Ny Tompo hivavahana dia iray hiany

41. marozevo ( 22/02/2006 23:38)
fa nareo ve Ra-jimna tsy mamaky ah... Koa efa hoe ANDRIAMANITRA no anarany koa iza ndray eh ?

Tsotra dia tsotra ny Anarako, hoy ny Tompo :
"ANDRIAMANITRA VELONA" , hoe no naniraka anao.
42. moi ( 23/02/2006 04:18)
Iaveh na Jehovah no anaran'Andriamanitra (ilay Tsitoha).
43. jimna ( 23/02/2006 09:10)
[quote=moi]
Iaveh na Jehovah no anaran'Andriamanitra (ilay Tsitoha).
Tena marina ny voalazanao ry moi fa io no anaran'Andriamanitra.Araka ny voalaza ao @ SALAMO 100:3sy 83: 18)Ary mbola betsaka zany no tsy mahalala ny Anaran'Andriamanitra raha ny eto no jerena,nefa tokony ho fantatsika.


44. jimna ( 23/02/2006 12:13)
SALAMO 83:18 FA AZAFADY
45. Achia ( 23/02/2006 12:44)
:lol::lol:ny ray izy de ny ray sandoka
46. Fiffi ( 23/02/2006 13:52)
47. Achia ( 23/02/2006 14:24)
:-D:-D:-D tena marina zany e jereo nge ao @ Matio 24 24 e fa le tena Kristy no niteny io a Ary efa betsaka ny mpitandrina no nahita io ka tandremo
48. Fiffi ( 23/02/2006 16:29)
andraso ary hoe andeha ho dinihina toakoa izany ?
49. Fiffi ( 23/02/2006 17:40)
Iaveh , Jehovah , Jesosy , Jesoa , ny Tompo , ny Nanahary , Andriamanitra , amiko aloha na iza ny anarany na iza no fiantsoina azy dia Iray hiany ny Tompo hivavahana hoy aho
50. Achia ( 23/02/2006 18:58)
Marina ne zany rafi e fa Jesosy no hinoanaoe ka ra misy Jesosy tonga ao @ efitranonao milaza hoe izy no Jesosy de ahoana
51. Veloo ( 23/02/2006 20:12)
:-w:-w:-w
52. marozevo ( 24/02/2006 00:12)
Amiko filam-baniny fotsiny ny fitsikerana ny hoe iza no anarany eh... tokony ho fantatra eh... Raha misy rajesosy hafa tonga eh...
Na hisy rajesosinareo telo arivo sy iray alina aza ho tonga eo, ny anay dia tokana ihany : I Kristy Zanak'Andriamanitra Velona.
53. Achia ( 24/02/2006 05:54)
Ka ahona ary no ahafantarana zany Kristy zany
54. Fiffi ( 24/02/2006 06:04)
hoy Achia:
Ka ahona ary no ahafantarana zany Kristy zany
raha mpivavaka sy mino ianao dia ahazo ny valiny
55. moi ( 24/02/2006 07:45)
ie, ny ondry mahalala ny feon'ny tompony
56. jimna ( 24/02/2006 08:59)
Ataon-tsika hoe zao ary ilay adievitra mandeha eto.
hanonona hoe (MPANJAKA)isika,dia hiteny aho hoe:Ny mpanjakatsika dia iray iany.Avy miteny anio aho dia mety hanontany ianareo hoe iza no anaran\'izany mpanjaka izany?Dia ohatran\'izay no tiako ambara.
57. Fiffi ( 24/02/2006 14:13)
hanonona hoe (MPANJAKA)isika,dia hiteny aho hoe:Ny mpanjakatsika dia iray iany.Avy miteny anio aho dia mety hanontany ianareo hoe iza no anaran'izany mpanjaka izany?

Dia hoy aho hoe: miankina @ ilay fametrahanao ny fanontaniana , raha toa ka resaka finoana dia ny Tompo izany no Mpanjaka raha mino koa ianao an. Raha toa ka lesona any am-pianarana dia raha nianatra lesona tsara ianao dia tokony ho fantatrao ny valiny.
58. marozevo ( 24/02/2006 23:46)
Apetraho toy izao ary hoe ny fanontanian'i Jimna : Ny Andriamanintsika dia iray ihany, iza ary io ? Dia mazava be ny valiny.
Fa raha mody ahodinkodinao dia ianao ihany no hamandri-tena eo nony farany.
59. Fiffi ( 25/02/2006 06:10)
Fa raha mody ahodinkodinao dia ianao ihany no hamandri-tena eo nony farany.
ka tsy hitako mihintsy anie hoe inona no tokony hanodikodinako azy eh! rehefa mino fotsiny aho hoe ny Tompo hivavahana dia iray hiany dia ampy ahy izany. Ary nahoana koa moa no hoe "mody ahodinkodinao" ? raha mody manao an'io aho dia tsy ampy finoana zany ! marina fa hoy Jesosy "homme de peu de foi" ka noho io voalaza io no mahatonga ahy koa hanao izay hazoko hatao rehetra mba hampitombo ny finoako ka tsy hanodikodina mihintsy no tanjoko.
60. dadabe ( 25/02/2006 06:45)
:°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.056