Judas Iscariote
61. marozevo
(
10/04/2006 21:52)
Hoy i vaika ao ambony ao :
"Farany, ny Pretra sy ny Pasteur isan-karazany dia tsarovy fa mpanantanteraka fotsiny ihany koa, ary tsy milaza hafa tsy izay nampianarina sy nasaina hoteneniny."
Izaho kosa tsy d'akord aminao ka... Olona manana ny fisainanay sy fandinihany izy ireny fa tsy sanatria akory lecteur de disque na robot.
avy eo dia mbola tohizin'i vaika hoe :
Na izany aza tsy mitombona intsony tampoka ilay hoe tenin'Andriamanitra ilay Baiboly (raha io argument-nao io no jerena) satria lasa "best of" des Apôtres noho ilay textes sasany notsongaina (canons)ary ny sasany navela ho apocryphes sous prétexte hoe mifandrindra fotsiny.
Ny Epitres i Paul rehetra rahateo koa tsy ao anaty Baiboly daholo !
Ka mbola haveriko ihany ilay fanontaniana : nahoana no censurer-na ny soratry ny Apôtres sasany ? Ary nahoana no tsy hampidirina daholo ny tenin'ireo notsongaina ?
Raha hoe mifandrindra no valiny dia tsy ampy sa misy hafenina ny mpino ?
Dia izao ra-vaika ah. Tsy hoe mifandrindra no tena antony, fa noho izy mianona amin'ny fitantarana fotsiny fa tsy mampita fiainam-pinoana. Ny sasany tamin'ireo apokrifa koa dia voasoratra tao anaty fietanam-po be loatra ka nampiova ny tena zava-misy, toy izany ilay somary miendrtika angano voalazan'i Fiffi.
Tsy resaka censure mihitsy fa fitsinjovana ny ho mpamaky no antony nisidihana ny soratra masina tamin'ny symposium de Carthage, sy tamin'ny Concile.

62. diamondra27
(
10/04/2006 22:54)
aiza no misy izany oe: sambatra izay mino nefa tsy mahita?:wink: TV
63. Fiffi
(
11/04/2006 05:03)
26 Ary nony afaka havaloana, dia tafangona teo indray ny mpianany, ary teo koa Tomasy. Dia tonga Jesosy, rehefa voarindrina ny varavarana, ka nitsangana teo afovoany, dia nanao hoe: Fiadanana ho anareo. 27 Ary hoy Izy tamin' i Tomasy: Atehefo eto ny rantsan-tànanao, ka jereo ny tànako; ary atehefo eto koa ny tànanao, ka ataovy amin' ny lanivoako; ary aza ho isan' izay tsy mino, fa minoa. 28 Dia namaly Tomasy ka nanao taminy hoe: Tompoko sy Andriamanitro! 29 Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy hianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino.
DM: andraso kely aloha fa omeko andry io an!

64. Fiffi
(
11/04/2006 05:30)
DM: io ary akia an!
« Thomas, appelé Didyme, l'un des douze, n'était pas avec eux lorsque Jésus vint. Les autres disciples lui dirent donc : Nous avons vu le Seigneur. Mais il leur dit : Si je ne vois dans ses mains la marque des clous, et si je ne mets mon doigt dans la marque des clous, et si je ne mets ma main dans son côté, je ne croirai point.
« Huit jours après, les disciples étaient de nouveau dans la maison, et Thomas se trouvait avec eux. Jésus vint, les portes étant fermées, se présenta au milieu d'eux, et dit : La paix soit avec vous ! Puis il dit à Thomas : Avance ici ton doigt, et regarde mes mains ; avance aussi ta main, et mets-la dans mon côté ; et ne sois pas incrédule, mais crois. Thomas lui répondit : Mon Seigneur et mon Dieu ! Jésus lui dit : Parce que tu m'as vu, tu as cru. Heureux ceux qui n'ont pas vu, et qui ont cru ! » (Jean 20:24-29)

65. jentilisa
(
11/04/2006 06:16)
Tsy hita tampoka i Vaika satria nisy nahay namaly azy tato, efa mahamahay zavatra koa ilay gasy ato amin'ny serasera an! izaho aza tsy maharaka nainona na inona! tsy novaliany koa ilay hoe an'i Tomasy ilay evanjely nolazainy fa tsy an'i Jodasy (ilay tany amin'ny ranomasina maty io!
Ny fampahalalam-baovao frantsay koa anie te-handefa polemika amin'ny resaka fivavahana kristiana satria te-hanambany ny mpivavaka ho mpinomino foana e!

66. Fiffi
(
11/04/2006 06:26)
efa mahamahay zavatra koa ilay gasy ato amin'ny serasera an!:roll: nga hono natokana ho an'ny vahiny hiany ny fahaizana kay ?
67. marozevo
(
11/04/2006 10:56)
Za kosa mino fa tsy hoe izany no hevitr'i jentilisa ry Fiffi. Iaraha-mahita kosa ny fivoaran'ny finoana misy eto amin'ity serasera ity. Raha tsy nisy ity dia ho samy nihanona tamin'izay heveriny ny tsirairay. Izao mba afaka mifampizara sy mifampitombo fahalalana.
Izany ny ahy no tsy ialako eto, satria mino aho fa hampiytombo ny fahalalako sy ny finoako ny mifampizara eto.

68. Fiffi
(
11/04/2006 13:44)
ny ahy aloha dia tena sarotra ny mandainga fa tena nampitombo marina tokoa an!
71. jentilisa
(
12/04/2006 13:46)
Izaho aloha dia tena mahita hoe nampisy fivoarana ilay izy e! sady manjary tena mifototra sy mitady ilay fototry ny fampianarana mihitsy.
72. Vaika
(
12/04/2006 18:25)
jentilisa :
Ady hevitra ihany no teto fa tsy guerre-guerre. Aza mandray am-po loatra fa samy manana ny fomba fijeriny ary samy mitondra ny arguments-ny.
I Vaika izany anie miseho ho mahalala zavatra e!
Tsy hita tampoka i Vaika satria nisy nahay namaly azy tato
Ady hevitra ihany no teto fa tsy guerre-guerre. Aza mandray am-po loatra fa samy manana ny fomba fijeriny ary samy mitondra ny arguments-ny.
izaho aza tsy maharaka nainona na inona!Fifanakalozan-kevitra no eto ka mino aho fa tsy hisy hanambany n'iza n'iza, ka alefao ny hevitra !
Izaho aloha dia tena mahita hoe nampisy fivoarana ilay izy e! sady manjary tena mifototra sy mitady ilay fototry ny fampianarana mihitsy.Izay ahay !=D
73. Fiffi
(
13/04/2006 04:24)
ilay fototra kosa aloha , io hiany no mahatonga antsika hino ka tsy ho sasatrin'ny fitadihavana ary hampitombo ny finoantsika isan'andro ka ny Tompo eo anilantsika hanampy antsika foana hizotra @ io lalana io.
74. jentilisa
(
13/04/2006 08:15)
Hay ve ianao tao ihany e! Ny hevitra tokoa no miady. Izaho aza niteny hoe izaho aza misy tsy arako e! fa hahitana zavatra maro tokoa aloha ato.
77. Fiffi
(
14/04/2006 12:51)
jentilisa: hazoto tokoa moa izany ary hivavaka ho antsika rehetra koa mba hazoto fa ho eo anilantsika lalandava ny Tompo.
78. marozevo
(
18/04/2006 20:02)
Misy mahery vaika be eto amin'ity loha hevitra ity. Kalma Rabe fa dinika no atao ah.
79. Fiffi
(
19/04/2006 05:02)
mbola mitady foana aho hatramin'izao ny momba an'io Judas io fa raha mba misy afaka manampy ahy an! de misaotra indrindra :)
80. marozevo
(
19/04/2006 09:42)
Inona marina hoe no tadiavin'i Fiffi ? Momba an'i Jodasy !... Angaha tsy ilay ao amin'ny Baiboly eh.. Sa moa misy hevitra hafa tokoa kay mipoitra eto.
Raha ny hevitro dia izao : Tsy nampoizin'i Jodasy loatra ho grave be no tohin'ny tantara, ka izany no namonoany tena.