DIDY FAHA-7 "AZA MIJANGAJANGA"
121. jentilisa
(
24/03/2006 05:03)
Lasa tahaka ny adala ianao raha miteniteny izany, satria tsy any intsony ny fomba fihevitry ny maro, mody tsy miteny ireo. Heveriny fa mbola zaza raha tenitenenina amin'izany saingy tsara aloha raha nahatanteraka izany sady mbola hahatanteraka izany e!
122. Veloo
(
24/03/2006 20:22)
jentilisa a ahona aho no adala? za mi-baser @ baiboly ary mbola betsaka ny olona "adala" arak'ilay lazainao ... fa angaha rehefa oe ny olona rehetra manao an'ilay izy dia fona ny didin'andriamanitra??? sanatria reha izany.:wink:
marina fa tsy ho betsaka ny hanatanteraka an'ilay izy izay ho hivavahana tena am-po mangataka famelahana @ Andriamanitra:wink:

123. marozevo
(
25/03/2006 00:18)
Izay lazain'izao tontolo izao ho adala no voafidin'Andriamanitra hahamenatra ny hendry.
Izay ataon'izao tontolo izao ho faneso no fidian'Andriamanitra...
Izay ataon'izao tontolo izao ho osa no fidian'Andriamanitra hahamenatra ny matanjaka
..... ao amin'ny I Kor1, 26-31 ao vakiana.
Dia misy koa hoe ... "Izahay mitory an'i Kristy,... mitory ny hazofijaliana... hadalàna ho an'izao tontolo izao fa fahendren'Andriamanitra ho an'izay mino" ... io tsy tadidiko ny referansy.

125. jentilisa
(
25/03/2006 12:39)
mahay mitoriteny tampoka i marozevo izany an!
ny fitoriana ny hazo fijaliana no fahadalana torian'i Paoly. Misy ny zavatra ilaina fahaizana miteny. Misy teny milaza hoe tsy tahaka ny zaza didiana amin'izay tokony atao sy tsy atao isika fa apetraka hahay hamakafaka sy handinika.
Raha mamaky ny baiboly isika dia hahita hoe izay misaotra ny vadiny dia mampijangajanga sy mijangajanga. Izay mampakatra ny voasaotra ihany koa dia mijangajanga. Eo amin'ny soratra izany dia "condamné(e)" hatrany ny olona ilaozan'ny vadiny. Raha jerena indray ny fiaraha-monina dia aleon'ny olona mahita azy manana olona iray hafa toy izay lasa be fizaràna amin'ny olona rehetra. Jereo tsara fa ilay fijangajangana izany tsy miraharaha mihitsy izay fitiavana any amin'ny olona any na dia tsy manambady aza izy. izaho moa toy ny nametraka tany aloha tany hoe antoky ny rafi-piaraha-monina tsy azo noravana ny fanambadiana, ankehitriny ary efa be ny rava fanambadiana, tsy avotra intsony ve ireny olona ireny? Sao dia izay no vao maika mampitroatra azy ka mandranitra sy manome fakam-panahy ny olona rehetra?
Ity mba tiako hovalianareo hahitanareo izay tokony hoheverina: raha any amin'ny tany silamo ilay olona ka telo ny vadiny( efa nisy mihitsy ary maromaro ny tranga). Niova ho kristiana ary io olona io. Inona no tokony ataony? tsy maintsy ariana ve ny roa? dia tsy mahazo manambady intsony ve ireo roa ireo raha misy izany? jereko aloha izay valinteninareo ary!

126. marozevo
(
26/03/2006 00:49)
Tsy any amin'ny tany Silamo ihany fa na aiza na aiza, ka misy io "cas" lazain'i jentilisa io, dia tsy misy ady hevitra kosa eh... "Lehilahy iray sy vehivavy iray". Fa ny fomba fanazavana amin'ilay olona voakasika akory tsy atao didin'ny be sandry, fa ampiasaina ny fotoana handinihany, handraisany fanapahan-kevitra... Raha tena coviction no hifindrany fa tsy fitadiavan-tombontsoa, dia izy ihany dia efa hahita ny hataony.
127. Veloo
(
26/03/2006 02:01)
zany mihitsy:wink:
jentilisa a raha isika nohanaraka izay ataon'ny olona dia ho very mihitsy... ka tano ny finona sy mitandrema tsara fa efa kely sis ny andron;ilay devoly ka toy ny liona mitady izay azony arapany izy:wink:

128. marozevo
(
26/03/2006 22:59)
Iaraha-mahita tokoa ankehitriny ny fironan'ny toe-tsain'ny mpiara-belona : PACS - Union libre - sns... Fa na ho tonga 99% aza io fironan-kevitra io dia tsy miova ny fahamarinana "Lehilahy iray sy vehivavy iray". Mt 19,6. (le andininy tsy tena siora aho fa manodidina eo).
129. jentilisa
(
27/03/2006 13:51)
Tsy azo atao ny manao toy izany! zava-nitranga ho'aho io. Ny fiangonana any amin'ireny misy zavatra mitranga toy ireny dia mamela azy ho kristiana saingy raha protestanta no idirany ohatra, tsy afa-manao diakona na mpitondra fivavahana intsony izy saingy tsy mety ny manakana azy. Ny olona vao mifindra izany anie vao nandalo krizy be dia terena hoe lahy iray vavy iray ve? Jadona izany na fomba ahoana ilazana azy na fomba ahoana. Tany amin'ny tany silamo mihitsy no nitrangan'ireo tranga ireo. Sa diso ary ny fiangonana amin'izay fotoana izay?
130. mandalo
(
27/03/2006 16:35)
maro ny manenjika ny silamo fa izao midera azy amin\'ny fanarahan\'izy ireo ny \"baiboliny\" dia ny \"coran \"izany. tsy miteny aho hoe marina ny finoany fa raha ny kristiana rehtra no miezaka manarka ny teny voalaza ao anaty baiboly toy ny fanaon\'ny silamo dia tsy nanjaka akory izany fomba fijery PACS izany; izany homosexualité izany dia tsy nalazabe hoatran\'ny amin\'izao fotoana izao.misora-tena ho kristiana ny ankabeazan\'ny olona ary aty an-dafy aty izy dia misy sahy miteny ny tenany hoe: \"chrétien izahay fa tsy pratiquant\"; izany no manamarina fa tsy maka aina ny devoly fa mierona sy miandry anao ary mitady ny fomba rehetra handavoana anao.
fantan\'ny devoly tsara ny olona fa nahita fianarana ka tsy hanaiky ho voafitaka amin\'ny zavatra tsy voaporofo( non démontré scientifiquement) ka ampiasainy ny technique rehetra mba tsy hanajan\'ny olona ny fanambadiany (mariage entre un homme et une femme) ary hainy tsara fa ny secret-ny bonheur nomen\'Andriamanitra ny olona dia ao antin\'ny \"sexualité dans le cadre du mariage\" (Gen 1:27-31: Gen 2:24-25).
Io sexe io no hampiasain\'ny devoly hamitahana ny olombelona; ka indraindrainy izao fahatsarana sy fahafinaretana azo avy amin\'io;marina ny ambarany saingy tsy hiteraka fahasoavana sy fiadanana ho an\'ny olona izany raha atao ao ivelan\'ny mariage; ary izay indrindra ny tanjon\'ilay ratsy dia ny hahapotraka sy hahalavo ny olombelona ka ho very.
tsarovy lalandava fa tsy hoe nijanona tany edena akory ny fitak\'i satana , ary tsy Eva akory no tena vendrana ka mora voafitaka fa tena mahery satana (Ange déchue).
tsy misy afka ny hijoro ka hiteny hoe mahavita manantanteraka ny didy folo amin\'ny herin\'ny tenany irery fa raha izany no misy dia tsy nilana tonga tety an-tany i jesosy fa afaka miavo-tena ny olombelona;
Ny fiarahanao amin\'i jesosy ireny ihany no hany vahaolana hahafahantsika mahavita manaraka ny didy faha7 na faha 6 .Ary ny teniny dia manamafy fa ataony manoatra nohon\'ny Mpandresy isika, koa matokia fa mahery ny Tompontsika

131. Veloo
(
27/03/2006 19:02)
tssssssss za kosa rangaha tsy mba manaiky ny fomba ny islamo a aiza lesy ko andevozina otran'inn ny vehivavy sahala @ zavatra ny fi-consideren-njy zareo azy.
aza mino ianao fa ny islamo tsy mijangangajanga.. ireo ko manana vady 3 na 4 an
trop strict lotra ry zaareo , ny nanomezan'Antra ny lalany tsy anterana fa am-pitiavana....
extreme be ankehitriny eeeeeeeeee
anao ny mieritreritra:wink:

132. Achia
(
27/03/2006 19:59)
ny coran nge ka le tt ny baiboly ihany e fa misy ny tsy ampy ary misy ny miova
133. marozevo
(
27/03/2006 22:40)
Jentilisa > miangavy anao kely fotsiny aho, miakàra lignes roa fotsiny ao ambonin'ilay hevitro valianao io, dia ho hitanao, fa tsy mifanohitra akory io hevitra arosoko io, sy ny izay heverinao.
134. Veloo
(
28/03/2006 01:49)
achia a ie marina zany ka fa ry zareo tsy mino an'i jesosy, ny empire ottoman (mohamed) no ekeny
dia mba ekenareo ve ny fomba fivavahan=ndry zareo... ry zareo anie tena mbola mampiasa plus an'ilay loi ceremonielle be e

135. jentilisa
(
29/03/2006 07:37)
sahala amin'ny tsy mampiasa fitaovana mihitsy koa ry mandalo izany! aza mandainga ho'aho!
136. Angie
(
29/03/2006 09:25)
Tena mampalahelo mihintsy aloha no mahita ireo silamo mamono tena mba ho lasa martira hono tena grave zany marina fa dia Andriamanitra inona aona loatra re no hanome fiainana mandrakizay ho an\\\'ireo mpamono olona alohan\\\'ny hahafatesany.
Tsy mba afaka mibebaka akory vy eo namikofesy raha mino izany fa tonga direct be...:twisted:

138. Veloo
(
29/03/2006 20:39)
angie ie wa retsy tena mamplahelo ilay fisainana nomena an-dryzareo o?:(