Ny Tompo hivavahana dia iray hiany

1. Fiffi ( 11/02/2006 12:17)
Samy manana ny finohana daholo ny tsirairay. Aty tany lavitra aty aho ary Anglikana nefa dia hatramin'izao dia mbola tsy nahita fiangonana Anglikana @ teny gasy nefa mba te-hiangona mafy. Noho izany dia miangona @ fiangonana katolika aho ary @ teny frantsay , ary tena lavitra be koa ny andehanana any @ protestanta. Amiko izany dia tsy misy fihovana ny fandehanako mivavaka @ io katolika io satria hoy aho hoe " Tsy Tompo iray hiany ve no hivavahan'ny mpino an'Andriamanitra" ? Ary mba ahoana no hevitrareo @ izany ?
novalian'i marozevo ny 04/04/2006 22:54
2. dadabe ( 11/02/2006 12:57)
Fiffi> samy manana ny finoany ahoana aoha e?? hoe ny iray silamo , dia ny iray Kristianina , dia ny iray boudhista ve ???

sao dia tokony hoe samy manana ny antokom-pinoana misy azy .(azafady fa nanitsy fotsiny aho e)
3. Fiffi ( 11/02/2006 13:31)
dadabe: wadrayy !!! tena marina izany fa diso aho an! :( fa tena antokom-pinoana mihintsy no tiako ho lazaina ka! misaotra anao e! :-*:-*
4. dadabe ( 11/02/2006 16:00)
:°):°):°):wink:
5. Veloo ( 12/02/2006 01:09)
marina fa andriamanitra iray ihany no hivavan-tsika, nefa kosa mila mitady ao aiza no tena misy ny fahamarinana... fa tsy dia mi-satisfaire oe Antra iray ihany no hivavahana...:wink:
6. xxx ( 12/02/2006 01:16)
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 12-02-2006 05:09:33
Lohateny : Re : Ny Tompo hivavahana dia iray hiany
marina fa andriamanitra iray ihany no hivavan-tsika, nefa kosa mila mitady ao aiza no tena misy ny fahamarinana... fa tsy dia mi-satisfaire oe Antra iray ihany no hivavahana...

Mahazendana ito forum ito fa ahitana hoe mora voarebirebin'ny universalisme isika. Ny antony dia izao:
Ny Andriamanitra marina no iray ihany, fa ny andriamanitra ivavahan'ny olona be dia be.

mlm
7. Fiffi ( 12/02/2006 06:15)
xxx : ka mba inona no maha-samy hafa ny Andriamanitra "marina no iray" sy ny Andriamanitra ivavahan'ny olona be dia be ? Amiko aloha dia Andriamanitra dia tokana , ary irery izy , ary izy hiany koa no foto-pivavahan'ny olona rehetra ka tsy azoko hoe Andriamanitra hivavahan'ny olona bdb nefa Andriamanitra iray hiany. Sa hoe ohatra ny egyptiens mivavaka @ inona tokoa moa izy zay ? na ny sinoa dia azo hatsoina ireny izany hoe Andriamanitra ?
8. Fiffi ( 12/02/2006 06:18)
Andriamanitra nefa tsy hita maso fa ny finohana hiany no mitondra ny fivavahana , nefa misy ireny firenena sasany mivavaka @ zava-hita maso hoe io no Andriamanitriny ve ?
9. kary ( 12/02/2006 09:10)
Ny famaritana ny atao hoe Andriamanitra aloha no tokony ho fantarina voalohany indrindra, izay vao hoe iray ihany ny tompo hivavahana sa tsia. Amiko ny atao hoe Andriamanitra dia izay rehetra tompon'ny olona ka hitany manankery tsy takatry ny sainy; ohatra misy ny masoandro no tompoiny dia ny Adriamaniny izany dia ny masoandro,misy ny tapakazo no tompoiny dia ny Adriamaniny izany ny tapakazo,...
Koa raha mihevitra ianao fa ilay Jehovah nahary ny lanitra sy ny tany no Adriamanitra tompoinao dia tokony ho tononona hoe Jehovah Adriamanitra fa tsy hoe Andriamanitra fotsiny, satria misy ny Adrimanitry ny masoandro,misy ny Adriamanitry ny volana...;Koa mino aho fa ny mahatonga ny olona ilaza fa iray ny Tompo hivavahana dia ilay ilay Jehovah Andriamanitra nahary ny lanitra sy tany izay no oa antsainy.
10. dadabe ( 12/02/2006 13:35)
Fiffi a mila mijery baiboly anie izany dia ao no ahafantarana Ilay Andriamnitra Marina e
11. marozevo ( 12/02/2006 17:57)
tsy hiditra amin'ilay Andriamanitra marina aho, fa resaka hafa ny amin'iny. Fa amin'ny maha Fiangonana ny Fiangonana samihafa kosa, raha araka ny fahazahoako azy ara tantara sy ara teolojia, dia marina ny an'i fiffi fa ny Fiangonana Katilika no akaiky indrindra ny Anglikana. Na izany aza anefa dia tsara ho an'i Fiffi ihany ny mangataka toro hevitra mivantana asy manazava ny zava misy amin'ilay Mompera mitondra ny Paroasy katolika andehananao.
12. Veloo ( 13/02/2006 00:17)
Tsy tokony hidiran'ny fiangonana mihitsy aloha io...
13. marozevo ( 13/02/2006 00:21)
Veloo:

Tsy tokony hidiran'ny fiangonana mihitsy aloha io...



Fa ahoana kosa. Izy anie milaza hoe miditra amin'ny Fiangonana Katolika satria tsy misy ny Anglikana eh...
Za kosa tsy d'accord am veloo raha izany, satria io aza no tena fototr'ity resaka ity.
14. Veloo ( 14/02/2006 00:07)
15. marozevo ( 14/02/2006 00:51)
Veloo:

8O



Io ndray ialahy !
16. sonwin ( 14/02/2006 13:38)
zay ndray ialahy ry Veloo :°)
17. Veloo ( 14/02/2006 17:27)
sw za wa maninn kay?8O
18. marozevo ( 15/02/2006 00:16)
Tokony mba hiresaka momba ilay lohahevitra ianao ry veloo, fa matetika loatra ilay tsy miteny ah.
19. Veloo ( 15/02/2006 02:19)
20. sonwin ( 15/02/2006 14:49)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.63