Sira
122. Fiffi
(
14/03/2006 05:46)
fa tena nanandrana nanao sakafo tsy misy sira aho fa tena tsy lasa eh!
123. watafon
(
14/03/2006 18:28)
veloo, ndry ty wa tena tsssss !!! mapme mitsy ! :-D:{
Fiffi, za kou alou tsy d mankasitraka loatra e! pomme frite ihany angah fa ankoatr'zay tô tsssss!!
Fiffi, za kou alou tsy d mankasitraka loatra e! pomme frite ihany angah fa ankoatr'zay tô tsssss!!
125. Veloo
(
16/03/2006 17:55)
wata :-D:-D:-D
wata a ie frite ihany no azo leferina tsisy sira.:wink::-D:-D
wata a ie frite ihany no azo leferina tsisy sira.:wink::-D:-D
126. watafon
(
16/03/2006 18:10)
fijo, k hafa ihany le sira kou ! zany ravitoto tsy asiana sira zany v efa mbo nandramanareo ?:-D:-D:-D
127. fijo
(
16/03/2006 20:02)
wata izany kosa tsy vita kle.za efa voan'io tsy nahazo nihinana sira io,dia salady sy trondro atony ary frity no noaniko matetika,fa ireo tsy maninona na tsy misy sira aza
128. watafon
(
17/03/2006 14:26)
za alou mboal tsy tratran'izany e! fa manandrana ny kalin'ireo tsy mahazo minana fotsiny fa tssss !!!
129. fijo
(
17/03/2006 20:11)
raha loaka ,toa le fahandro gasy aloha tsy ao mihintsy e.fa atono ihany no mety ahatantesana azy
134. fijo
(
22/03/2006 21:20)
veloo,an an aleo ihany aloha izao kle,rehefa tena tsy fidiny izay vao manao izany
137. pitchou
(
24/03/2006 16:28)
nena ndra klou rehefa tsy be sira d midina fôna! na tsisy sira aza tiako fôna
140. pitchou
(
25/03/2006 16:41)
tena marina e! ary le tsisy sira iny aza tena lasa mihaino fatratra nyntsiron'ze hoanina za!