aona ra mba ny vehivavy indray no mitory fitiavana voalohany

161. kiali ( 25/04/2006 15:02)
kiali > [hoatrany zakako ihany i kiali rey ol saingy indrisy ]
fa ahona indray aza no oe indrisy? nony taitra indray ve zah vô miembotra indry!
162. kala ( 25/04/2006 15:45)
bandykell > kou elà ange miteny hoe fakitera ê! de vidina hajia no ananako ê!:-* :-* :-* ary ê!

kiali > zà tsy mihemotra fa hoatrany be ange ny admiratrices nao de aleoko mamoy ê! fa na zany aza aleo asiana :* :* :* :* (l)(l)(l)(l)
163. kiali ( 25/04/2006 18:50)
kala> iza hono zany admiratrice-ko bedebe zany??? zah angeh fidéle eh
164. bandykell ( 25/04/2006 18:58)
kala:

bandykell > kou elà ange miteny hoe fakitera ê! de vidina hajia no ananako ê!:-* :-* :-* ary ê!

kiali > zà tsy mihemotra fa hoatrany be ange ny admiratrices nao de aleoko mamoy ê! fa na zany aza aleo asiana :* :* :* :* (l)(l)(l)(l)


ity ihany ny hajia miasa aty @ factera bandykell :-*:-*

165. sasa ( 26/04/2006 03:52)
kala kou raha malama kou za d ahoana? tsy aleo tsy mankany fa sao d wain any klé :-D:-D:-D
166. kala ( 26/04/2006 05:54)
kiali > aiza koa ê!:wink: :* :* :* :* :* :* :* zà tsy tia bandy fidèle fa ny sipa fidèle no tena milay:twisted:

bandykelly > eo aza ê!:* :-* :* :-*

sasa > ry zareo ange no nahita an'izany tary ambadika tary de tsy haiko :cry:
andramo kôtina aloha Ragadona de ho hita eo :-*
167. mamzelkely ( 26/04/2006 06:03)
bandykell nga ts loza mits eee :snif:

kala zah ts hanao trony :-D:-D
168. bandykell ( 26/04/2006 11:08)
mamzelkely:

bandykell nga ts loza mits eee :snif:

kala zah ts hanao trony :-D:-D

tsona anie, avy tambatabaziko aakia an...:):):):)
169. mamzelkely ( 26/04/2006 11:21)
eo aza eeee :snif::°)
170. kiali ( 26/04/2006 15:34)
lety eh! barakin'ny efa mandainga zah oe fidéle bola tsy mataitra an'i kala ihany!!
171. Herimiafina ( 26/04/2006 21:13)
bandykell:

zavatra tsy azoko @ nareo ratovovavy hoe refa mba mitory fitiavana originaly le bandy mety mahazo felaka taimaina sy tena mazevatra. Mba manao romantika sady hoe mitovy @ habehanao ny fitiavako anao de tonga ranga ny sofin-dra zazavavy de tezitrabe nefa tsy fidiny an'le bandy no tia...mahita zavatra kely hampifilafila bandy foana nareo...@ zao andro moderena zao maninona indray mou ra nareo no mitory fitiavana bandy de ny bandy indray no miandry fotsiny?


Tena tsy mety ihany ity kty!
Ohatry ny nidirany taminao no ivoahany aminao avy teo! Mba marina e!
Sipa zaka eny andalna very eny andalana hoy ny tsy Ntaolo izay, hehehehe=))=))
172. bandykell ( 26/04/2006 21:27)
mamzelkely:

eo aza eeee :snif::°)


njy kono klou fetsy be:-w:-w:-w:-w njy tokony hikoty njay nolasa ho voakoty an=D=D=D=D=D haleo maka saina kely klou miala fandrika:@:@:@:@:@:@
173. sasa ( 27/04/2006 04:04)
Kala aleo tena mitady hafa mintsy za klé tsy mety wa:-D:-D:-D
174. kala ( 27/04/2006 05:40)
HM > aiza koa ê!:wink::roll::roll:

kiali > =((=((=((=(( efa ela tamin'elà ange zà de elà mody fanin tsinon kou.
aleo ihany zà hiandry kôtina fa toa tsy laitrako ny ampifilafilaina bandy :twisted:

mamzel > aza malaky mitsoaka :-*:-*

sasa > andramo ndray ny hafa ê! indray mandeha ve no manta vary, paty ndray atao ranona:-* :-* :-*
175. mamzelkely ( 27/04/2006 05:51)
bandykell =((=(( lazaina fa feutsy njay ve rangah zah nefa mbô mampalahelo :snif::snif: alaivo tsara aza ny saina de tanjemo ts mahay manenjika aa :@:@:-D:-D

kala zah ngeh ts malaky mtsoka ee :-*:-*:-*
176. bandykell ( 27/04/2006 16:02)
mamzelkely:

bandykell =((=(( lazaina fa feutsy njay ve rangah zah nefa mbô mampalahelo :snif::snif: alaivo tsara aza ny saina de tanjemo ts mahay manenjika aa :@:@:-D:-D

kala zah ngeh ts malaky mtsoka ee :-*:-*:-*

njy aza malahelo mou eeee.. njy ange ra malahelo tsy afaka makoty eee;-);-);-);-):wink::wink::wink::wink:
177. kiali ( 27/04/2006 16:51)
kala> zany an! tena tara zah le!! de ahona zany ?:lol::lol::lol:
178. sasa ( 28/04/2006 04:34)
kala an! tena raha vao mihinana paty za vao maika matavy be koa :-D:-D:-D:-D aleo vary ihany d hohanina manta koa :-D:-D
179. Vahinala ( 28/04/2006 04:57)
Ataovy ry reto ze mety a, tsy olana io na vavy na lahy fa samy mba mitia ihany koa !

mamzelkely > Re njy, eto ihany fa mbola teren'ny fitadiavana e !:-*
180. kala ( 29/04/2006 07:33)
kiali > hararaoty haingana fa sady efa mihafohy ny fotoana ê!:roll::roll: sady zà misy androny rahateo8)8)

sasa > ataovy asiety de kridité ndray ary ê! mbô migaridé ligne:-D:-D:-D ndehana aloha mikôty njy fa sao lany zara eo=))=)) lengako moa zany ô:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009