Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas

1. soanja ( 27/04/2006 11:04)
Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza tohina ianareo lhl fa mba zavatra tsapako fotsiny ity an.
novalian'i dailynews ny 27/06/2006 14:29
2. cutie ( 27/04/2006 11:27)
ze tojo ahy na gasy na vaza na japoney :-D :-D
3. nambina ( 27/04/2006 11:54)
=))=))=))
Ka izao ange ry soanja e, ny fianakaviany lhl m'gasy ilay situation familiale ilay kala aloha no jereny 1, dia avy eo ny fahaizany. Mbola manana influence be ireo rayamandrenintsika raha resaka vady2 izany. Ny vaza indray tsy mivaki loha izany na mahantra enao na manakarena, na mahay na tsy mahay, fa rehefa tiny de tiny.. izay aloha no fahalalako azy e, sady ry zala kou misy atao kou!!!

cutie - ny japoney indray kely maso letsy kou, ahitanjy @ maizina ve iny, manjary manao fangalapery ao=))=))=))
4. kala ( 27/04/2006 11:58)
soanja > mbô omeo % amin'izany bedabe zany hoe:-w:-w:-w:-w

de tsy haiko aloha ny amin'io fa safidy io ka!
mety ny anà zao le gasy ka manja foana no ato an-dohako de izay aloha hatramin'izao

fitiavana koa ange tsy azo terena hoe gasy ny ol iray de gasy ihany no itepon'ny fony ê!:wink:



5. Fanja1 ( 27/04/2006 12:00)
soanja ny fahalalako azy de ny fahantrana no mahatonga andry zareo mitady vady vaza, everiny angamba fa refa manambady vaza ry zareo de hanakarena be, de hiadana be de afaka @ fijaliana mahazo andry zareo @ zao fotoana zao (mampalahelo raha izany no marina)!!!
6. cutie ( 27/04/2006 12:01)
Mpandefa : nambina [ Valio ] 27-04-2006 16:54:24
Lohateny : Re : Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas

Ka izao ange ry soanja e, ny fianakaviany lhl m'gasy ilay situation familiale ilay kala aloha no jereny 1, dia avy eo ny fahaizany. Mbola manana influence be ireo rayamandrenintsika raha resaka vady2 izany. Ny vaza indray tsy mivaki loha izany na mahantra enao na manakarena, na mahay na tsy mahay, fa rehefa tiny de tiny.. izay aloha no fahalalako azy e, sady ry zala kou misy atao kou!!!

cutie - ny japoney indray kely maso letsy kou, ahitanjy @ maizina ve iny, manjary manao fangalapery ao
mbola tokony hitohy aza le izy teo, nationalite rehetra e :-D :-D :-D
7. mamzelkely ( 27/04/2006 12:20)
ts haiko aloh ee zah mbola ts tody vazah ka ts haiko :roll:8)
8. Lalah ( 27/04/2006 12:49)
Ny ahy aloha toa gasy ihany no tiako konnn! raha tsy hoe angaha hoe lany tamingana ry zalahy.:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
9. Fiffi ( 27/04/2006 13:10)
raha ny hevitro indray aloha ny @ io dia izao:
-ao aloha ny fahantrana ka tsy azontsika lavina izany satria tena mafy tokoa ny mahazo ny olona @ zao fotoana izao.
-ao koa ny fitiavana: tadidiko fa nisy vhv zay nilaza hoe "zah tsy hanambady raha tsy vazaha" inona ny antony ? dia mba te-hanan-janaka metisy kely izy , satria raha tena jerena @ fo tsy miangatra dia manjakely tokoa ireny metisy kely ireny.
-ao koa ny tsy fitiavana gasy (tena miala tsiny fa misy dia misy tokoa io) milaza fa rehefa manambady gasy dia tsy mba afaka hanana izay tiana hanana , donky "harena" no tadiavina.
nefa kosa:
-hanakarena toka ve ianao raha hanambady vazaha ?
-hiadana tokoa ve ianao ?
-fantatrao zany fa raha hanambady vazaha ianao dia na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy hanaraka ny vadinao ka hanadao ny fianakavianao , sy ny tanindrazanao.
Tsara ho fantatra koa:
-maro ireo vazaha tonga any M/car justement hitady vavy gasy hivadiana
-tokony tsy ho raisina ho ratsy foana koa raha vao mahita ny vhv miaraka @ vazaha
-ireo vazaha koa raha mitady vady any , tsy hanana heritreritra hoe mahantra na mpanankarena ity vhv ity fa rehefa tiany dia tiany, ary marina io an!

izay aloha no mba hevitro fa tsy hitako izay maharatsy an'izany aloha an! satria eran-tany dia ahitana an'io daholo.
10. nambina ( 27/04/2006 13:13)
Ny ahy akia refa tiko d hekeko fa ny olana 1 fotsiny an, tsy lasa kosa raha fohy kely no za kou!!:lol::lol::lol:
11. Fiffi ( 27/04/2006 13:31)
Ny ahy akia refa tiko d hekeko fa ny olana 1 fotsiny an, tsy lasa kosa raha fohy kely no za kou!!
de tsy tiandry zany de tsy hekendry koh!:wink:
12. tiatsara ( 27/04/2006 13:52)
Misy marina marobe ny an'i Fiffi, ny hitako ndray dia izao :
- Tsodrano ny manambady vazaha :
@ faritra sasany io an ! ohatra toliara eto dia raha vao teraka dia izao no tenenin'ny olondehibe hoe : logniky hanambaly vazaha = enga anie ka hanambady vazaha, donko e ! but à atteindre io ;

- Situation stable :
satria ny vazaha manambady gasy monina eto dago ka manana asa tsara dia drala be ;

- Mandositra ny charge-ntsika gasy :
satria ny famille @ vazaha dia izy mivady sy ny zanany ihany, tsy ao ntsony ny ambiny ;

- Mandositra fahoriana eto dago :
fa leo fahantrana hono dia aleo mitady vazaha e ! ary misy tena mahazo dia manambady tsara, ary tena miadana sy milamina

- Diso fanantenana :
efa niteraka na nofitahin'ny lehilahy gasy dia aleo mitady vazaha indray ;

Ny sasany ihany ireo, fa tsy voatery ho ratsy foana marina aloha e ! misy ihany koa ny lafitsarany, mahazo vady anjara hiadanana tokoa.

cutie : ;-);-);-)

13. cutie ( 27/04/2006 13:59)
tiatsara manin za :roll:
14. tiatsara ( 27/04/2006 14:16)
cutie mampimé ahy njiko e !
tsy maninona akory ka !
15. cutie ( 27/04/2006 14:19)
tiatsara hihihiihih efa kopy za:*
16. Herimiafina ( 27/04/2006 14:31)
soanja:

Hono hoy aho rehefa mankany Dago aho dia be ny ankizivavy te hanambady vaza; io ve noho ny harena sa any amin'ny lehilahy vaza ny hatsarana sa ve ireto lehilahy gasy ireto mihitsy no tsy mamely? aza tohina ianareo lhl fa mba zavatra tsapako fotsiny ity an.

Raha zah aloha no vehivavy de ny tiako izay azoko folahana atao mamfatiny sy malemilemy sy azoko baikona sy hampanaovina ny sitrampoko rehetra e! tsy mifidy na gasy na vazaha na Japoney! hehehehe:-D

17. cutie ( 27/04/2006 14:32)
mangala tahaka fotsiny i HM:-D
18. Vaika ( 27/04/2006 14:43)
Raha zah aloha no vehivavy de ny tiako izay azoko folahana atao mamfatiny sy malemilemy sy azoko baikona sy hampanaovina ny sitrampoko rehetra e! tsy mifidy na gasy na vazaha na Japoney! hehehehe
Izany ve hisy tsirony intsony le ?
19. Fiffi ( 27/04/2006 14:43)
Raha zah aloha no lehilahy de ny tiako dia ireny vehivavy sentimentale ireny , sensible , :-D:-D fa saingy vhv zah de ny tiako indray de ny lehilahy mi-comprendre ahy ! sy tia ahy :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D iza koa ma no tsy hitia an'izany fa mba mampiresaka fotsiny eto indray zah ::oops::-D:-D:-D:-D:-D:-D
20. cutie ( 27/04/2006 14:45)
fiffi :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.098