Ny Tompo hivavahana dia iray hiany
61. Achia
(
25/02/2006 20:04)
Fiffi:
hoy Achia:
Ka ahona ary no ahafantarana zany Kristy zanyraha mpivavaka sy mino ianao dia ahazo ny valiny
Ka zo nge ny size manao hoe iray ihany ny tompo nefa betsaka nge fivavahana eto antany e slamo bodah ... Kristiana Ka ny tiko mba handalina isika hoe nahoana ary a no Kristy no tena hifotoratsika nefa izy mety tsy hofantatsika akory hoe iza marina moa zany e ary inona tokony hivavahana @ inona no tombotsoa . Fa za kaloa mino azy fa ny finoantsika azy no mety tsy mitovy
62. Fiffi
(
25/02/2006 21:16)
hoy Achia:
nefa izy mety tsy hofantatsika akory hoe iza marina moa zany e ary inona tokony hivavahana @ inona no tombotsoa .8O8O
63. marozevo
(
25/02/2006 23:56)
Raha tsy fantatrao ary i Kristy dia izay fantatrao inoana dia vita kabary eh... tsy olana izany.
Ilay hoe "mody ahodinkodina". Io lazain'i Fiffi io indrindra no tsy tokony hanodinkodinana azy. Jereo fa ny lohahevitra sy ny ady hevitra dia io mazava io, nefa misy manodinkodina hoe : "Iza no MPANJAKANTSIKA". Io ilay marihiko hoe manodinkodina.

64. Fiffi
(
26/02/2006 07:36)
hoy marozevo:
Ilay hoe "mody ahodinkodina". Io lazain'i Fiffi io indrindra no tsy tokony hanodinkodinana azy. Jereo fa ny lohahevitra sy ny ady hevitra dia io mazava io, nefa misy manodinkodina hoe : "Iza no MPANJAKANTSIKA". Io ilay marihiko hoe manodinkodina.tena marina tokoa zany an! lasa tsy fantatra intsony fa lasa niodina be ilay izy .
65. Achia
(
26/02/2006 08:33)
Ka efa manaiky doly zany fa Kristy no mpanjaka ko inoan ary no antony hivavahana @ e :°)
67. Fiffi
(
26/02/2006 13:43)
hoy Achia
Ka efa manaiky doly zany fa Kristy no mpanjaka ko inoan ary no antony hivavahana @ eazonao lazaina koa ve aloha hoe inona no antony hivavahanao aminy ?
68. marozevo
(
28/02/2006 00:14)
Ahoana moa no hahasahian'i Achia fa manaiky daholo fa i Kristy no Mpanjaka. Efa nisy tsanga tànana ve na latsa-bato teto nahitana fa manaiky daholo ?
69. Fiffi
(
28/02/2006 05:24)
marina tokoa izany fa misy mihintsy aloha no tsy manaiky hoe Kristy no mpanjaka eh!
70. jimna
(
28/02/2006 09:43)
ny tiako ambara dia hoe manana anarana Andriamnitra fa tsy hoe manodina resaka akory aho,satria ao 2 Baiboly dia manonona anaran'andriamanitra maromaro izay nanolorana fanompoampivavahana,toy ny hoe Dagona,Merodaka,Zeosy,Hermesy,ary artemisy(Levitikosy18:21;Mpitsara2:13;16:23;Jeremia 50:2)
IJehovah irery iany nefa no lazain'ny Soratra Masina fa Andriamanitra mahery indrindra.Nitarika ny vahoaka nihira toy izao i Mosesy,t@ hiram-pandresena iray:Jehovah o,iza moa no tahaka Anao @izay andriamanitra? (mbola hitohy)

72. zzorro
(
28/02/2006 13:39)
jimna:

Marina mihitsy zany resahinao izany. Ary io ane ry zalahy tsika samy manana ny heviny e, oe za rehefa zao de ampy ahy zay, rehefa mino fa Andriamanitra iray de ampy ahy zay, etc. Fa tsika ve efa mba nanontany tena hoe ahoana ny fomba fijerin'Andriamanitraan'le izy?
1)-Jereo ohatra ny anaran'Andriamanitra. Betsaka no tsy te hahalala hoe na X na Y na Z ny anaran'Andriamanitra, tsy zava-dehibe, fa rehefa mino azy de zay. Ny marina anefa dia zava-dehibe amin'Andriamanitra mihitsy io anarany io( Eks 3:15 ; Isaia 42:8 ; Jaona 17:6). Misy heviny lehibe io anaran'Andriamanitra io ka izany no mahatonga azy ho sarotiny, ary raha jerevanareo aza io Jaona 17:6 io dia toa te hilaza fa naniraka ny zanany hampahafantatra ny anarany ( na raha ny marimarina kokoa ny tena hevitr'ilay anarana, satria ny Jiosy efa nahafantatra ny anaran'Andriamanitra hoe Jehovah efa ela). Ny Jaona 17:3 anefa dia milaza fa mila mahafantatra an'Andriamanitratsara isika raha maniry ny fianana mandrakizay. Ny zavatra voalohany indrindra tokony ho fantatra amin'izay dia ny anarany, raha ny lojika no jerena.
2)- Moa Tompo iray ihany va ivavahana ? Mba vakio aniz azafady ny resak'i Jesosy tamin'ilay vehivavy Samaritana e ao amin'ny Jaona 4 e. Eo amin'ny andininy faha-21 ohatra dia milaza ilay vehivavy ny mahasamihafa ny fomba fivavahan'ny Jiosy sy ny Samaritana ( tadidio fa ny Samaritana koa dia milaza azy ireo ho mpivavaka tamin'i Jehovah ). Nasehon'i Jesosy mazava anefa eo amin'ny andininy faha-22 fa tsy andriamanitra iray no ivavahan'ny Jiosy sy ny Samaritana. Dia nampiany eo amin'ny andininy faha-23 hoe "ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana". Raha misy ny "tena mpivavaka", dia misy koa ny tsy tena mpivavaka, dia ireo izay mihevitra ny tena ho mpivavaka nefa tsy manaraka ny fahamarinana(toy ireo Samaritana) sy ireo zay mpihatsaravelatsihy be fotsiny ( toy ny mpanoradalana sy ny Fariseo - izay nihambo ho mpanompon'i Jehovah ihany koa)
Raha fintiniko, fa lava be, de zao : raha iray ihany ny tompo ivavahana, dia tsy maintsy tao anatin'ny vala iray ihany (Jaona 10). Fa matoa tsy ao anatin'ny vala iray, dia tsy mpiandry iray no miandry azy. I Jesosy Kristy tsy nanao tamin'ny Fariseo ny Sadoseo sy ny mpitondra fivavahana Jiosy hafa tamin'ny fotoan'androny hoe satria nareo manana Baiboly koa, satria ianareo mihambo ho mpanompon'i Jehovah, dia iray ihany ny Tompo ivavahana (Matio 23)
Juste quelques reflexion e!
73. Fiffi
(
28/02/2006 16:24)
andininy faha-23 hoe "ny tena mpivavaka hivavaka amin'ny Ray amin'ny fanahy sy ny fahamarinana".ka io Ray io dia iray hiany.Fa tsy ratsy aloha ilay "Juste quelques reflexion e!"
74. marozevo
(
02/03/2006 15:41)
Tsara ilay reflexion... fa indreto fampatsiahivana, na dia efa voalaza any ambony any aza ny sasany :
- Matoa asiana anarana dia satria tsy tokana (Maro ny olona ka ny sasany antsoina hoe laza, ny sasany zzoro ny sasany marozevo....). Andriamanitra dia tokana ka ao aminy dia iray ihany ny natiora sy ny personalité.
- Andian'ondry tsy vala tokana : Ary angaha adinontsika fa i Kristy anie niteny hoe "mbola manana ondry hafa aho izay tsy ato anaty vala, ka tsy maintsy hitarika azy aho ho ato anaty vala... (Jn 10 ao ho ao).
- Marina tokoa fa niresaka momba ny tsy fitovian'ny Andriamanitra ivavahana i Jesosy ao amin'ny Jn 4. Nefa eo indrindra no ilazany, fa tsy tokony ho sodoka amin'ireo Andriamanin-kafa isika, fa hitodika amin'ny fanahy sy fahamarinana any amin'ilay Andriamanitra tokana, nahary izao rehetra izao.

76. Fiffi
(
02/03/2006 18:14)
fa hitodika amin'ny fanahy sy fahamarinana any amin'ilay Andriamanitra tokana, nahary izao rehetra izaoMandrakizay doria Amen
77. Achia
(
03/03/2006 19:05)
Fiffi:
hoy AchiaKa efa manaiky doly zany fa Kristy no mpanjaka ko inoan ary no antony hivavahana @ eazonao lazaina koa ve aloha hoe inona no antony hivavahanao aminy ?
Fa ina ky fiffi no fampanantenain'iKristy
Mivadika njay Ramaro a ary @ resaka hafa enao Kristy ihany ko eto vo oe misy tsangana bouton :-D:-D
78. Fiffi
(
03/03/2006 21:24)
Mivadika njay Ramaro a ary @ resaka hafa enao Kristy ihany ko eto vo oe misy tsangana bouton8O8O8O8O8O
79. marozevo
(
05/03/2006 00:43)
Achia:
Fiffi:
hoy AchiaKa efa manaiky doly zany fa Kristy no mpanjaka ko inoan ary no antony hivavahana @ eazonao lazaina koa ve aloha hoe inona no antony hivavahanao aminy ?
Fa ina ky fiffi no fampanantenain'iKristy
Mivadika njay Ramaro a ary @ resaka hafa enao Kristy ihany ko eto vo oe misy tsangana bouton :-D:-D
Asa na azoko na tsia izay lazainao eto... mety ho diso ny valinteniko eto noho io tsy tena fahazoako izay lazainao io.
Tokana Andriamanitra hoy aho, ary tsy miova ny hevitro fa izay ihany. Saingy hevitro iny fa tsy hevitry ny olona rehetra, hany ka misy ny Andriamanitra be dia be ho an'ny olona hafa. Dia io ho'ahom le lazain'i Kristy hoe tsy tokony ho sodoka isika ah...
Ao amin'ny boky Asan'ny Apostoly ao koa misy an'ilay Paoly milaza hoe "raha nijery ny tanananareo aho dia nahita Otely maro be ho an'Andriamanitra... dia misy Otely "ho an'Andriamanitra tsy fantatra", io no ho toriako aminareo ankehitriny, hoy i Paoly". tadiavo kely ndray leitsy ireo referansy ireo ry dadabe ah.
80. marozevo
(
05/03/2006 01:29)
dadabe > fantatro ialahy fa manoratra ao aorianako ao, dia songonako kely eto fotsiny na dia efa teto aza aho ora iray lasa izay...