Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas

61. cutie ( 02/05/2006 21:06)
Mpandefa : kiali [ Valio ] 02-05-2006 21:06:47
Lohateny : Re : Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
kala? vale? cutie?
iza no tiko nareo telo vavy?
i ...... no tiko fa matavitavy!!!
Miverina ery ambony

ny vhv gasy no anontaniana eto ka nanondrana njay i kiali:-D:-D:-D:-D
62. naughtyboy ( 02/05/2006 22:51)
rapala,dakoro tanteraka,fomba ihany nge le manala fa tsy miditra @ pataloa tsy atonona zany e fa za zao tsy tia rombo donky tsy mamahana totondry olonkakafa zany nefa tsy mety raha tsy mamelaka tehamaina kely mitombina ihany zany le we naughty fa tsy nasty.....peace and love!!
63. rapala ( 03/05/2006 07:27)
tena mahay mihintsy ity naughtyboy ity, inona no dikan'io rombo donky tsy mamahan totondry? Ohabolana ve izany? Azavao kely hoe....sa you're pulling my legs?

64. naughtyboy ( 03/05/2006 08:38)
Rapala: "tsy tia rombo ,tsy tia fanaintainana io e.."tsy ohabolana akory kan
tsy tia mampijaly
fa tia mampifaly
mba tsy isiany hoe :"za tena voa.."
satria ny safidy tsy 1 fa roa
de samy omena ho faly avokoa
mazava ve ?? ..I'd rather tease your brain , pls don't harass me with legs but if you ask me nicely Hummm..You know it !












65. rapala ( 03/05/2006 09:46)
Brill naughtyboy :lol:- mazava amin'izay ka! Andraso kely fa teaseko kou ny brain-nao fa aoka alha hiandry kely. Mba efa nanontany 'nicely'ange za e...:x
66. naughtyboy ( 03/05/2006 11:34)
tonga de masaka zany fa arosoy e za kozany efa nonanoa ko...
67. kiali ( 03/05/2006 16:45)
adala nareo akia zah an!
68. cutie ( 03/05/2006 17:00)
kiali :-D:-D:-D:-D
69. naughtyboy ( 03/05/2006 19:17)
Kiali : zahay kou nge adala kely otranjy ihany fa mba te hisariadala aminay konkou zany de tonga soa Be maintsiny ...
70. cutie ( 03/05/2006 19:46)
naughtyboy :-D:-D:-D i kiali nga vhv e
71. naughtyboy ( 03/05/2006 20:05)
fa nga ra lhl de voafehy tsy isariadala ovina njay no nisy lalana nanadrara an'zany??? hahaha..
72. cutie ( 03/05/2006 20:09)
nga nisy niteny hisary adala koa moa teo,tsy azon'i toi ny nolazaiko :lol:
73. naughtyboy ( 03/05/2006 21:29)
hay ve ka sasan' hafa samy nangy iny e tsy omeko le mampiseo nify fa tonga tsiky be any ampoko mamaly we samy tsara..
74. rapala ( 04/05/2006 12:24)
n/boy> aza hafenina ilay tsiky e, hamposay toy ny masoandro:D:D:D:D
75. naughtyboy ( 04/05/2006 13:42)
iny efa tonga any aminao iny nge le izy e...hahaha tonga ahy de mijery fitaratra fotsiny milay ko reny zany sao de mbo tsy lasa naughtyboy eto intsony raha zao no mitohy..
76. sakaizakely ( 05/05/2006 07:21)
ny ahy ihany no tiako dia ataoko :*

fa na mavo anie io na mena
tsy azon'iza hosehosena
na fotsy anie io na maramara
tsy mila anao hikarakara
na mainty toy ny sarbô na fotsy toy ny lamba mihahy
ahy io fa tsy an'ialahy

soanja:

Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza tohina ianareo lhl fa mba zavatra tsapako fotsiny ity an.



77. nirina02 ( 05/05/2006 11:01)
raha momba ny hevitro indray aloha de izao eee
ekeko daholo ny volazan'ireo namana rehetra teo
fa ny fitiavana tsy azo terena hoe zao na zao fa izay maha finaritra nao ihany no ataony
ny lehilahy gasy aloha dia mipetraka fona marina ilay statat hoe olona hotrany ahona avy ao tana sa tamatave ect mino aho fa zonareo tsara ny tiko ho lazaina an!
sarotra be ny lehilahy gasy surtou fa ny parents ndry zareo
fa refa tia kosa ny lehilahy iray de manao izay rehetra haharesy lahatra ny parnts n'izy

momba ny lehilahy vazaha indray kosa dia mahafinaritra car tsy mila condition be izy fa refa tia azy sy tiany de ampy izay

hamaranako azy de zao eeeee
ny lehilahy gasy tsara fa ny famille no probleme
ny vazaha koa nefa c pas mal fa safidy io ry zareo an!

fa zavatra iray loha no itovizana fa refa manambady ny vehivavy dia tsy maintsy miala ao anatrano ary miaina @ vie miaraka aminan'i vadiny
ary tsy midika hoe refa vazaha na gasy ny vadinao de hiadana enao na hijaly fa ................ fona
ny lehilahy mitovy fona eeee
izay ao andoha ihany no hecero hatao fa aza mitady ny tsy hoa zo
so de miala ankatso de ambohitempona hhhhhhhhhhhhhh
merci eeeeeeeeeeeeeeeeee
78. rapala ( 05/05/2006 11:02)
sakaizakely>
mainty sa fotsy
cafe sa ravombofotsy
mananasy sy manga
misafidia f\'aza misolangalanga
tiavo iza tiana
de ho sambatra any aorina

naughtyboy> to tena tsy hanendrika anareo mihintsy ilay ho hendry be kou - ary misaotra fa voray ilay tsiky e...tena mibalika be toa ny masoandro mihintsy klé:-*

79. nolalaina ( 05/05/2006 12:38)
Raha ny hevitro ndray dé mety doly refa ao lé atao oé "FITIAVANA" ary fitiavana tt court fa tsy lé fitiavana ny compte bancaire-ny, na ny asa ataony, na oé avy aiza ny razambé-ny, na ny oé mety avitako paps ve ty ?? :°) sns .......... !! tsy asina frontière zany é!! fitiavana afaka miotra ny vala !! hihihihi



(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) ( dobodoboka be ny foko)
80. Herimiafina ( 05/05/2006 13:20)
tena tsy haiko tsony ry zareo ny havaliko ilay fanontanaina klé. Loza ity marina, tena ohatry ny mitady hitombina tampoka le ahiahiko ato izay, te hi generaliser be zah fa matahotra saod e bedy kanefa le izy toa mitady ho lasa general klé, :°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9819