Sira

41. Veloo ( 22/02/2006 17:04)
:roll::roll: rehefa tsy mahay mamak'ilay lazain;i Pitchou de aleo ao
42. watafon ( 22/02/2006 18:06)
pitcou, lasa poety ndray ngah njy zany ?:wink:
43. Veloo ( 22/02/2006 18:14)
8O aiza ry wata tsy mahita poeme akory za? 8O
:-D:-D:-D
44. ari.malala ( 23/02/2006 11:09)
D aiza izay poeme @zany?

D ny ol ambany tension zany tokony hihinantsira v satri we ny fihinana sira b mampiakatra ny tension?
45. watafon ( 23/02/2006 12:01)
tena tsy itanareo mitsy v io ?
ari, zany tokoa an ! somary atao misimisy sira ny hanina fa tsy tonga kosa d hoe hihinantsira amzao an !!!
46. pitchou ( 23/02/2006 12:57)
wata> poety taiza kosa fa tsss! :-D:-D:-D
heri> ka tsy haihay le fitiavanao kou
47. Veloo ( 23/02/2006 16:21)
za aloha tsy mahita poeme eo mihitsy ry wata a mamorona eo ndray tssssssss
pitchou:-D:-D
48. Herimiafina ( 23/02/2006 20:49)
pitchou:

heri> ka tsy haihay le fitiavanao kou


Mila porofo angaha njy? hehehehe:-D:-D
49. fijo ( 23/02/2006 21:30)
ny poety anie tsy voateruy hoe hanao lahatsoratra mady rima e,fa ny fahaizana miteny koa dia efa hikilasiana ny poety.ka eto pitso manao resaka poetikamamelika izany.momba le fitiavana sira.
50. Veloo ( 24/02/2006 00:56)
51. watafon ( 24/02/2006 06:09)
pitchou:

fitiavan-tsira ve? rehefa azon'ny andro d manidina? :-D:-D:-D


io le ohabolana vaovao ry zareo an !!:-D:-D:-D
52. Veloo ( 24/02/2006 16:51)
afa ndray zany obolana zany kle:-D:-D
53. fijo ( 24/02/2006 19:23)
ka io le ohabolana "poetikamamelika "ko
54. watafon ( 25/02/2006 16:00)
veloo, aza mbo ataonao toa an'io za an !
55. pitchou ( 25/02/2006 17:27)
fijo> inn jay zany poetikamamelika zany?
heri> porofo inn no omenao anah klou? porofo tsy manidina?:-D:-D:-D:-D
56. Herimiafina ( 26/02/2006 00:19)
pitchou:

heri> porofo inn no omenao anah klou? porofo tsy manidina?:-D:-D:-D:-D

Porofo mitoetra kah, tsya sidin'ny hain'andro! hehehehe:-D:-D

57. pitchou ( 26/02/2006 04:29)
sô d asidin'ny zavatra hafa?
58. watafon ( 26/02/2006 05:12)
:-D:-D:-D
59. vale ( 26/02/2006 15:06)
veloo: :-D mibontsimbotsina (enfler) akia à :wink:
60. pitchou ( 26/02/2006 16:12)
ary tô lasa nivanitika kou i wata?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2301