DIDY FAHA-7 "AZA MIJANGAJANGA"

1. diamondra27 ( 03/03/2006 10:18)
DIDY FOLO Tohiny

Tsara ho marihina fa raha manokatra ity dinika ity aho dia tsy nataoko hitsarana na iza na iza ity size ity fa mba handinihintsika tena. Andriamanitra irery ihany no afaka mitsara antsika @ andro farany.

Koa samia ary mitondra izay heviny eto momba io fijangajangàna io

novalian'i marozevo ny 11/04/2006 18:55
2. diamondra27 ( 03/03/2006 10:24)
EKSEDOSY 20:14 " Aza mijangajanga"

MATIO 5:27 Efa renareo fa voasoratra hoe: "aza mijangajanga"
3. diamondra27 ( 03/03/2006 11:22)
Didy faha-7 Eksedosy 20 :14 « AZA MIJANGAJANGA »

Ity Didy ity dia natao ho an’ny fianakaviana.
Eo amin’ny fiaraha-monina iainantsika @izao fotoana izao , dia lasa banale ny fijangajangana: bevohoka tsy manambady, homosexualité,…
Tsy tokony ho hamaivanana izany satria mitarika olana lehibe eo @ fiainampianakaviana.
C’est une cause de souffrance, blessure, culpabilité, méfiance etc…
Enseigne que l’égoÏsme, l’infidelité, l’irresponsabilité, déloyauté = normales

Isika rehetra de concerné @io didy io.
Andriamanitra nahary antsika mba hanana fitiavana madio , il faut la chérir non pas abusée.

Inona ary no tsy azo atao ?

L’adultère signifie falsifier, corrompre sa sexualité en l’employant en dehors du cadre du mariage.

Inona no nahatonga izany ?
Fakampanahy,
Safidiko = c’est mon choix,
Mba hananako satisfaction.
Ny tsy fahononantena, l’aliénation, ny fiainana anaty fantasmes (films porno…)
Andriamanitra namorona antsika mba hananantsika fitiavana madio ary noararianay aza ny mba hananantsika fara sy dimby. GENESISY 1:28 =Ary Atra nitsodrano azy nanao hoe: maroa fara sy mihabetsahaary mamenoa ny tany, ka mampanompoa azy
Andriamanitra kosa dia nanome limite momba ny expression de la sexualité, c’est pour le foyer. Pour préserver la race humaine et pour que 2 personnes expriment un vrai sens d’amour, de joie, loyauté et de soin, sécurité, estime et de l’accomplissement

I KORT 6 :18 = mandosira ny fijangajangana. Izay fahotana rehetra ataon’ny olona dia eny ivelan’ny tena ihany ; fa ny mpijangajanga kosa dia manota mihatra @ tenany

I PETERA 2 :11 = Ry malala, mananatra anareo aho satria vahinysy mpivahiny ianareo, fadio ny filàn’ny nofo, fa miady @ fanahy ireny

OHABOLANA 6 :32 =Izay mijangajanga @ vehivavy dia tsy ampy saina ; izay te-hanimba tena no manao izany

HEBREO 13 :4 = Aoka hanankaja @olona rehetra ny fanambadiana, ary aoka tsy ho voaloto ny fandriana : fa ny mpijangajanga sy ny mpaka vadin’olona dia hohelohin’Atra


4. diamondra27 ( 03/03/2006 13:58)
INONA NY CONSEQUENCES ?

Iarahan’ny be sy ny maro mahalala fa ny fijangajangana de misy fiantraikany @ fianakaviana ; détruit la famille et trahi la confiance.
Raha misy mijangajanga na ny lahy na ny vavy, dia simba le atao hoe : fianakaviana satria nozarainao any ankafa ilay izy, ary manombonka ny fiahiahiana, lasa tsy matoky ilay olona tianao intsony ianao fa mahina lava, ary raha mitohy izany dia mety hiafara @ fisarahana.
Mitohy foana anefa io conséquences io : mety hahazo aretina ianao (sida, MST) manjary misy ny enfants illégitime, ny culpabilité sns…Manota ny tenanao, misaraka @ firaisanao @Atra SALAMO 51 :11 = aza manary ahy hiala eo anatrehanao.
C’EST UN PROBLEME EMOTIONNEL, MENTAL, PHYSIQUE

Ahoana hoy Jesosy momba ny fijangajangana ?


MATIO 19 :18 = … Hoy ralehilahy taminy : Inona avy moa ? dia hoy Jesosy: Ny hoe aza mamono olona, aza mijangajanga ….

MATIO 5:28 = Fa Izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa mijangajanga taminy tampony sahady

AHOANA NO TOKONY ATAOKO?

1- Jamais regarder 2 fois
MAT 5:28, JOBA 31:1 = « J’avais fait un pacte avec mes yeux, et je n’aurais pas arrêté mes regards sur une vierge » = Efa nampanekeko ny masoko : koa ataoko ahoana indray ny no fijery zazavavy ?

2- De fuir la tentation
I TES 5 :22 = fadio ny fanao ratsy rehetra
I KOR 6:18 = mandosira ny fijangajangana.

3- Ne touche pas à l’impur
II KORT 6 :17,18 = … ary aza manendry zavatra tsy madio ; ary izaho dia handray anareo
4 - D’être rempli du Saint-Esprit

EFESIANA 5:18 = ary aza ho mamondivay ianareo, fa @izany dia misy fanaranampo @ ratsy, fa aoka hofenoina ny Fanahy

5- Obéir à la Parole SALAMO 119:9,11= Inona no hiarovan’ny zatovo ny lalankalehanytsy ho voaloto? Ny fitandremana araka ny teninao. T@ foko rehetrano nitadiavako Anao, aza avela hivily hiala @ didinao aho. Ato ampoko no iraketako ny teninao, mba tsy hanotàko Aminao

6- Jamais mêler d’une conversation
EFESIANA 5:3-4 Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, n any fieremana, dia aza avela hotononina eo @nareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masina izany , n any fahavetavetana, na resaka fahadalana, na vosodratsy, izay tsy tokony atao fa aleo misaotra

7- S’abandonner à Dieu
GALATIANA 2:20 = voahombo miaraka @ Kristy @ hazo fijalianaaho, ary tsy izaho intsony no velona , fa Kristy no velona ato anatiko; fa izay ivelomako ankehitriny eo @ nofo dia ivelomako@ finoana ny Zanak’Andriamanitra, izay efa tia ahy ka nanolotra ny tenany hamonjy ahy.





5. booboo ( 03/03/2006 14:01)
8O 8O 8O 8O fijangajangana ny fitondrana vohoka tsy manambady ? eh ben !!!!! 8O 8O 8O 8O 8O

re- 8O 8O 8O 8O " l'adultère signifie falsifier..... en dehors du cadre du mariage " !

6. booboo ( 03/03/2006 14:05)
8O 8O 8O hitako no taboo ny resaka mahakasika ny sexualité fa ankamaron'ny kristiana fa " jamais mêler d'une conversation " oun !
7. diamondra27 ( 03/03/2006 14:08)
booboo: eny akia a!

falsifier
= changer pour tromper ... en dehors du mariage

humm:-w:-w:-w be mihitsy ange 'ty fijangajangana ity e!
8. rpk ( 03/03/2006 14:09)
=D
De inona kosa ary no tokony ho atao mba tsy hijangajangàna intsony??? indrindra @ 'zao fiainana efa milòna tanteraka ao anatin'ny filàna izao???
9. zandikely ( 03/03/2006 14:10)
Fanisiana kely fotsiny:

Tsy didy faha 7 mihitsy no mandrara ny fizangazangana fa ny didy faha-6, fa ny didy faha 7 dia milaza hoe aza mangalatra.
10. diamondra27 ( 03/03/2006 14:11)
booboo: dia mihamazava tsikelikely ny antony e!
raha mampianatra ny zanakao kosa ianao mba handeha @ lalana tsara izy de tsy tabou fa fampianarana izy eo, satria responsabilité ny RAD ny mampianatra ny zanaka. Fa raha resaka tsy hampandroso @ fanarahana ny Tompo dia aleo hajanona.
Asa na mazava le tiako lazaina eto:wink:
11. dadabe ( 03/03/2006 14:11)
io angamba no tena sarotra tandremana mihitsy ry diamondra , satria ny olomboafidy aza dia mety ho latsaka ao anatin'io (asiko mafy ny tenako mba ho mangana :(:()

mifona aho Tompo fa efa nanota taminao:(

ny Tompo ny hifonako fa tsy ianao a:wink:
12. xxx ( 03/03/2006 14:12)
T sy ny fijangana ihany nge fa ny diso ny iray @ izy folo dia diso @ izy rehetra e .
13. diamondra27 ( 03/03/2006 14:13)
rpk: Efa voalaza etsy ambony etsy ny valiny ka!
ianao no mitandrina

vakio hatr@ farany le izy, azafady
14. diamondra27 ( 03/03/2006 14:14)
zandikely: jereo tsara fa didy faha-7 io ka:wink:
15. diamondra27 ( 03/03/2006 14:19)
dadabe: iaraha manaiky fa tena sarotra no manatanteraka io didy io e! indrindra @'zao vaninandro iainantsika izao, be de be ny fakampanahy ...
Fa dia ny mivavaka ihany no solution mba tsy hidirana ao @ fakampanahy.
16. diamondra27 ( 03/03/2006 14:22)
xxx: marina izany e!

fa tsy nataoko tary @ dinika "didy folo" ity mba ahazoantsika midinika tsara sy mifananatra eto

Fa ao anatin'ny didy folo kosa ito an!
17. dadabe ( 03/03/2006 14:23)
marina izany neny diamondra a :-*
18. zandikely ( 03/03/2006 14:29)
diamondra 27: Non tsy fahafito mihitsy io, asa tsy haiko ny fiangonana hafa fa raha katolika dia didy faha 6 ny mandrara aza mizangazanga.

Le sixieme Commandement: Tu ne commettras pas d'adultère ( Ex 20, 14)

-Le septieme commandement :
-Tu ne commettras pas de vol ( Ex 20, 15)
Tu ne voleras pas ( Mt 19, 18)
19. booboo ( 03/03/2006 14:30)
dadabe > didy sarotra tandremana mihitsy ? euh...fa misy mora tandremana angaha ?
20. diamondra27 ( 03/03/2006 14:47)
zandikely:
miala tsiny akia raha somary mifikitra @ le izy zà fa ny didy folo dia mizara 2

didy 4 voalohany dia natao mikasika momba an'Andriamanitra
didy 6 sisa dia natao mikasika antsika olombelona

avereno jerena ho aho , fa efa voalaza ny namana tao @ le didy folo ny fanazavana an'io

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1307