Sira

101. pitchou ( 04/03/2006 01:13)
veloo> tsy misy hazan-dranomasina mihinana maloto zany aky a! misy ny miraoka ahitra sahala @ omby, misy ny carnivore sahala @ fijo!:-D:-D:-D
102. watafon ( 04/03/2006 16:51)
veloo, :-*:-*
pitchou, d mandinika kou v zany ry zareo ? :-D:-D:-D
103. fijo ( 04/03/2006 19:01)
pitchou mbola tsy tena salama aza izao,
104. pitchou ( 05/03/2006 00:19)
tô tsy misy mandinika kosa klou e!
fijo> manahy le ratirapazy mintsy aho raha vao tena sitrana tsara elà kou
105. Veloo ( 05/03/2006 00:38)
pitchou a ny catfish aky a
fa iretsy nolazainay sy wata dia ny crustace ka patsa etc... tsisy afa tsy loto any ambany rano aky no sakafon'ireny a
106. watafon ( 05/03/2006 16:33)
veloo, soa ihany zany fa tsy mihinana isika e! :lol:
fa na trondro tsotra kou aza ange tô mihinankinam-pôna e!!
107. Veloo ( 05/03/2006 19:37)
zany ve asa a...:°)
108. pitchou ( 05/03/2006 20:13)
veloo> wata> tsy mihinana lota any zany aky ireny fa karazana biby misiditsidina eny no samboriny a! ny trépang no manao an'izay!
109. Veloo ( 06/03/2006 00:13)
110. watafon ( 06/03/2006 18:59)
pitchou! melsi!
veloo, tsy tana intsony njy an !:-D:-D:-D
111. Veloo ( 07/03/2006 17:32)
wata a an3 tana ka :-D:-D:-D
112. watafon ( 09/03/2006 19:26)
tsy tana oa e! jereo fa na aty na ary d smileys fôna , d tohizo fa tsara k ! :-*:-D:-D
113. Veloo ( 09/03/2006 19:51)
wata :-D:-D:-D
114. fijo ( 09/03/2006 21:13)
veloo an,ny akoho aza mihina "ta."hoanina ihany ko,maika fa trondro.
115. watafon ( 10/03/2006 06:51)
ary ny kisoa k !
116. Veloo ( 10/03/2006 16:42)
wata a njy retsy mahay mamaly a:wink:
117. fijo ( 10/03/2006 19:57)
ny kisoa vao miha loza
118. watafon ( 11/03/2006 14:09)
veloo, mametrà kely ary e!:wink::-D
119. Veloo ( 13/03/2006 00:29)
:-D:-Dwata a za tsy mahay:-D
120. watafon ( 13/03/2006 17:33)
=))=))=)) tsy mahay inn kay ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0854