Ny Tompo hivavahana dia iray hiany
22. dadabe
(
16/02/2006 15:18)
kii mimemh ve sisa ?
marozevo > marina mihitsy io hoe akaiky ny fengonana katolika ny anglikana
marozevo > marina mihitsy io hoe akaiky ny fengonana katolika ny anglikana
23. Fiffi
(
17/02/2006 08:21)
hoy dadabe: "Fiffi a mila mijery baiboly anie izany dia ao no ahafantarana Ilay Andriamnitra Marina e"
Dia tena mamaky Baiboly tokoa moa aho an! ary io ary fa misy koa ny Baiboly eto sady @ teny gasy. Fa ny zavatra tiako lazaina dia ny hoe: Ny Tompo hivavahana dia iray hiany , marina tokoa fa misy ny Andriamanitra ny rehetra arakin'ny filazan'i Kary ,
hoy marovezo: "izany aza anefa dia tsara ho an'i Fiffi ihany ny mangataka toro hevitra mivantana asy manazava ny zava misy amin'ilay Mompera mitondra ny Paroasy katolika andehananao" marina izany saingy izao manko: ny mba tiako lazaina dia na anglikana , na katolika , na protestanta na inona koa moa ? misy karazany ka ny heritreretiko hoy aho dia tsy misy fihovana izay azoko aleha hivavahana satria hoe samy manana ny antokom-pinoana ary Tompo iray hiany no hivavahana .

24. moi
(
17/02/2006 10:04)
Ny holazaiko dia tsotra ihany : Ny Tompo hivavahana dia iray ihany raha ferana ho kristianisma ny resaka (mba tsy hivoana lavitra), fa ny fombam-piangonana no samihafa.
25. Fiffi
(
18/02/2006 06:49)
ka mba misy @ nareo ve mandeha mivavaka @ "antokom-pinoana" hafa araky ny nolazain'i dadabe na "fombam-piangonana" hafa nolazain'i moi raha toa ka tsy misy any @ toerana misy anareo , izany hoe ohatra ahy zany ?
26. marozevo
(
18/02/2006 23:34)
Tsy olana ka... saingy alohan'ny hidirana hivavaka ao dia fantariko aloha hoe inona ilay Fiangonana misy. Sao dia tafiditra any amin'ny moskè any ianao vao hoe "ento aho ra-tongotro", fa ny kiraro adino ao am-baravarana.
raha fivavahana sy finoana ary Fiangonana tsy manohintohina ny finoana nivelomako ao amin'ilay Fiangonana tena misy ahy, tsy maninona.
raha fivavahana sy finoana ary Fiangonana tsy manohintohina ny finoana nivelomako ao amin'ilay Fiangonana tena misy ahy, tsy maninona.
27. Fiffi
(
19/02/2006 19:03)
marozevo: raha moské kosa aloha dia tonga dia fantatra eh! eny na dia Andriamanitra iray hiany aza no hivavahana , io aloha tsy lasa eh!
28. moi
(
20/02/2006 07:23)
Izahay dia mba miezaka ny mba hiangona foana rehefa alahady, na dia ao aza ny olana isan-karazany, ka izao no ataonay :
Arakaraky ny ora mahavonona anay ny fiangonana alehanay. Ny fiangonana miditra eo anelanelan'ny @ 7ora hatramin'ny amin'ny 10ora sy sasany no mety aminay, ka izay azonay tratrarina ny fidirany no vonjenay, izay marihina fa misy amin'izy ireo fiangonana tsy ao anatin'ny FFKM akory, nefa dia tsy olana !
Mahalasa saina ahy ihany hoe mahafantatra marina ny Famonjena ve ny olona manaratsy ireny fiangonana samy mba kristiana ihany ireny ? Ao aza raha vao tsy ao am-piangonany hono izy no mivavaka, (mba nankany ambanivohitra ohatra) dia tsy mahazo aina !! Tsy asiana resaka hoe katolika mankany amin'ny protestanta akory, fa FJKM miangona @ FJKM hafa ohatra !!!

29. marozevo
(
21/02/2006 01:23)
Io voalazan'i moi io dia tena olana misy mihitsy. Za nahafantatra olona izay an, tamin'ny taona 1980 tany ho any, teny Ambondrona izy no nipetraka taloha, tena Katolika ka tao amin'io Fiangonam-ben'i Faravohitra io no nivavaka. Avy eo izy nifindra tery Ambavahaditokana (102), dia tsy tiany hono eny fa Ambanivohitra loatra, ka isaky ny hivavaka alahady izy dia mankeny Faravohitra foana. Ry zareo nanana fiara angamba ka tsy dia nampaninona azy... nefa na izany aza... tsy mety eh...
30. Fiffi
(
21/02/2006 07:05)
hoy moi: "Ao aza raha vao tsy ao am-piangonany hono izy no mivavaka, (mba nankany ambanivohitra ohatra)"
tsy mety tokoa izany aloha eh! satria raha tena hivavaka no aleha any tsy hitako hoe aiza ialy olna?
hoy marozevo: "dia tsy tiany hono eny fa Ambanivohitra loatra," dia tsy hitako mihintsy izany izay handehanana hivavaka raha izany satria vavaka iray hiany no hatao:(:(

31. jimna
(
21/02/2006 10:11)
Tokony hofantarina tsara ilay hoe iza ilay Andriamanitra ,(1)Indrindra,dia tokony ho fantarina koa ilay anarany,araka ilay vavaka nampianarin'i Jesosy ny mpianany manao hoe;RAINAY IZAY ANY ANDANITRA,HO HAMASININA ANIE NY ANARANAO.
IZA ILAY ANARANA HO HAMASININA?
Rehefa te hiresaka amin'olona isika na te hahafantatra azy dia inona no tsy maintsy hanontaniantsika?Tsy maitsy ny anarany mazava ho azy,
ka iza ilay tompo iray ihany io?
ny anarany an!

33. jimna
(
21/02/2006 10:39)
Fiffi:
Ny Tompo Andriamanitr'izao tontolo izao na na hita na ny tsy hita
azafady o ,mbola tsy nahazo valiny mazava tsara!
34. Fiffi
(
21/02/2006 10:59)
Ny Raintsika izay any an-danitra ary eh! sa Ray nay izay any an-danitra? sa Rainay izay any an-danitra , sa mbola tsy io hiany ? :roll:
35. jimna
(
22/02/2006 03:40)
Fiffi:
Ny Raintsika izay any an-danitra ary eh! sa Ray nay izay any an-danitra? sa Rainay izay any an-danitra , sa mbola tsy io hiany ? :roll:
Ny tena anaran'ilay Ray any an-danitra no anontaniako eh
36. Fiffi
(
22/02/2006 05:45)
fa angaha misy Ray hafa afatry ny Tompo Andriamanitra no Rain'izao tontolo izao ? 8O8O
37. hajajeanclaude
(
22/02/2006 06:44)
Izao no torohevitro,mivavaha @ fo sy ny fahamarinana,ary manaova fikarohana @ alalan'ny tenanao,aza mijery ny hevitry ny olona na iza na iza, fa vakio daholo ny bokimpinoana rehetra ka araho vavaka,dia ho hitanao ny Finoana tena marina,izany tsy midika hoe ny ambiny diso,lalana daholo ireny fa misy nt tsaratsara kokoa...
Haja
Haja
38. Fiffi
(
22/02/2006 20:02)
hajajeanclaude: marina daholo izany lazainao izany an! rehefa ny fo fotsiny no mitondra nyfivavahanao tsy nisy nanery dia izay!
39. Achia
(
22/02/2006 20:15)
Ao anaty baiboly aza to misy Jesosy anakdeux ko hmmh mety tsy ho ray ihany Andriamanitra hivavahana ka jereo ihany le fiangonana misy anle tena nahary