aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

1. bandykell ( 18/04/2006 20:15)
zavatra tsy azoko @ nareo ratovovavy hoe refa mba mitory fitiavana originaly le bandy mety mahazo felaka taimaina sy tena mazevatra. Mba manao romantika sady hoe mitovy @ habehanao ny fitiavako anao de tonga ranga ny sofin-dra zazavavy de tezitrabe nefa tsy fidiny an'le bandy no tia...mahita zavatra kely hampifilafila bandy foana nareo...@ zao andro moderena zao maninona indray mou ra nareo no mitory fitiavana bandy de ny bandy indray no miandry fotsiny?
novalian'i bellla ny 30/05/2006 13:15
2. Herimiafina ( 18/04/2006 20:48)
tena hitako eto sahady zah, mandry eo ambonin'ilay seza, dia indro misy sipa marobe tamy manantona, de samy manolotra amiko izay tiany atolotra, de somary mandà kely aho. Hummmmmmmmmm

Tena favy raha ny Joba injay no mikaoty voalohany klé, amin'izay tsy sahirana fa de manaiky na mandà.

Fa ny olako izao de iray ihany hono no azoko alaina klé. Tahak'izay efatra na dimy na 10 aza, hehehe=))=))
3. cutie ( 18/04/2006 20:51)
za tsy mahay :-D:{:{:{
4. Herimiafina ( 18/04/2006 20:53)
Tssss, tsy mila ianarana izany anie e! juste miboridan de mety efa mandeha ny morsa, hehehe=))=))
5. bandykell ( 18/04/2006 20:53)
zay klou olana kely zay iray ihany no azo alaina e:P:!: fa aleo mihintsy hoa ny bandy mba haka pausy @ zay de aleo indray ny joba no hitory fitiavana , fa tena tsapako hoe reraka ihany le bandy refa mitory fitiavana^^
6. bandykell ( 18/04/2006 20:56)
aiza ary zany cutie, tsy aleo kosa ve le bandy mba haka sasatra kely fa efa mba nahavita be firy siecle zay!!!raiso @ zay ny flabô ra zazavavy fa azonareo hono ny andro moderna
7. Herimiafina ( 18/04/2006 20:59)
Hianatra hanome feu vert sy hanao manipulation sy mampifilafila njay zany aloha ny tenanay klé. hehe=))
8. bandykell ( 18/04/2006 21:01)
zay zvtr zay kosa ra herimiafina tena mila hianarana fa tsy azo amin'zao, mino za fa reo vehivavy reo hampianaina mampifilafila mihintsy angamba:/
9. cutie ( 18/04/2006 22:50)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 19-04-2006 01:53:12
Lohateny : Re : aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany
Tssss, tsy mila ianarana izany anie e! juste miboridan de mety efa mandeha ny morsa, hehehe

zany ve tsy efa vakoka e :-D:-D:-D:-D
10. cutie ( 18/04/2006 22:54)
Mpandefa : bandykell [ Valio ] 19-04-2006 01:56:04
Lohateny : Re : aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany
aiza ary zany cutie, tsy aleo kosa ve le bandy mba haka sasatra kely fa efa mba nahavita be firy siecle zay!!!raiso @ zay ny flabô ra zazavavy fa azonareo hono ny andro moderna

tssssssss aleo ranga nareo bandy ihany e:-D:-D:-D:-D
11. Fiffi ( 19/04/2006 03:30)
aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany
wadrayyyy !!! tara train be nareo zany an! nga nareo mbola tsy nahita an'io ?
Fa ny olako izao de iray ihany hono no azoko alaina klé. Tahak'izay efatra na dimy na 10 aza
Herimiafina: aza tenda kanina loatra hoa enao eh! hehehehehe :-D:-D de olana ve io ? :*:*
tssssssss aleo ranga nareo bandy ihany e
fa ahoana akia ry cutie ? ndao mba domintsika ao ireny lhl ireny , nda hampisehoantsika fa isika vhv koa anie ka mahay eh ! :-D:-D:-D:-D:-D
12. apache ( 19/04/2006 03:44)
io ange tsy misy hoe lehilahy na vehivavy izany fa samy mifampikotikoty eo daholo fa ny fomba famoahana azy no samihafa e! sa tsy izany?
13. Fiffi ( 19/04/2006 03:52)
apache: f'ita hoa eh! ntsssss manao sy mahay an'io daholo na ny lahy na ny vavy , fa samy manana ny fanaovany sy ny fomba fikotiany koa an!
14. kala ( 19/04/2006 04:33)
bandykell > oadray! enao angaha mbola tsy nahita vhv nitory fitiavana:roll::roll::roll::roll:

nenà ndray aloha refa tiako de toriko tsotra izao ê! ngah nisy nangataka voatehamaina teo:wink:
fa efa haiko ny mampifilafila de zà koa mahatanty zay mampifilafila ka!:-$

efa mivonona koa ange ny vhv mitory fitiavana fa tsy voatery hi-accepter ny lhl ê!8)8)8)8)8)

HM > zany hoe raha inverser-na ny rôle detokony ny jôba ndray no manana telo na efatra fa elà amin'io le mbô ampirafesina ndray :^):^) de ahoanaa tokoa moa zany

toa lasa :evil::evil::evil::evil::evil::evil: ndray ka! aoka ihany - aleo mikôty fa iray ihany no tena iarahana:-D:-D
15. pissoa ( 19/04/2006 05:13)
bandykell sy Herimiafina, itoriako fitiavana eo nareo roalahy an :-D:-D:-D:-D

Herimiafina:
tena hitako eto sahady zah, mandry eo ambonin'ilay seza, dia indro misy sipa marobe tamy manantona, de samy manolotra amiko izay tiany atolotra, de somary mandà kely aho. Hummmmmmmmmm
De hoe mahataratara sipa ve izany ndroky dia misy milahatra mihitsy :-w:-w=))=))=))=))=))
16. Fiffi ( 19/04/2006 06:04)
pissoa: :-D:-D:-D:-D mahay mapifilafila an! :-D:-D:-D
17. mamzelkely ( 19/04/2006 06:13)
aleo aloh ny bandy ihany fa ny blem anie ny bandy vô torin sipa fitiavana de manaiky fôna eee:roll:8)
18. Fiffi ( 19/04/2006 06:16)
mamz: zany ve ?
19. mamzelkely ( 19/04/2006 06:21)
zany hono akia ry fiffi ko nefa kalou zah hanandrana de hitatrika eo ra marina na ts zany 8)
20. Fiffi ( 19/04/2006 06:25)
mamz: ahummm ahummmm fa zah aloha efa nanao mihinttsy fa tsy hoe nanandrana an! de tena nety kosa aloha an! =))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2988