Ny Tompo hivavahana dia iray hiany

81. Fiffi ( 05/03/2006 06:58)
dia miandry an'i dadabe zany eh!
82. Achia ( 06/03/2006 14:50)
Fiffi:

Mivadika njay Ramaro a ary @ resaka hafa enao Kristy ihany ko eto vo oe misy tsangana bouton
8O8O8O8O8O

Fanontaniana ho an'i Zevo nge io Rafi e :°) fa le mba fanontaniako kely tsy lazainao e mety mitovy hev itra manko isika e !:°)

83. marozevo ( 07/03/2006 02:00)
Azafady anga ry Achia mba avereno kely mazava ilay fanontanianao ho an'i ZEVO fa tsy hitako ao ambony ao ah... Raha mbola hitanao fa ilaina ny hamalian'i Zevo azy.. raha heverinao fa tsy ilaina intsony moa, tsy Rainizafilemena akory i Zevo.
84. Achia ( 07/03/2006 11:34)
Ka ny fipetraky le ? nge de hoe fa nga ary zevo tsy Kristiana tsony e .Enao mantsy nilaza hoe fa nga Krisistiana daholo ny ol eto nefa refa mande ny resaka de hita fa Kristiana daholo e any @ dinika hafa nefa tena hita mitsy enao hoe Kristiana zay le izy Rainizafilezevo a
85. marozevo ( 08/03/2006 00:54)
Marina tokoa fa niteny aho hoe "angaha Kristianina daholo ny eto?". Fa zaho kosa tsy niteny hoe izaho tsy kristianina eh... Tena Kristianina aho, ary Katolika iringiriny... ary ho hatramin'ny farany enga anie... Fa ekeo kosa fa misy tsy kristianina tonga eto eh... Tsy nilaza tena moa ry zareo, fa hita amin'ny fiteniny sy ny tsikerany eo... Ohatra, ianao ve manaiky fa Kristianina ry tsimiandravola.. ry fijo.. santionany ihany ireo. Namantsika ato anie ireo eh..
86. Fiffi ( 08/03/2006 06:38)
marozevo: fa inona izany "tsimiandravola" izany ?
Marina koa aloha ny lazainao hoe Andriamanitra Tokana hiany fa tsy manakana ny hafa hanana ny Andriamanitra samy hafa ho azy koa aloha aho an! eny fa na dia kristianina aza ireny olona ireny , izany no finohany ka hanaja ny "choix" raha izaho aloha an!
87. marozevo ( 11/03/2006 01:06)
Fiffi > namana eto aky io tsimiandravola io ah, ohatran'ny hoe Fiffi, marozevo, dadabe sns... fa izy tsy dia matetika no manketo fa rehefa mihetsika ny androny, izany hoe rehefa mitaky ilay "zava-mahadomelina" mamatotra azy, dia tamy izy ary ataony mahamay izay mihaona aminy eo. Ny zava-mahadomelina mamatotra an'i tsimiandravola, izay mihetsika isaky ny telo na efa-bolana eo ho eo, dia ny MANENJIKA FIVAVAHANA, fa izaho tsy matahotra ny ho enjehiny, ary vonona foana hiaro ity fivavahana mamintsika ity.
88. Fiffi ( 11/03/2006 13:20)
dia miandry azy zany fa tsy misy mahery mihoatra ny Tompo aloha eh!
89. marozevo ( 12/03/2006 00:40)
Aza excitenao kosa aloha izy raha tsy te ho avy eh... Fantatra ve sao mba efa lefy hery ilay zavamahadomelina nahazo azy.
90. Fiffi ( 12/03/2006 06:31)
an3 ! tsy manao an'izany aho an! fa mba tsy fantatro hoe iza izany na inona izany ka mba te ahafantatra fotsiny aho ka!
91. marozevo ( 13/03/2006 00:54)
hay ve eh... azafady ary raha nitsaratsara anao foana aho eh...
92. Fiffi ( 13/03/2006 07:26)
marozevo: :)
93. marozevo ( 14/03/2006 00:02)
Fiffi:D
94. Fiffi ( 14/03/2006 06:11)
rehefa afaka mifanazava tsara anie ry marozevo dia ahitana hafaliana foana eh! sa tsy izany ? :):-*
95. marozevo ( 17/03/2006 00:57)
Misaotra an'i Fiffi fa tena namana ianao. Saingy izaho tsy mba sahy manolotra sary kely ohatran'ireo sao dia hitan-dRanavaloko eto ka velesiny kitay eo. sangisangy io anhh...
96. xxx ( 17/03/2006 03:09)
Fiffi:

dia miandry azy zany fa tsy misy mahery mihoatra ny Tompo aloha eh!
izay mihitsy! tsy isika no miaro fa Izy! (l)


97. Fiffi ( 17/03/2006 07:16)
marozevo: fa na vazi2 hiany koa aza anefa dia rehefa tsy mety ny andefsana azy dia aleo tsy alefa fa sao dia tonga hatraty amiko aty ny kitay an! :-D mba vazi2 koa ny ahy an!
xxx: izy hiany no mahery .:)
98. Achia ( 17/03/2006 15:50)
fa nga mampiasa kitay nareo nay frantsa any e
99. Fiffi ( 17/03/2006 19:33)
Achia: fa nahoana hoy ndy no tsy hampiasa kitay ny aty ? rehefa manao barbecu ireny dia kitay no hanaovako azy akia fa tsy charbon fa misy gaz ratsy be hono io hoy ny dokotera dia kitay no hampiasaiko aloha an! dia handrasana rehefa somary lasa braise iny vao mitony hena :miam::miam::miam:
100. Fiffi ( 17/03/2006 19:38)
Misaotra an'i Fiffi fa tena namana ianao.
izay koa mbola nahatongavako eto an!:):-*:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3891