Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
41. sakaizakely
(
29/04/2006 00:43)
Za tokoa de efa sendra an'io. Misy sipakely fantatray any Dago miteraka tsy manambady sady déçue @ lhl de manontany anay hoe itadiavo vady vaza aty andafy hono, tsy mifidy fa zay te haka vady azy. Tsy mahalala ny "notion" n'izany hoe tokantrano izany fa heveriny angaha fa sur commande ity vady ity. Mampalahelo anie le toetsaina e ! Ka ze lhl hitany ko hatramin'izay tsisy andraisana azy daholo dia te hanandrana zavatra hafa angambany izy...
Fa ny tena mahagaga ahy dia tany Diego ity no tena mateti-pitranga dia ny renin'ilay ankizivavy mbola matetika tsy ampy taona (18 ans raha be indrindra ny taonan'ireo) dia miteny amiko hoe mba itadiavo vazaha antitra any zanako ity? Dia tena gaga be mihitsy aho sady tsy mahateny. Fa ahoana ary, raha samy itady ihany tsy aleo ilay tanora mitovitovy tandem no katsahina. Sa misy mahasamihafa ny tanora sy ny antitra koa raha amin'izany resaka fanambadiana izany? dia aleo isika hitsakotsako any izay heno teto fa raha izaho dia bada ny sofiko maheno an'ireo filana ireo.
[/quote]

43. tiatsara
(
29/04/2006 06:58)
Izaho aloha tsy manavaka firazanana velively raha hiteny izao : mba diniho ihany ny fiaviana na dia samy gasy aza, zaka ve ny hampifandanja ny fifasamihafana rehefa tena ao anatin'ny tokantrano ?
ohatra :
- izahay tsy mihinana kisoa, dia ianao koa zany tsy mahazo mihinana rehefa mivady isika ;
- any aminay ny vehivavy tsy mahazo mandevina ny zanany raha sanatria maty ilay zaza ;
- io zanantsika vavy io na manambady foko hafa aza dia mody any aminay io rehefa maty, eny fa na dia hanambady vazaha, na inona na inona zany ilay zanakareo dia tsy maintsy any amindrainy no milevina rehefa maty fa tsy manara-bady ;
- etc, zay mila liste manontania ahy fa bobaka be
ato ! ;-)
Ireo ohatra ireo izany dia mbola samy gasy aloha, fa gasy samihafa fiaviana, heverina ho tsotra ireny mantsy raha mbola mpisipa, fa rehefa ao anatiny ao dia hitanao ny havesarany, sy ny fampitovizana azy.
Ny vazaha moa toa tsy dia hitako hoe be fomba loatra angamba raha tsy hoe japoney-n'i cutie !!! :-D:-D
ka mety tsy dia ho hita loatra ilay fifasamihafana, fa ho anareo mbola mazely kely ireo dia mba tsarovy eny ihany io fomba samihafa io rehefa hiditra fa raharaha manga io an !

44. kally
(
29/04/2006 07:24)
Ny tena tian'ny vehivavy gasy tsy hoe vazaha na gasy na zapone loatra fa hoe lehilahy be tambitamby azo itokisana, manaja azy , marani-tsaina sy mahalala fomba ary mahay mikarataka. Mahavelona azy sy ny zanany any aoriana any, hampiadana azy e!tsy hitako izay tadiaviny ankoatr'izay, ka na gasy na vazaha na sônegaly no mahafeno an'ireo dia izay izany hono koh!:wink: tsy haiko indray aloha raha hoe tsy tiany ilay lehilahy nefa feno ireo fepetra ireo raha handeha izy.
45. kala
(
29/04/2006 07:59)
kiali > zà efa ni-ouvre efa ela fa enao ngamba mbola miandry vazà mitsy ê!:-D zay tokoa ê!:wink:
ikalakintina > mbola betsaka mitsy akia ny kôfa gasy mahay manambitamby ka! f'angah koa moa dia hiandry tambatambazana foana koa ny vhv ê!
tiphen > aleoko aloha leitsy gasy mahantra be fitiavana:-$

46. pissoa
(
29/04/2006 08:32)
tiphen:De ahoana izany raha gasy (mahantra) be kibo ;-) Azo tiavina ve "@ saina tsy miangatra " ?
raha @ saina tsy miangatra kalony ina no itiavan'izy ireny ireny "pijama tsy mipasoka" sy b "kibo b" reny sy reny "soara b" reny ra tsy ny harenany??
47. naughtyboy
(
29/04/2006 09:57)
O ry rapala an, efa miova be nge le concept @ fanambadiana zao e asa raha mitovy fijery sika nohon'ny fidirany kolotsaina tandrefana .Misy zao ny safidy nefa ao koa ny anjara ny olona mo zany eo anelanelany reo.taloha zao de mitombina le we lambanakoho no isarahana zao de noalalahina we safidy ...
raha azo safidina izy roa de aleo miara alaina samy omena anarana eo vadibe sy vadikely tena fomba gasy io taloha fa ny anjara de iray ka iny ihany no omena ny loka @ farany mety lojika io de avy antsoina hoe vady .hevitra terabary mo ty ka samy manana ny paikany, ahitsy kely le we naughty nge we tsy masosotra fa le nasty no ratsy e no hard feeling letsy an!!!!!

48. fasaly
(
29/04/2006 10:04)
lay izy wa aza raisina am maha vazà na gasy na zaponé na sonegaly azy! fa misy tsara misy ratsy dooly ny race rehetra:wink: araka ny voalaza ny namana eo ambony hoe ny fanahy sy ny toetra no maha-olona fa tsy asiana resaka interet na hafa kou!
kanefa ihany kou na dia htaoko aza hoe te hanambady anlay be kibo antitra beuh veuh rakalakely azy iny fitavany,fiainany, safidiny tsy mampaninona mahintsy, samy manao zay tiany ny olona rehetra:°):°):°) zay hampety ny fiainany avy no tena zava dehibe ;-)

49. vale
(
29/04/2006 11:20)
io wa na gasy na vazah na sônegaly,:-Dsamy olombelona daholo ireo fa ny toetra no tokony hojereantsika vhv;-)
marina be io tenin'i fasaly io:*
marina be io tenin'i fasaly io:*
50. selima
(
29/04/2006 14:51)
nena ndrai raha atao ny koty efa betsaka ni vaza niatiré ana nefa nisy lehl 1 tiako B zay de oh nampijaly de tsi te hierika tsony za ko, afahafa ihany manko ilay toetra d tsiko. Fa le vaza kosa lo ts le antitra b sy ntarina ary ts voateri arena zany no itiavan'ni joba gasy azy fa lai tena fiavana
oh: niana ni sipako talo de vaza mitovi taona @na ary tena lov t@ za fa tsy resa mbola
nefa moa io safiny 1/1 ihany
Andramo lo de mahita e:-D:-D:-D

52. xxx
(
29/04/2006 20:44)
Mbola tanora aho no nahita vaza,(zokiko efa-taona izy)nifankatia tokoa izahay.Tsy fantatro akory izay asany ary ny ahy koa tsy fantany.Efa 6-bolana niarahana izahay vao nifankafantatra asa,tany Dago.Nifampi-sipa 6 taona izahay dia niteraka.Feno 3 taona ny zaza no niala an\'i Dago.Tonga telo taona taty no nivady.Avy eo tonga ny zaza faharoa.
Amiko ny ahy dia anjara,ary fitiavana.
Tsy manao aho hoe ny vaza rehetra dia tsara ary ny gasy rehetra dia ratsy.Sendra ny tsara aho.Ny hitiavako azy dia manaja ahy izy,tia ny havako,ary ny tena mahafinaritra ahy dia ny attentions madinidinika(voninkazo,fanampiana @ izay azony hatao @ tokan-trano,etc....),ny fahatokisana.
Hataoko fa misy koa ny lhl gasy manana ireo toetra ireo saingy tsy sendra ahy fa ilay vaza no sendra ahy.
Efa 30 taona izao no niarahanay ary azo lazaina fa mbola tara kely foana aho na dia tsy mitovy t@ voalohany intsony aza.

53. fasaly
(
29/04/2006 20:53)
:°):°):°):°)musy otszany njay veuh hummmm de lamban'akoho sa faty no hisarahana amzany????:°):°):°)
54. zandrikely
(
01/05/2006 18:12)
zay anie ilay fifampitsimbonana e , milay anie io fitiavana io rehefa samy tia sy tina no tafaraka e , mino za fa misy toy iznay ko ny lehilahy gasy ka
55. ikalakintina
(
01/05/2006 19:31)
kala a! marina zany e!, mino mitsy za fa betsaka ny bandy gasy manana ny toetra takiany ny sipa gasy fa de samia maazo ny anjara gasiny e!, marina zandrikely fa tena tsara ny fitia refa samy tia!
56. rapala
(
02/05/2006 10:23)
naughtyboy> no hard feeling lety a, fa marina daholo zay lazainao izay fa kosa ilay vady kely kosa tsy lasa e... mijaly ilay tena vady ange:x.
Ilay naughty tianao lazaina izany ilay hoe mi-flirt fotsiny fa tsy lasa lavitra? Raha vao lasa lavitra manko dia manjary nasty indray wink:

60. vale
(
02/05/2006 18:50)
zandrikely:tena misy lets zandrikely fa ts hoe mino izany ah!:wink: