Sira

21. watafon ( 16/02/2006 05:26)
fijo, bicycl ! :-D:-D
raha manana olana @ famoahana (excretion) ny sodium ny voa d tena mampiakatra ny tosidrà ny fihinana sira na d kely aza !!
22. pitchou ( 16/02/2006 17:39)
ngah tsy afaka mampiasa laxatif raha izay?
23. Veloo ( 16/02/2006 18:41)
fijo, wata :evil::evil::evil::twisted:
24. Veloo ( 16/02/2006 18:45)
fijo a iza no manaova anjy oe mihinana sira betsaka :P tratrako :-D:-D:-D
25. watafon ( 17/02/2006 10:07)
pitchou, hazavao fa tsy azoko !! laxatif aôna :?:
26. Veloo ( 17/02/2006 17:10)
laxatif8O ny sira ve?8O
27. fijo ( 17/02/2006 19:50)
veloo,za nga mihinantsira be????hena be no hoanikoko.
28. watafon ( 18/02/2006 04:58)
veloo, 8O
fijo zay no maha ngoza anlà !
29. vale ( 18/02/2006 22:32)
Veloo:

Inona ry reto ny aretina azo @ sira rehefa mihinana sira betsaka e?:wink:

veloo: tsy tsara ny mihinana sira be loatra fa mahavoan'ny albimina(le mibinabina be ireny:-D)


30. Veloo ( 19/02/2006 23:31)
wata ie zany mihitsy :-D:-D:-D:-D
vale a inn zany mibinabina?
31. maelys ( 20/02/2006 09:06)
tsy azoko le hoe atapy ny sira misy ioda? fa aty Mada nefa zao nasiana ioda daholo ny sira fa miady @ goitre (tsy haiko tsara ny fanoratra azy)hono ny fihinanana ioda
32. Veloo ( 20/02/2006 23:31)
maelys a ie misy ioda ny sira, any amorondranomasina ny ol any tsy dia mora von'ny goitre.:wink:
33. Herimiafina ( 21/02/2006 02:18)
Tsy ny Ioda ihany no ahena amin'iny izy ahahy iny kah, ny Cathion volatils rehetra e! ny exces! :P
34. pitchou ( 21/02/2006 04:30)
manisy sira indray i herimiafina
35. Veloo ( 21/02/2006 16:38)
pitchou :-D:-D
36. Herimiafina ( 21/02/2006 20:05)
pitchou:

manisy sira indray i herimiafina

Fitiavana daholo akia izany ry pitchou malala an! hehehehe:-D:-D

37. pitchou ( 22/02/2006 04:23)
fitiavan-tsira ve? rehefa azon'ny andro d manidina? :-D:-D:-D
38. maelys ( 22/02/2006 05:04)
:-w:-w:-w
39. Veloo ( 22/02/2006 15:51)
pitchou =))=))=))=D=D=D tsara iny ka
40. Herimiafina ( 22/02/2006 16:00)
Hazavao ny hevitrao ry Veloo chérie! Inona no tsara? iza no tsara? taiza no nisy tsara? hehehehe=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.263