Ny Tompo hivavahana dia iray hiany

101. marozevo ( 18/03/2006 01:08)
Kitay hoe ... marina ilay lazain'i Fiffi fa mbola mampiasa kitay tsara tokoa ny olona aty... Tena kalitao ambony ny sakafo karakaraina amin'ny kitay aty. fa ny nahatonga ilay resaka kitay eto dia sarin-teny fa tsy tena kitay kaa... Inona ary no tiana ho lazaina amin'ilay sarin-teny raha fantatrareo.
102. Achia ( 18/03/2006 06:48)
sotrobe ndray ary e:°)
103. Fiffi ( 18/03/2006 16:51)
tsy aiko io an! :-D:-D mba azavao hoe!
104. marozevo ( 19/03/2006 00:43)
Misy zavatra maro kosa ny momba ny sotrobe eh... Sotrobe hazo, hoy ny fiteny, ka very tsy mampalahelo, hita tsy mahafaly -- Sotrobe lava tango koa, ka sady handoharam-bary no ikapohana alika -- Ny mpivady miady koa rehefa tsy maharay kifafa dia sotrobe no hifampikapohany. Azon'i Fiffi ampidirina ary amin'ny ohabolana ireo raha mbola tsy tafiditra.
105. Fiffi ( 20/03/2006 06:46)
Inona ary no tiana ho lazaina amin'ilay sarin-teny raha fantatrareo.
io aloha hatramin'izao dia tsy mazava ho ahy an! na ilay sarin-teny aza toa tsy maharaka akory aho
Misy zavatra maro kosa ny momba ny sotrobe eh
raha izany zany dia sotrobe ilay sarin-teny ? tena very kely mihintsy ary tsy maharaka eh! :( misaotra koa aloha nanome ireo ohabolana ireo fa ho jereko any raha toa ka mbola tsy ao :)
106. marozevo ( 20/03/2006 21:32)
Ilay sariteny momba ny kitay ao ambony ao, dia mety hisy hifandraisany amin'ilay hiran-dRamahafadrahona misy hoe "veleso kitay mba hisaraka". Io no tsy dia itiavako loatra ilay sary manao ba kely sao hitan'ny havako ato aho ka velesiny kitay ..
107. Fiffi ( 22/03/2006 15:52)
marozevo: misaotra anao nanazava eh! :)
108. marozevo ( 26/03/2006 01:17)
Fiffi > misaotra anao nandray ny fanazavana eh.
109. Achia ( 26/03/2006 18:43)
misaotra nareo nahay nifanazava e:-P
110. marozevo ( 26/03/2006 23:05)
Misaotra anao nahay nisaotra anay eh.
111. Achia ( 27/03/2006 20:03)
Misaotra misaotra misaotra e:-D:-D:-D
112. marozevo ( 27/03/2006 22:44)
Tsa misy fisaorana eh...
113. Fiffi ( 28/03/2006 05:58)
114. marozevo ( 30/03/2006 22:41)
:oops:
115. Achia ( 31/03/2006 08:06)
:-D:-D:-D
116. marozevo ( 01/04/2006 00:33)
Tsy tiako raha sahala amin'itony:* na sahala amin'itony :-*:*.
raha ity :) dia reviko. Tsy mikakakaka nefa faly.
117. Fiffi ( 04/04/2006 09:48)
:):):):):):):)
118. marozevo ( 04/04/2006 22:54)
Fa iray ihany dia ampy ka ! Nefa mety koa io nataon'i Fiffi io satria FITO izy ireo. Tsy tongatonga ho azy angamba ny nanaovanao azy ho fito.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229