filahiana

81. pitchou ( 26/02/2006 16:17)
wata kosa laozin'i wata mivanitika eo nefa le namana ary efa sahirana mafy:-w:-w:-w
82. watafon ( 26/02/2006 16:37)
tsy sahirana zany izy retsy an ! fantatro tsara ny tena manahirana azy io !!
83. Veloo ( 26/02/2006 18:46)
kay fijo efa mahalala azy tsara knou
pitchou:-D:-D:-D
wata a inn no manahirana an;izy io lesy?:-D:-D:-D
84. watafon ( 27/02/2006 03:41)
veloo, zavatra hafa mihitsy e!
85. ari.malala ( 27/02/2006 10:37)
:-D:-D:-D:-Dnareo kosa asinareo mafy kosa i levirja an:-D:-D:-D
86. watafon ( 27/02/2006 12:26)
ari, tsy mamely mafy zay fa mijery ze mahasoa azy k!
87. Veloo ( 27/02/2006 16:39)
wata ie wa lesy :-D:-D:-D
88. watafon ( 27/02/2006 18:45)
:wink::wink:
89. Veloo ( 28/02/2006 15:11)
:-D:-D
90. fijo ( 28/02/2006 21:07)
nareo rankizy tena tsy manaja olon dehibe mihintsy ka.tsssss
91. pitchou ( 01/03/2006 00:12)
ka zahay ange nalahelo mafy anao e! d nitady vahaolana ho anao :-D:-D:-D:-D:-D
92. fijo ( 01/03/2006 04:16)
alefaso ny masikita fa avy dia sitrana io e
93. watafon ( 01/03/2006 18:17)
aleo tonga d velomiko ny afo e!
94. Veloo ( 01/03/2006 18:53)
pitchou :-D:-D:-D
za mihinana masikita fotsiny ka :-D:-D
95. fijo ( 01/03/2006 19:27)
veloo ndry izany kamovavy an,tsy hamelona afo,tsy haka kitay,fa ihinanan fotsiny?hummm
96. watafon ( 02/03/2006 12:49)
hita misty wa e! fa omena ihany njy k!
97. fijo ( 02/03/2006 20:11)
veloo an, ao fa tsakoko,de ndry mitelina e
98. Veloo ( 02/03/2006 20:47)
dain ko ty fijo.. tsy efa lasa doly ny tsirony :twisted:
wata, pitchou a za wa mianjy an'ilay masikita fotsiny ka :-D:-D:-D
99. fijo ( 03/03/2006 04:27)
veloo ka nytsirony fotsiny no lasa fa le hena be atelindry ka,manakely ny asan dry izay
100. Veloo ( 03/03/2006 15:56)
eeee tsy tiko zany :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3042