Izaho no olona faha 100 namaly eto !!!
Fiffi > Toa ohatran'ny hoe mananihany anao aho. Tsia sanatria. Tena azoko fa nitady "smiley" manambara figagàna aho dia tsy nahita ka io :?:no nataoko. kay tokony ho :!: na ity:idea:.
Misaotra amin'ny fanazavana ary mirary soa.