Judas Iscariote

41. Herimiafina ( 08/04/2006 16:02)
Tsy tokony hisy lojika matematika na psykolojina na filozofika, ny Soratra. Izay no mahateni'Andriamanitra azy. Raha misy lojika mantsy dia na i Einstein aza dia efa lasa natao hoe Andriamanitra. ahan. :-w

izay voasoratra dia voasoratra, alea jacta est.

Raha tsy teo i Jodasy de tsy ho tanteraka ny Teny. :-w

42. lapino ( 08/04/2006 20:22)
Andriamanitra dia nahary an'i Jodasy, ary i Jodasy namadika an'i Jesosy. Efa fantatr'Andriamanitra mialoha izany, efa fantatr'i Jesosy mialoha.

Ka raha ny antony nahariana an'i Jodasy dia ny mba hamadihany an'i Jesosy, midika inona moa na nasain'i Jesosy navadika aza izy? Nila niteny tamin'ny vava akory koa ve moa i Jesosy vao nahairaka an'i Jodasy hamadika azy raha izay no fandehany? I Jesosy mihitsy izany no tsy lojika?!

Amiko tsy dia misy dikany loatra io polemika io, na marina ny nolazain'i Jodasy na tsia.

Zavatra iray ihany no azoko tsoahina amin'izany: Raha voaporofo ara-tsiansa fa tena nisy izany i Jodasy, dia voaporofo koa fa tena nisy i Jesosy, ary tena maty nohomboana Izy satria navadik'i Jodasy. Ary sitrapon'Andriamanitra daholo izany.
43. Herimiafina ( 08/04/2006 20:41)
Ahan :@ bien dit leisy!

Iza no tena fahavalon'ny fitiavan'i Jesoa?
-Ny famadihan'i Jodasy azy.
-Ny fankahalan'ny jiosy azy.
-Ny tsy firaharahian'i Pilato azy (manasa tanana).

Ny fahatelo no tena fahavalon,ny fitiavana: l'indifférence, n'inon'inona antony, na raison diplaomatika, na inona, na zaza teraka aza, ahan :@:@
44. Fiffi ( 09/04/2006 03:49)
Raha voaporofo ara-tsiansa fa tena nisy izany i Jodasy, dia voaporofo koa fa tena nisy i Jesosy, ary tena maty nohomboana Izy satria navadik'i Jodasy.
ny an'i lapino zany tsy mino an'izany ianao raha tsy voaporofo ara-tsiansa ? raha mba hoe tsy nino fotsiny ianao ny momban'i Jodasy maninona moa ? io dia arakin'ny tsirairay hiany fa dia ity filazanao hoe dia voaporofo koa fa tena nisy i Jesosy, ary tena maty nohomboana Izy satria navadik'i Jodasy.ary ny fiasian'ny Baiboly koa zany tsy mino ianao ? na dia Jesosy ve aza dia hialainao porofy ara-tsiansa ? hoy Jesoa " SAMBATRA IZAY MINO NEFA TSY NAHITA"
45. dadabe ( 09/04/2006 03:55)
:roll::roll::roll::-@:-@
46. Fiffi ( 09/04/2006 03:57)
dadabe: fa ahoana ? tsy marina ve io voalazako io ? "Sambatra izay mino nefa tsy nahita" ary ny baiboly ry dadabe ?
47. dadabe ( 09/04/2006 04:00)
marina anie le nolazainao fa zah no tsy manankambara satria efa tsy arako hatramin'ny volohany le fifanakalozankevitra e!:(
48. Fiffi ( 09/04/2006 04:04)
dadabe; ka zah aloha raha mahita an'ity :-@ dia midika amiko zany fa tokony hangina aho sa tsy io no dikan'io sary kely io ? :wink:
49. dadabe ( 09/04/2006 04:14)
yee zay mihitsy aleoko tsy miteny fa sao miteniteny foana eo zah:wink:
50. Fiffi ( 09/04/2006 05:44)
fa nahoana kosa ary no tonga dia hoe miteniteny foana eh ? mba ady hevitra anie ny eto eh!
51. lapino ( 09/04/2006 06:22)
Fiffi a, aza ny finoako aloha no tarafina ao amin'izay resako, fa ny hevitra lazaiko. Fa nandray vilana an'ilay resaka tokoa ianao teo.
52. Fiffi ( 09/04/2006 06:23)
lapino: ok ! miala tsiny ary ! :oops:
53. lapino ( 09/04/2006 06:45)
Fiffi, tsy hoe misy tsiny akory, fa ny resaka tiako hambara dia hoe: raha voaporofo àry fa tena nisy i Jesosy,
- izay efa nino dia hanamafy ny finoany izay
- izay tsy nino kosa, mbola hijanona tsy hino foana ve?
54. dadabe ( 09/04/2006 10:36)
yee zay
55. Fiffi ( 09/04/2006 12:48)
Zavatra iray ihany no azoko tsoahina amin'izany: Raha voaporofo ara-tsiansa fa tena nisy izany i Jodasy, dia voaporofo koa fa tena nisy i Jesosy, ary tena maty nohomboana Izy satria navadik'i Jodasy.
raha mijery an'io voalaza io aho dia tsotra hiany ny havaliko azy ary. Ny baiboly tsy mila porofohina.
56. dadabe ( 09/04/2006 13:07)
hummm :D
57. Fiffi ( 09/04/2006 13:15)
ka marina io ka!
58. dadabe ( 09/04/2006 13:35)
yeee(l):wink:
59. vale ( 09/04/2006 15:36)
marina ny andry ry fiffi!
fa maninona no mila porofo(ara-tsiansa) nefa eh? "sambatra izay mino nefa tsy mahita" , tena marina koa io!ary Atra koa niteny hoe:"Aza mihady hevitra momba ahy", noho izany isika izay mino an'Atra tsy tokony mbola hieritreritra zavatra hafa inona indray, ny porofo sns, sns,...
60. Fiffi ( 10/04/2006 04:18)
hoy lapino:
izay efa nino dia hanamafy ny finoany izay
marina ny anao , hanamafy hatrany tokoa moa.
izay tsy nino kosa, mbola hijanona tsy hino foana ve?
indrisy fa io aloha dia miankina @ tsirairay hiany . Fa aty @ nay aty zao @ Alahady Paska dia hisy ny batisa an'ankizy 7 ary ankizy efa feno 13-11 taona , ary ny Asabotsy alina dia 5 no isan'ny olon-dehibe , hita @ zany fa tsy mijanona @ tsy finoana ny olona.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0087