aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

141. Ralay ( 22/04/2006 20:27)
Cutie: Ka manomboka interressant ilay resaka ko =))efa nivadika ny rasa e :D Haingana fa ho sogonan'i ol eo an =))
142. cutie ( 23/04/2006 15:29)
Ralay, kotio alou za de averiko @ toi ny frappen'i toi:-D:-D:-D:-D:-D
143. kala ( 24/04/2006 04:39)
ragadona > f'angah :roll::roll::roll::roll:

diam > le mikôty bandy tsy dia olana fa zà kou mba te-hanandroa na telo hoatrandry leirony ihany sa :twisted:
144. Fiffi ( 24/04/2006 05:12)
:roll:
145. bandykell ( 24/04/2006 11:54)
toa tsy misy mahay hotsan'i Mamzelkely kay nareo knou:lol::lol::lol: izy tsy mitsoaka fa tonga de mifrappy sady havy de mahazo:^):^):^):^)
146. Fiffi ( 24/04/2006 11:58)
de ataovy izay mety ry zareo fa zah aloha tena tsy lasako le mikoty voalohany an!
147. cutie ( 24/04/2006 12:31)
fiffi nivadika njay njy zany :-D
148. kala ( 24/04/2006 13:09)
tena hoatrany raikitiko ihany rey ol le kiali â!:roll::roll::roll:

kiali > enao ve afaka rahariva. na de juste miresadresaka fotsiny ange ê! :twisted:enao kou mba mampifila an8) aza atao an'io rangah:-* :* :-* :*
149. Fiffi ( 24/04/2006 13:34)
cutie: zany ve ? saika nanandrana akia zah de tsy sahy indray an! :-D:-D:-D:-*:*:-*:*:-*
150. bandykell ( 24/04/2006 13:57)
Fiffi:

cutie: zany ve ? saika nanandrana akia zah de tsy sahy indray an! :-D:-D:-D:-*:*:-*:*:-*


mandeha ho azy izo angamba fiffi refa tsy sakasakanana an:^):^):^):^)
151. kala ( 24/04/2006 14:07)
zay mba mahita an'i kiali rangaha mba afarako a:wink:
152. bandykell ( 24/04/2006 16:26)
kala:

zay mba mahita an'i kiali rangaha mba afarako a:wink:



hotsinina fa za fakitera:}:}:}:}:}
153. kiali ( 24/04/2006 19:16)
kala:

zay mba mahita an'i kiali rangaha mba afarako a:wink:



hity zah malala an! ahona zay?
154. kiali ( 24/04/2006 19:18)
kala:

tena hoatrany raikitiko ihany rey ol le kiali â!:roll::roll::roll:

kiali > enao ve afaka rahariva. na de juste miresadresaka fotsiny ange ê! :twisted:enao kou mba mampifila an8) aza atao an'io rangah:-* :* :-* :*




tairo aza oe aiza no hiresaka sy ny sisa eh! tel... email retraretra ihihih
155. sasa ( 25/04/2006 04:21)
Kala ary ny an'ahy akia iza indray no mba hitoriako fitiavana ato:-D:-D:-D:-D:-D za koa mantsy mba te-hitory fitiavana fa izany hoe tsy haiko hoe iza?:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))
156. Fiffi ( 25/04/2006 08:24)
bandykell: an3 ! amiko aloha dia tsy mandeha ho azy zany io an! satria rehefa tsy fanao dia tsy hatao tsotra zao. Misy ny sahy manao an'izany fa zah aloha tsy lasako an! Mba vazi2 ny ahy teo aloha fa tsy ahavita an'io aloha zah an! tena sérieux io an!
157. mamzelkely ( 25/04/2006 10:01)
bandykell:

toa tsy misy mahay hotsan'i Mamzelkely kay nareo knou:lol::lol::lol: izy tsy mitsoaka fa tonga de mifrappy sady havy de mahazo:^):^):^):^)



zah mbô gaga ry bandykell ee saingy we araky ny fahitako azy de ts maharitra le fitiavana ra vô vhv no mikoty satri lasa sahady le zaka =))=))
158. bandykell ( 25/04/2006 11:34)
mamzelkely:

bandykell:

toa tsy misy mahay hotsan'i Mamzelkely kay nareo knou:lol::lol::lol: izy tsy mitsoaka fa tonga de mifrappy sady havy de mahazo:^):^):^):^)



zah mbô gaga ry bandykell ee saingy we araky ny fahitako azy de ts maharitra le fitiavana ra vô vhv no mikoty satri lasa sahady le zaka =))=))

Tsona anie eeee:o:o efa eny an-tanana ve le valala de avela mandositra indray =))=))=))=))
159. kala ( 25/04/2006 11:40)
bandykell > 0,53 euros leitsy â! :lol: sa aoka ihany ka!

kiali > (l)(l)(l)(l)(l) [hoatrany zakako ihany i kiali rey ol saingy indrisy =((=((=((]

sasa > Ragadona akia kôtina, sady zà tsy tiany fa malama hono :roll::roll:

mamzel > zany mitry :-w:-w
160. bandykell ( 25/04/2006 13:58)
kala:

bandykell > 0,53 euros leitsy â! :lol: sa aoka ihany ka!

kiali > (l)(l)(l)(l)(l) [hoatrany zakako ihany i kiali rey ol saingy indrisy =((=((=((]

sasa > Ragadona akia kôtina, sady zà tsy tiany fa malama hono :roll::roll:

mamzel > zany mitry :-w:-w

0,53 euro ve no vidiko hozy njy=((=(( tsy mahazo mofogasy tsony zany angamba

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0086