aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

21. mamzelkely ( 19/04/2006 06:53)
fiffi ahummmmm hihihi verifier kay zany le théorie ko ts mila manao trony zah :-D:-D
22. pissoa ( 19/04/2006 06:55)
Mampifilafila ahoana zah ry Fiffi? :roll::roll:
23. texe ( 19/04/2006 07:53)
eny fa na dia enao misarma io ange de efa mikoty bandy iany .fa izay revy miainga eo anie! diamilay daholo fa arakaraka enao iany io
24. kiali ( 19/04/2006 07:56)
:D:D
Herimiafina:

tena hitako eto sahady zah, mandry eo ambonin'ilay seza, dia indro misy sipa marobe tamy manantona, de samy manolotra amiko izay tiany atolotra, de somary mandà kely aho. Hummmmmmmmmm

Tena favy raha ny Joba injay no mikaoty voalohany klé, amin'izay tsy sahirana fa de manaiky na mandà.

Fa ny olako izao de iray ihany hono no azoko alaina klé. Tahak'izay efatra na dimy na 10 aza, hehehe=))=))

:D:D:D manofy atoandro elah zany ! raha tsy oe angah lasa artista malaza be elah!

25. kiali ( 19/04/2006 07:59)
maninona tokotrany aza zah tsyt ba toriandry fiffi sy ny sisa fitiavana eh???
26. diamondra27 ( 19/04/2006 07:59)
bandykell: eo atomboka aminao aza e!

:wink::wink:
(l)(l)(l)(l)
27. mamzelkely ( 19/04/2006 08:26)
ouaip vas y diams aaa =D:-*:-*
28. pissoa ( 19/04/2006 08:27)
De avy eo i Herimiafina (l)(l)(l)(l):wink:

kiali, andraso eo Fiffi e! :roll::-D:-D:-D
29. kiali ( 19/04/2006 08:58)
pissoa indray aza eh! :lol:
30. ftma ( 19/04/2006 09:19)
Misy efa mahay azy mihitsy ato an
Herimihafina: tsy mety @njy le hoe " ny sipa dray no mikoty bandy":wink:
31. diamondra27 ( 19/04/2006 09:27)
mamz : tairo hono akia le mikoty fa aza mamporisika fotsiny njy ah:wink:

pissoa: misaotra anjy nanaraka

aza menamenatsa ry reto fa tairo a!:-D:-D:-D:-D
32. diamondra27 ( 19/04/2006 09:30)
SOS ry reto fa hay za kay mikoty ghost klé, tsy hay na vhv na lhl le bandykell=))=))=))=))=))=))=))
sady tsy membre akory tsy ahitana ny momba azy tsara, nefa raha fantatra ny renseignements de mba ahitana morses ihany
33. kala ( 19/04/2006 10:23)
diam > sady mody mihirahira @'le ghost njy zany de lasa izao ê!:wink::-D:-D:-D:-D

zà tsy hikôty kosa raha tsy confirmé tsara hoe bandy ka! ouain:oops: eo zà raha ty jôba no itoriana fitiavana:°):°):°) sady zà tsy te-hiova taranja zany

:idea: milazà ze tena bandy aloha hokôtiana ka!

=))=))=))=))=))=))=))=))=))

34. mamzelkely ( 19/04/2006 10:49)
zay lh rht mandalo eto "psssssst :wink:(l)(l)(l)(l)" =))=)) zay ky diams fa efa nataoko aaa za ts mifidy fa zay tonga eo de kotiko dôly de amizay zah mbô manana choix 8)
35. pissoa ( 19/04/2006 11:00)
diams, tsisy fisaorana :wink: Fa ahoana izany tsy hay na lahy na vavy izany akoury dia nokotiana :{:{:-D:-D:-D:-D

Herimiafina an, lehilahy mou njy teo?

Kiali, io zelkely fa efa nikaoty anao kah :-*

kala, izay tena bandy ve no asaina milaza? kou raha misy mandainga =))=))=))

zelkely, kalou isaiko ny zakan-dry be fikaoty io :-D:-D:-D:-D
36. mamzelkely ( 19/04/2006 11:06)
sô de ho vizana ny hanisa njy ry pissoa fa mety ho maro anie eeee =))=))
37. Nickovy ( 19/04/2006 11:14)
cutie:

za tsy mahay :-D:{:{:{

:-@:-@:-@:-@:-@:-@:-@

38. kala ( 19/04/2006 11:34)
pissoa > efa misy fantatro sy confirmé ihany hoe bandy fa mampifila akia le izy f'efa nandramako ihany â!:wink::-$

sa andraso andramako eto @ forum raha mety sa :oops::oops: be

mipetraka eto ambonin'ny tambohon'ny forum zà io zao miandry kôfa handalo an! tsy le bandy kely reny aloha f'aleo le mbô efa maoty no tiliana :-D:-D:-D:-D
39. kiali ( 19/04/2006 11:44)
andramo angeh zah fa tonga de lasa zah eh! zah ol kôfa facile!! mora zaka beuuu!!:-D:-D:-D
40. bandykell ( 19/04/2006 11:49)
diamondra27:

SOS ry reto fa hay za kay mikoty ghost klé, tsy hay na vhv na lhl le bandykell=))=))=))=))=))=))=))
sady tsy membre akory tsy ahitana ny momba azy tsara, nefa raha fantatra ny renseignements de mba ahitana morses ihany

aza mtahatsa njy fa bandykell tena bandy e, aleo fa hasiako no mombamomba ahy atoe, tandremo fotsiny soa matahatsa an:twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.331