Sira

81. Veloo ( 01/03/2006 17:55)
toubib a ka ratsy zany ve?
fiffi any plage ko ka :wink:
82. watafon ( 01/03/2006 18:05)
veloo,tsy hoe ratsy zany fa mila ho fantatra raha sous traitement hyposodé na oe tsy mahazo mihinan-tsira d tsara ny mahafantatra ireo sakafo voalaza ireo oe misy sira !
ny hazandranomasina tena sakafo tsara mihitsy k !!
83. Veloo ( 01/03/2006 18:30)
wata a ay ve e za tsisy an'izany ka afaka mihinana ny rehetra za zany hihihihih
oh yeah za ti-tondro ka fa tsy fruit de mer
84. fijo ( 01/03/2006 19:23)
ny ahy tiako aby rehefa de mer ka
85. Veloo ( 01/03/2006 21:12)
:-D^^:-D
86. fijo ( 01/03/2006 21:31)
mampatanjaka ko
87. watafon ( 02/03/2006 12:34)
tsara fa tohizo !
88. vale ( 02/03/2006 13:09)
veloo v tsy tia fruits de mer? za nefa tena miam, miam, be mihintsy:wink::wink::miam:
89. fijo ( 02/03/2006 20:06)
vale ny an'i veloo letsy fruit no tiany an,fa le de mer tsy voany
90. Veloo ( 02/03/2006 20:45)
fijo a zay mihitsy lesy a :-*
91. fijo ( 03/03/2006 04:25)
ary ndry koa izany tsy milomano any amin'ny dela mer
92. toubib ( 03/03/2006 07:09)
Veloo< sy ratsy oa ny sira e, tena ilaina . Tsy milay ko nge ny fiainana ra tsy mba asiana "sira" kely e! Ireto en général ny ol sous régime hyposodé: binabina na oedeme zany e:(na inona na inona antony: aretim-po, kwash na malnutrition protéino énergetique, insuffisance rénale, insuffisance hépatique), ny HTA maligne. Rehefa tsy amin'ireo ianareo dia mihinana fa milay ny sira! Ny bevohoka kosa dia exceptionnelle, na mibinabina aza ny tongony ohatra, eny fa na somary misy tosi-dra kely aza dia tsy ampifadiana sira fa manao régime "normosodé" ihany. Tsy manoro vohony akory fa izay no tena marina, ny antony dia tsy ny tombontsoan'ny reniny no jerena fa ny zaza ao am-bohoka mba tsy ho tratran'ny "retard de croissance in utero" raha vao tsy ampy sira.
93. Veloo ( 03/03/2006 15:54)
Toubib a mibinabina zany ve mivonto?
misaotra betsaka :-*:-*
za aloha tsy misy an'ireo ka... za ko anie mihinana sira normal e...
i fijo zao no mety ho voan'io :-D:-D
94. watafon ( 03/03/2006 17:45)
vale, aty b da b raha mila elà? :wink:
veloo,:-D
95. Veloo ( 03/03/2006 18:04)
wata mihinana ny maloto any amban'ny ranomasina fotsiny lesy ireny a
96. watafon ( 03/03/2006 18:21)
veloo, zany nga eritreretina intsony e! ary zany mihitsy no mampatsiro azy nge e!:-D:-D
97. Veloo ( 03/03/2006 18:31)
o ry wata tssssssss de ahonako zany mihinana maloto... manjara lasa mora marary lesy a...:-*
98. watafon ( 03/03/2006 18:46)
vazivazy zany fa soa ihany za fa allergik crustacés lesy ry veloo an !!!:-D:-D
99. fijo ( 03/03/2006 20:03)
veloo,za voan'ny inona????ndry an
100. Veloo ( 03/03/2006 21:23)
fijo a io lazain'i toubib io.. :-D:-D:-D
wata kay mitovy zany tsika :-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3662