filahiana

1. angorodaona ( 07/02/2006 06:55)
manahoana te ametra -panontaniana izao moba ny fomba atao mba analavana sy anaovana bebe kokoa ny filahiko inona ny hevitra tokony ataoko misaotra
novalian'i slf2016 ny 14/03/2016 02:48
2. victoraz ( 07/02/2006 08:26)
fa inona no ilàna ny halavan'ny filahiana? fa ny fahafinaretan'ny vehivavy anie tsy any @ fond fa aty ambonimbony eh! na dia izany aza dia misy fomba analavana azy fa tsy dia maharitra, fa mandritran'ny firaisana foana, fa misy ny miteny hoe mihinana menarana hono dia ahosotra @ filahiana ny aferony(vesicule biliaire) dia mihalava, fa tandremo sao lasa lava loatra ka manjary mi commande bikini spécial, sady lefasan'olona
3. Fiffi ( 07/02/2006 08:40)
mahagaga indray izany8O8O8O
4. watafon ( 07/02/2006 09:08)
manatona lesy ireny afrikana ireny fa ry zareo no mahay an'io an !
angorodaona, tsy ny haben'ny sambo ange lesy no zava-dehibe fa ny fahaizany mihetsika ao anaty rano e!:wink:
5. mimiso ( 07/02/2006 10:04)
:roll::roll::-D:-D:-D
6. watafon ( 07/02/2006 14:05)
mimiso, tsy marina kosa v zany e ?
7. Veloo ( 07/02/2006 16:48)
:-D:-D:-D:-D marina zany ka:-D:-D
8. xxx ( 07/02/2006 16:56)
osory menak'omby r'ty a
9. fasaly ( 07/02/2006 17:40)
aza mananao foana eo fa vao maika lasa mitambotsitra fohy kely eo io fa zay vao loza!!!!
maninona raha hajanona amzao fa io tsy mety afa-po io ihany anie no hanaovanaovana foana e!:°)
tiana halavaina e! tiana hatao bota e!:-D
10. meme ( 07/02/2006 17:55)
Marina aloha fa tsy dia ankafizin'ny vehivavy loatra ny lehilahy fohy filahiana nefa io miankina koa amin'ny fahaizanao mampiseho sy manome fitiavana ny olona miray aminao.F'izao:io no anjaranao nomen-janahary anao ka dia mahaiza mihafy fa tsy mahafaty izany.
11. fiaritiana ( 07/02/2006 18:10)
tongava aty Senegal e!
12. lapino ( 07/02/2006 18:23)
fiaritiana :-w:-w:wink:
13. fasaly ( 07/02/2006 18:50)
fiaritiana: tsy mifidy ve njiko????:°) na fohy na lava na bota na mahia:wink:
14. hesham ( 07/02/2006 19:00)
Tsy mila amboarina zany io fa arakaraka fahaizanao mirevy ihany ireven`ny sipa anao na tsy fa tsy ny halavany sy ny habeny akory .
15. watafon ( 08/02/2006 06:13)
fiaritiana, ny an'ny afrikana ange efa koltora iray manokana mitsy io fanalebiazana filahiana io e!
16. angorodaona ( 08/02/2006 11:40)
marina izany ry zareo fa misaotra t@ toro hevitra
17. fijo ( 08/02/2006 19:56)
fa misy inona any senegaly ry fiaritiana?
18. fasaly ( 08/02/2006 20:04)
:-D
19. fijo ( 08/02/2006 20:25)
sao mba tokony handehanana any ko
20. Veloo ( 08/02/2006 20:54)
:-D:-D:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3201