny a reto d gasy mandrakizay; ny gasy ange ry reto afaka mi-se comprendre ee!! afa ihany ny oul samy notezaina t@ fiara-monina gasy, ny vaza mantsy manana tendance manakina sy manabany hafa noho ny azy!! koa tsy aleo v gasy toy ny tena! hevitro izay fa samy manana ny azy ny rehetra
fa ra reny tovovavy gasy miaraka @ reny vaza reny aloha d toa ny harena hananan'izy ireny no toa kendreny ee!! raha @ saina tsy miangatra kalony ina no itiavan'izy ireny ireny "pijama tsy mipasoka" sy b "kibo b" reny sy reny "soara b" reny ra tsy ny harenany??? anjara ny tsirairay no misaina an'izany, fa zao ny fahantrantsika mahavita maniraka ny ts sitraky ny fo!!!!
31. naughtyboy ( 28/04/2006 10:52)
tsotra ihany io ra za zay tena milay nosafidiana @ izy roa de ra vao mianahana le faharoa de atao vadikely hevitr\'adala fa mety mahomby ko kan
32. rapala ( 28/04/2006 11:23)
tena naughty boy mihintsy ela izany ry naughtyboy but don't be full of yourself either:lol::lol:
33. ari.malala ( 28/04/2006 12:10)
andray ry naughtyboy!:-D:-D
34. soanja ( 28/04/2006 13:39)
Misaotra betsaka antsika izany nanome ny heviny teto e. Rehefa jerena izany dia mbola manja tsara sy tsara fanahy sady mahatambitamby ihany ilay lehilahintsika e (Gasy io) saingy mba tojo vazaha mitovitovy amin'io ihany ny gasy sasany dia lasany moa ny gasy lahy somary nitaredretra. Ny ahy ny mba tsy ahafoizako ilay gasy dia ilay mba hiresahina teny gasy, ny fitantarana ny fahazanana dia samy kopy hoe tahak'izao tokoa; ohatra hoe tadidinao ve ilay mele be vaomaraina amin'ny fito bus 19 tary 67ha ho any Ankatso? sns tsy voatanisa. Dia samy mifampizara eo hay mazana ihany ilay fiainana tamin'iny. Dia mifankatia be rehefa avy eo. Samy tsara daholo.
35. fasaly ( 28/04/2006 16:31)
tiphen:

ny a reto d gasy mandrakizay; ny gasy ange ry reto afaka mi-se comprendre ee!! afa ihany ny oul samy notezaina t@ fiara-monina gasy, ny vaza mantsy manana tendance manakina sy manabany hafa noho ny azy!! koa tsy aleo v gasy toy ny tena! hevitro izay fa samy manana ny azy ny rehetra
fa ra reny tovovavy gasy miaraka @ reny vaza reny aloha d toa ny harena hananan'izy ireny no toa kendreny ee!! raha @ saina tsy miangatra kalony ina no itiavan'izy ireny ireny "pijama tsy mipasoka" sy b "kibo b" reny sy reny "soara b" reny ra tsy ny harenany??? anjara ny tsirairay no misaina an'izany, fa zao ny fahantrantsika mahavita maniraka ny ts sitraky ny fo!!!!


Tiphen: tsy ho voatery ho izay ka:°) misy ny vazà tsara fanahy mi comprendre tsara, ary misy ny vazà sy gasy mpivady niaraka nihary teo am fiainana fa tsy ho voatery otran'reny hita taratra any madà reny ihany no tena marina:wink::-*




36. fasaly ( 28/04/2006 16:34)
tiphen: saika hadinoko, tsy ho voatery reny soara beuh be kibo reny ihany kocha ny vadin'i gasy e! :-D:-D:-D lay any madà mantry betsaka lay efa malemy lohalika reny de sipakel vao 18 à 20 dooly ny miaraka aminy, fa tsy otszay dooly lay cas!:°):-D:-*
37. kiali ( 28/04/2006 17:08)
fa inona zany vazah? sipa pazzapa?
38. vale ( 28/04/2006 17:10)
soanja> raha izaho manokana alo dia tsy dia manana safidy loatra hoe gasy na vazaha, satria ny toetra no tena jerena, ka raha sendra vazaha tsy mahay manambitamby koa ary dia in? raha sendra gasy intéressé fotsiny koa dia in? fa io ny toetra amiko no tokony itiavana olona iray satria na aiza na aiza misy foana ny ratsy toetra ary misy foana ny tsara fanahy!

fa raha hiresaka ny vhv any mcar angaha dia te hiala @ fahasahiranana? te hahita izao an-dafy izao? nefa kosa tsy ny rehetra io fa ao ny tena tsy tia miaraka raha tsy vazaha, fa ny gasy alou manja eh, saingy ny anjara samy manana ny azy...;-)
39. soanja ( 28/04/2006 23:34)
Tary aloha tary nisy nanontany hoe firy % ny sipagasy no te hanambady vaza any Dago. Ny valiny tombatombana fotsiny fa tsy hoe naka noty dia 60% ny ankizivavy fantatro tsy mbola manambady ary ny sasany efa manana sipa raikitra fa mbola tsy vita mariazy. Dia hoy aho hoe misy problema angamba ny lehilahy gasy matoa izao no mitranga, efa arako ihany koa anefa fa resaka fanana saingy raha mamy ve ny anilanao ataonao inona izay harena any. Dia izao te ahita andafy izao tokoa e. Fa ny tena mahagaga ahy dia tany Diego ity no tena mateti-pitranga dia ny renin'ilay ankizivavy mbola matetika tsy ampy taona (18 ans raha be indrindra ny taonan'ireo) dia miteny amiko hoe mba itadiavo vazaha antitra any zanako ity? Dia tena gaga be mihitsy aho sady tsy mahateny. Fa ahoana ary, raha samy itady ihany tsy aleo ilay tanora mitovitovy tandem no katsahina. Sa misy mahasamihafa ny tanora sy ny antitra koa raha amin'izany resaka fanambadiana izany? dia aleo isika hitsakotsako any izay heno teto fa raha izaho dia bada ny sofiko maheno an'ireo filana ireo.
40. sakaizakely ( 29/04/2006 00:35)
L'attrait de l'exotisme e ! Ny gasy mihevitra fa hiova ny fiainana raha mahita vaza. Toy izany koa angamba ny ao antsain'ireo lhl vaza tonga any Dago mitady vady gasy. Fa ny mahavoa ny tovovavy gasy sasany dia manantena angamba fa manankarena ny vazaha dia ho afaka ny fahasahiranana raha manambady vazaha. Tsisy fitsinjovana ny toetran'ilay olona fa faly we vaza vaza. Asa raha tadidinareo ilay documentaire de Gilles de Maistre tao @ Arte. Tsisy andraisana azy daholo le izy 3 lahy niseho tao. Tena mampalahelo le izy 3 vavy gasy faly nahita vaza t@ voalohany dia natao mariazy. Tonga taty andafy anefa dia tsapa fa déçues ry zareo. Le fahantrana ve no mahatonga azy ireo tsy hijery akory ny tena toetran'ilay lhl aloha vao mi-s'engager ? Ahoana no tokony handraisana an'izany ?

Fa raha nena manokana alou dia tsy haiko ny ho nifidy e ! Rehefa tojo ny tiako na mainty iny na mavo dia lasa izao. Ny fanahy no maha-olona ary izay no jerena fa tsy ny firazanana. Saingy tsy azoko atao ny hiteny hoe ny gasy tsara de ny vaza ratsy na vice versa. Arakarak'ilay olona ihany.

soanja:

Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza tohina ianareo lhl fa mba zavatra tsapako fotsiny ity an.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6593