DIDY FAHA-7 "AZA MIJANGAJANGA"
21. ravakamalala
(
03/03/2006 14:49)
tena sarotra be mihitsy io resaka fijangajangana io.
ny zavatra isan ny tokony atao izany mba ialana amin ny fijangajangana dia ny fanambadiana ary ny fanajana ny vady.OK
dia nefa koa avy eo raha ohatra ka mijery vhv na lhl ka "mila" azy dia efa mijangajanga koa. misy izany ny fijangajangana an eritreritra nefa hevero fa sarotra am olombelona ny mifehy ny eritreritra (ohatra : firifiry moa ny olona tiantsika esorina anaty eritreritra fa e e e tsa mety e!)
dia avy eo koa ny resaka filana , ao anatin ny fanambadiana dia tsy tokony hiray ny mpivady raha tsy manana eritreritra ny hiteraka fa tsy azo atao izany ilay hoe pour le plaisir e!
MANAHIRANA IHANY IZY ITY

22. diamondra27
(
03/03/2006 14:57)
zandikely: efa nalàna tsinona le oe:aza manao voasokitra ho anao
23. booboo
(
03/03/2006 15:00)
8O 8O 8O voasoratra aiza ho aiza zany hoe refa te-hiteraka ihany vao mahazo miray ny mpivady ?
24. ravakamalala
(
03/03/2006 15:06)
booboo > tsy haiko fa ireo katolika namako no, rehefa miresaka momba io izahay, dia manohina fa izany no antony tsy haneken ny vatican ny fampiasana ny fitaizana aizana fa ny abstinence ihany. ka matoa izany miray dia te hiteraka fa tsy azo sakanana amin ny fomba fomba tsika olombelona io.
26. diamondra27
(
03/03/2006 15:37)
ravakamalala: vady - mifanaja , ok
ie , raha manana eritreritra ianao oe: za tia an\'iny olona iny, ka te-hiaraka aminy , de \'zay le fahotana, fa raha mieritreritra oe: bogosy iny lhl iny de tsy mbola manota enao
raha ao anatin\'ny fanambadiana ianao no mila an\'i vadinao, de tsy fahotàna \'zany, \'zay le oe natao hi- chérir fa tsy abusée ny fitiavana, kolokoloina mba samy hahazo ny tandrify azy tsara ny lahy sy ny vavy

27. diamondra27
(
03/03/2006 15:41)
ravakamalala: ka 'zay le izy: raha tsy karakaraina eo ramose , de mahatsiaro manky, de handeha any ankafa, de tsy hiaraka ve raha tsy oe hiteraka, :-w:-w mazana 'zany an! kanefa raha hiteraka nefa tsy voataiza araka ny tokony ho izy ny ankizy de ahoana? (sakafo, fitafiana, fianarana, sns...
28. dadabe
(
03/03/2006 15:49)
booboo > jereo ny levitikosy na bokin'ny lalana
andraso hoe jerena ny baiboly
eksodosy toko faha 20
DIA nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
2 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
6 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
7 Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
8 Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy.
9 Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.
10 Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory hianao amin'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao.
11 Fa henemana no nanaovan'i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin'ny andro fahafito; izany no nitahian'i Jehovah ny andro Sabata sy nanamasinany azy.
12 Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro hianao ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
13 Aza mamono olona.
14 Aza mijangajanga.
15 Aza mangalatra.
16 Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
17 Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza
de isao hoee didy faha firy amizay le hoe aza mijangajanga ??
de raha vao tsy mitovy am'io dia efa nisy didy novaina izany , mety hoe nesorina ny didy faha 2 (aza manao sarinjavatra voasokitra ) dia nozaraina 2 le didy farany hoe aza mitsirirtra de lasa feno 10 ihany , fa saingy ilay aza mijaganjanga efa lasa faha 6 hummm fetsy an !!
de mahatanteraka ilay hoe " hanova fotoana sy lalana izy ":°)
Mpandefa : zandikely [ Valio ] 03-03-2006 18:29:11
Lohateny : Re : DIDY FAHA-7
diamondra 27: Non tsy fahafito mihitsy io, asa tsy haiko ny fiangonana hafa fa raha katolika dia didy faha 6 ny mandrara aza mizangazanga.
Le sixieme Commandement: Tu ne commettras pas d'adultère ( Ex 20, 14)
andraso hoe jerena ny baiboly
eksodosy toko faha 20
DIA nilaza izao teny rehetra izao Andriamanitra ka nanao hoe:
2 Izaho no Jehovah Andriamanitrao, Izay nitondra anao nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta, tamin'ny trano nahandevozana.
3 Aza manana andriamani-kafa, fa Izaho ihany.
4 Aza manao sarin-javatra voasokitra ho anao, na ny mety ho endriky ny zavatra izay eny amin'ny lanitra ambony, na izay ety amin'ny tany ambany, na izay any amin'ny rano ambanin'ny tany.
5 Aza miankohoka eo anatrehany, ary aza manompo azy; fa Izaho, Jehovah Andriamanitrao, dia Andriamanitra saro-piaro ka mamaly ny heloky ny ray amin'ny zanaka hatramin'ny zafiafy sy ny zafindohalika, dia amin'izay mankahala Ahy;
6 nefa kosa mamindra fo amin'ny olona arivo mandimby izay tia Ahy ka mitandrina ny didiko.
7 Aza manonona foana ny anaran'i Jehovah Andriamanitrao; fa tsy hataon'i Jehovah ho tsy manan-tsiny izay manonona foana ny anarany.
8 Mahatsiarova ny andro Sabata hanamasina azy.
9 Henemana no hiasanao sy hanaovanao ny raharahanao rehetra.
10 Fa Sabatan'i Jehovah Andriamanitrao ny andro fahafito; koa aza manao raharaha akory hianao amin'izany, na ny zanakao-lahy, na ny zanakao-vavy, na ny ankizilahinao, na ny ankizivavinao na ny biby fiompinao, na ny vahininao izay tafiditra eo am-bavahadinao.
11 Fa henemana no nanaovan'i Jehovah ny lanitra sy ny tany sy ny ranomasina mbamin'izay rehetra ao aminy, dia nitsahatra Izy tamin'ny andro fahafito; izany no nitahian'i Jehovah ny andro Sabata sy nanamasinany azy.
12 Manaja ny rainao sy ny reninao mba ho maro andro hianao ao amin'ny tany izay omen'i Jehovah Andriamanitrao ho anao.
13 Aza mamono olona.
14 Aza mijangajanga.
15 Aza mangalatra.
16 Aza mety ho vavolombelona mandainga hanameloka ny namanao.
17 Aza mitsiriritra ny tranon'ny namanao; aza mitsiriritra ny vadin'ny namanao, na ny ankizilahiny, na ny ankizivaviny, na ny ombiny, na ny borikiny, na izay mety ho an'ny namanao akory aza
de isao hoee didy faha firy amizay le hoe aza mijangajanga ??
de raha vao tsy mitovy am'io dia efa nisy didy novaina izany , mety hoe nesorina ny didy faha 2 (aza manao sarinjavatra voasokitra ) dia nozaraina 2 le didy farany hoe aza mitsirirtra de lasa feno 10 ihany , fa saingy ilay aza mijaganjanga efa lasa faha 6 hummm fetsy an !!
de mahatanteraka ilay hoe " hanova fotoana sy lalana izy ":°)
29. Veloo
(
03/03/2006 16:16)
oy i rpk:
ny fivavahana no tena mandaitra amin'io:-*
De inona kosa ary no tokony ho atao mba tsy hijangajangàna intsony??? indrindra @ 'zao fiainana efa milòna tanteraka ao anatin'ny filàna izao???
ny fivavahana no tena mandaitra amin'io:-*
30. booboo
(
03/03/2006 18:56)
dadabe > dé misoratra ao ve oe ity ny lalàna sarotra na mora arahina ? zà klou tsy mahita an'izany voasoratra ao na ny baiboliko no bizarre angamba.
31. Achia
(
03/03/2006 20:07)
booboo:
dadabe > dé misoratra ao ve oe ity ny lalàna sarotra na mora arahina ? zà klou tsy mahita an'izany voasoratra ao na ny baiboliko no bizarre angamba.
Ka na ny maso mijery aza ne defa :-P:-P
32. routa
(
04/03/2006 05:01)
dadabe misaotra t@ didy folo nomenao fa zao e! tsy azo analana io no tsy azo ampiana koa anie e!
33. dadabe
(
04/03/2006 05:46)
zay nefa efa nesorin'ny sasany
booboo
ngah misy mora sy sarotra izany , miankina @ olona mandray azy io , fa amiko aloha dia io fijangajangana io no tena mafy be amiko , ary hitarainako isanandro @ Tompo mba tsy ho tafalatsaka ao zah .
Ny anao angamba mety ho mafy aminao ny hitandrina Sabata ohatra :wink:
booboo
Mpandefa : booboo [ Valio ] 03-03-2006 22:56:16
Lohateny : Re : DIDY FAHA-7
dadabe > dé misoratra ao ve oe ity ny lalàna sarotra na mora arahina ? zà klou tsy mahita an'izany voasoratra ao na ny baiboliko no bizarre angamba.
ngah misy mora sy sarotra izany , miankina @ olona mandray azy io , fa amiko aloha dia io fijangajangana io no tena mafy be amiko , ary hitarainako isanandro @ Tompo mba tsy ho tafalatsaka ao zah .
Ny anao angamba mety ho mafy aminao ny hitandrina Sabata ohatra :wink:
34. Fiffi
(
04/03/2006 06:37)
mivavaka foana no hatao mba tsy ahatongavan'ny fanahy ratsy hampitongilana ny tena.
35. diamondra27
(
04/03/2006 06:45)
booboo,dadabe: misy tsy arako le resaka, f'angah moa dadabe nilaza fa ao anty baiboly le oe: lalàna sarotra arahina?8O , ny fahazoako azy de commentaire ataony, asa anefa...
zandikely:Fa ny baiboliko koa , na @ teny gasy na @ teny vazah de dydy faha -7 ny hoe: aza mijangajanga, Bref, tsy izany aloha no disussion eto , fa ny important : de oe: samy ao anatin'ny baibolintsika io didy io, dia azontsika iaraha-mandinika eto.Raha baiboly katolika , de araho ny finoanao @ maha-katolika anao, raha finoana hafa de tohizo ihany koa ... samia mitandrina ny didy araka izay mety sy azo atao isika.
'Za aloha de mifona sy mangataka pardon fa mba nanota koa teo anatrehan'Atra @io didy io e! , na de ny fijerena lhl metimety sy ny filàna azy ihany, de efa fahotàna

37. diamondra27
(
04/03/2006 07:42)
fiffi: tsy misy chiffre akia io an!
nohon'ny fahotàna vitan'i Adam sy Eva de lasa mpanota doly ny olona rehetra eto ambonin'ny tany.
Fa rehefa nibebaka ianao de voavela ny helokao.Raha manao ota tsy nahy ianao de mbola mamela anao ny Tompo fa raha ohatra ka fantanao oe: 'zao no tsy azo atao anefa mbola ataonao ihany, de mety tsy hoa voavela ny helokao @zay. Tahaka antsika olombelona ihany io , refa norarànao ny zanakao kanefa mbola nanao le betise ihany izy de tsy maintsy omenao punition.
Raha mahatsiaro fa nanota ianao de mangataha pardon haingana mba tsy hahazoan'i satana mibahan-toerana ao aminao
un péché entraîne un autre

38. Fiffi
(
04/03/2006 08:02)
ny tena ilaina koa dia ny fibebahana ( confession ) saingy misy ny tsy manaiky an'io satria hoe @ pretra no hanaovana azy ka tsy hatokisany.
39. diamondra27
(
04/03/2006 08:15)
'za indray aloha de tsy mitsara e!
raha ny finoanao ny mibebaka tsy maintsy mandalo pretra de ataovy.
Raha tsia kosa de aleo tonga de adressé-na directe @ Tompo le izy.
fiffi: fa marina aloha io voalazanjy io e!tokony mibebaka

40. Fiffi
(
04/03/2006 08:23)
diamondra: miheritreritra wa za hoe: tsy mety mandeha mibebaka @ pretra ohatra , ahoana tokoa moa no rehefa hibebaka dia tsy maintsy manantona pretra ? afaka hatao koa anie ny mibebaka irery mandeha ao ampiangonana ohatra dia miresaka @ Tompo dia mibebaka aminy eo. Raha @ pretra manko dia milaza izy avy eo hoa iny ianao fa voadio ary afaka ny helokao , nefa amiko aloha hoe raha mandeha mibebaka irery aho ary matoa aho manao an'io dia mino aho zany , dia fantatro fa ny Tompo namela ny heloko .