Lehilahy vazaha sa gasy? iza no tsara tiantsika vehivavy gas
101. dailynews (
27/06/2006 14:29)
tsy haiko aloha ry reto fa izaho mahita fa ny bandy gasy, be dia be ny mampirafy an...hafa tsy ireny masina be ireny. tsy sanatria manaratsy aho fa efa nahita olona maro manodidina ahy aho sy ny fiaimpiainany..fa ny bandy gasy tsy misy hevitra raha hampirafy( tsy miresaka ireo masina isika eto), tahaka izany ihany koa ny amerikana tatsimo izay mampirafy be mihitsy. Ny fotsy hoditra tsy fantatro loatra...fa ny sinoa ihany koa dia azo atokisana..fa raha ny amerikana mainty indray an...sarotra atokisana ihany koa..... fantampantatra eny ihany e, misy fiantraikany amin ireo olona foana ny zavatra hiainan 'ny olona manodidina azy. miresaka cas en general isika eto fa tsy miresaka cas particulier an. eritreritro manokana ihany kao io amin ny fahitako ny fiainana.