aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

81. kala ( 20/04/2006 04:57)
kiali > aza mampifilafila tahaka an'io refa mba hita fa efa mi-décl zà ê!

:twisted:
82. mamzelkely ( 20/04/2006 05:02)
kala mo ee aza de manao demony beuu ôtsan'io mo eeee :(:-*
83. diamondra27 ( 20/04/2006 05:12)
pissoa: chutttt fotsiny akia a! modio tsy fantatra na de fantanjy oe efa tato i bandykell, za koa nge mahalala fa tsy miteny e!:wink:

bandykell: tsara kosa le sary an, kambana @nao zany ve io?

'za rangah tsy hikoty raha tsy le tena sarinao no eo a!
:-D:-D:-D:-D

kala aza kivy njy fa zany le oe: mampifilafila fanaon'ny vhv
84. pissoa ( 20/04/2006 05:24)
diams, tsy maintsy tenenina kosa akia fa sao le sipa akama mihevitra hoe olona 2 nefa olona iray ihany an :-w:-D:-D:-D:-D:-D
85. kala ( 20/04/2006 06:13)
diam & pissoa > zà akia vao nipoitsa le bandykell de efa :-w:-w:-w :-D:-D:-D

mamzel > kou iny tsinon efa kôtina de mody fanina:roll::roll::roll:

kiali > tena isaky ny moahita ny soratra avelanao ato ange zà de tena mihatara ihany ê!8)8)8)8)
(fa amin'ny firy zao no tara zà):wink::wink:
86. kiali ( 20/04/2006 06:45)
de ahona zany ry kala!! tsy ba inviter-dry resto ve aloh zah !! (ba mapifila kely aloh fa zany fanaodreto sipa reto zao)
87. ari.malala ( 20/04/2006 07:01)
fa hay ve le mitory fitiavana mikoty e, za io zao nihevitra fa manisa anie ty mikoty fa ts mitory fitiavana :-D:-D:-D
88. kala ( 20/04/2006 07:39)
kiali > ngah zany no fanaon'ny sipa ê!:roll::roll::roll:

aleo tohizana ny resaka refa avy eo fa haka soupapa aloha zà:wink:

ari > ka le mikôty ange manisa hatreto ambony tamboho derefa bobaka be de toriana fitiavana amin'izay hono ê!:-D:-D
89. mamzelkely ( 20/04/2006 07:41)
kala a de ovaina njay refa mampfila ky aaaa:-D:-D

ari aaa :-w aôna ko aza zany :roll: ouayyy marina tokotrany zany kay hay mo mikôty ka manisa ko :roll::-D:-D:-D
90. kiali ( 20/04/2006 09:19)
kala:aza ela maka sopapa an!
91. Fiffi ( 20/04/2006 09:34)
kala: tonga de tairo fa inona koa ary zany mbola mitady sy miandry sopapa zany ? efa vonona ery i kiali ! aingana ndry !!!! :-D:-D:-D
92. kiali ( 20/04/2006 09:38)
Fiffi:

kala: tonga de tairo fa inona koa ary zany mbola mitady sy miandry sopapa zany ? efa vonona ery i kiali ! aingana ndry !!!! :-D:-D:-D


tairo zay tairina wa fa zay rovitra zairina!!
93. Vahinala ( 20/04/2006 09:47)
"aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voal" ;

Inona no blème amzany ? Vahinala ndray d tsy manka sarotra fa refa reveny dia tonga d tsoriny e ! :wink::wink::wink:
94. kiali ( 20/04/2006 10:05)
milay zany vahinala an!
95. bandykell ( 20/04/2006 10:25)
diamondra27:

pissoa: chutttt fotsiny akia a! modio tsy fantatra na de fantanjy oe efa tato i bandykell, za koa nge mahalala fa tsy miteny e!:wink:

bandykell: tsara kosa le sary an, kambana @nao zany ve io?

'za rangah tsy hikoty raha tsy le tena sarinao no eo a!
:-D:-D:-D:-D

kala aza kivy njy fa zany le oe: mampifilafila fanaon'ny vhv

revendry ve le sariko ry diamondra, tena fotogenika be za eee:lol::lol::lol::lol: za hono miha bogossy ra vao maka sary:P:P fa ny izy anefa tena mpatahotsa be hihihihiihih:^):^)
96. mamzelkely ( 20/04/2006 11:21)
vahinala re njy ela be mitry ts hita ky njy :-*:-*
97. ari.malala ( 20/04/2006 12:34)
tsisy sarin'i bandikell akory aza ao kooo!
98. kala ( 20/04/2006 12:45)
ari > :-D:-D:-D:-D tsy mila mijery sary njy fa le sary taloha jerena :wink::-$

kiali > mahafinaritra ahy ery enao miteny hoe "tairo zay tairina"fa le tohiny moa tsy tsara ê!
décla daholo io rey ol :roll::roll::roll:
99. diamondra27 ( 20/04/2006 13:24)
ari: njy koa tsy maharaka faona; ilaozzanjy nikoty fotsiny nefa efa oe mikoty no atao, nisy firy izao ny sarin'i bandykell hitanjy tao?:-D:-D:-D

tsy aleo ve: tu peux compter sur nous (les filles qui ont répondu ci-dessus)e!
100. Fiffi ( 20/04/2006 13:30)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4402