aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

181. kiali ( 29/04/2006 21:33)
de ararôtiko ahona moa indry ry kala kely???
182. zoklbfkfk ( 02/05/2006 13:28)
raha ny ahy aloha dia 'lay mba kôtina kely reny no hitako fa manja, marina moa(l)(l)(l)(l)
183. sasa ( 06/05/2006 04:00)
kala tsy lany zara izany koa :-D:-D:-D:-D:-D:-D fa mbola tsy tapan-kevitra wa za koa :-D:-D
184. titis ( 29/05/2006 18:06)
Raha amiko manokana aloha tsy mampaninona mihitsy raha vehivavy no mitory fitiavana.Nareo lehilahy koa anie misy saro-kenatra be mihitsy e!Izahay vehivavy tsy mahandry an'izany fa aleonay tonga dia manao premier pas na ho any na tsy ho any(l).
185. bellla ( 30/05/2006 13:15)
titis: zah kalony ke :oops: be raha hikoty zany, na de tiko izy de tiaviko mangina fa an3 menatsa ah ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.4422