aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

121. Fiffi ( 22/04/2006 05:28)
pissoa: nogadrain'i Ragadona angamba akia izy an! :-D:-D:-D:-D:-D
122. diamondra27 ( 22/04/2006 06:21)
8O

avoahy ny akama bonne -ko fa aza gadraina zany an!
123. Ragadona ( 22/04/2006 08:02)
Raha hisolo azy diam dia avoako izy
124. pissoa ( 22/04/2006 08:24)
Anjekaky oo - efa hoe ny vehivavy indray no mikaoty mbola mandefa morse ihany ry Ragadona :-w:-w:-w:-D:-D:-D
125. kala ( 22/04/2006 08:39)
:roll::roll::roll::roll::roll:
126. Ragadona ( 22/04/2006 09:32)
Tena tsy mety fa lasa mikoty ihany e, sady nareo koa toa ela faka bahana vao mikoty anie
127. Fiffi ( 22/04/2006 10:58)
Ragadona: ka ny anay kosa anie mbola jerena sy hiahadihadiana tsara aloha alohan'ny hikotiana kosa fa tsy izay mandalo dia ho kotiana eh! :-D:-D:-D:-D
128. Ragadona ( 22/04/2006 11:40)
Ka ny vhv anie hono tsara intuition ka vao miserana fotsiny le bandy dia efa tokony ho arany hoe ao zany na tsy ao fa tsy dia mila fotoana handinihana lava be
129. diamondra27 ( 22/04/2006 12:26)
ragadona: hummmmm anjekaky o ty chantage be manadala.
Eo njy zany ry kala fa za tsy manaiky gadraina zany an!
za femme libérée koa, fa hiantso ny namako rehetra za de avoakanay ao njy.
Ragadona tsy manaraka règlement de tokony atao any @prison ihany koa fa tsy kala no ho any

pissoa:=D=D=D:-*

kala: kely sisa fa ho avy zahay an!:-*:-*:-*courage
130. Fiffi ( 22/04/2006 13:46)
izahay koa mahay mampifilafila :-D:-D:-D:-D:-D
131. Ragadona ( 22/04/2006 15:31)
Ka mba tsy fidiny ahy koa ange ny mampigatra azy fa tereny aho hoe tsy maintsy gadraina hono izy
132. Ralay ( 22/04/2006 15:41)
Dia miandry anareo hitory fitiavana indray zany zahay kou :lol:
Toa tsara figadona mintsy less elà Ragadona fa niova ny tantana ato ny vhvnjay no hikoty antsika =))Iza re no mba hikoty ahy zao e :-$ sarokenetra zah fa ataovy mangingina an =))=))
133. Fiffi ( 22/04/2006 15:45)
Ragadona: ka normal hiany ange zany eh! nanaiky nikotiny tao ko zao dia himenimenona indray ve ? :-D:-D:-D Iny koa Ralay ry zavavy oooooo !! :-D:-D:-D iza no hikoty azy fa sarokenatra hono izy eh! :-D:-D
134. Herimiafina ( 22/04/2006 16:03)
tsy mety ireto izany an! Araka ny Soratra masian dia ny lahy no alohan'ny vavy, ary ny lahy izay nampisehoana tamin'ny endrik'i Adama no mitady ny vady sahaza azy any amin'ny biby aloha (ireo sipasipa nangalana eksperiansa) izay vao nahita n'i Eva (ilay vehivavy nahavita namatotra). Mba marina e! Raha mivadika amin'izay de tsy sahan'i Edena tsony fa aafobe, ka dia idirandoza ny fiainanao raha tsy izay lojika izay. Mba marina, minoa ahy ry reto! :@
135. Fiffi ( 22/04/2006 16:10)
Herimiafina: rehefa ho serieux ianao dia tena serieux an! fa tsara kosa an! fa marina aloha ireo voalazanao ireo an! ahoana koa ary raha tena jerena raha ny marina an! hoe ny vavy ve no andeha hikoty lhl ? hafahafa hiany aloha an! nefa moa iza no mahita ?
136. Herimiafina ( 22/04/2006 16:16)
Misy tantara toy izany ihany ao anatin'ny Baiboly kah. Tamin'ireo zanak'i Davida dia nisy vehivavy iray namandrika ity anadahiny saingy nitsoaka ileio ary mody nikiakiaka ity anabaviny nanao hoe : "nataony ankeriny aho" dia noraisimpotsiny ity zanakalahin'i Davida mpanjaka ka natao tao amponja. nanomboka teo ziany ny afobe-ny, nokaotina vehivavy izy. hummmm Minoa ahy marimarina ry reto! :@
137. Ralay ( 22/04/2006 16:39)
Ka ianareo vehivavy anie ry Fiffi te hitovy @ lehilahy e dia mba anjaranareo indray zao no mba mikoty fa inona ny olana @zany anefa e. :lol:izahay mba mistyle kely njay :@
138. cutie ( 22/04/2006 17:24)
hay ve Ralay koa mba miditra forum e :-D
139. diamondra27 ( 22/04/2006 17:35)
cutie: tairo ary raha hikoty an'iralay njy raha tsy zany de atomboko ny ahy

ralay::wink:
140. cutie ( 22/04/2006 17:39)
DM, za efa niteny we za tsy mahay fa aleo ny bandy ihany no mikoty :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
mazotoa njy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0846