filahiana
24. diamondra27
(
09/02/2006 05:52)
raha tsy mahafapo anao io de manantona chirurgien estetika e!sao de tokony eritreritra aloha alohan'ny hanaovana opération e!
29. fasaly
(
09/02/2006 20:03)
kou laozan'i veloo mivanivany kanefa tsy azony lay izy:-D ratage aky avy amilay hoie rater a! ohatra hoe raté zany lay operation chirurgie an'ilay zavatsa de lasa nisitona kely araka ny volazan'i watafom io e!
31. diamondra27
(
10/02/2006 07:01)
wata: ka 'zay le oe eritrereto alohan'ny hanaovana le opération ka!
makà renseignement tsara sao de charlatans fotsiny le izy
angorodaona:de maninona no vexé ohatran'izany , fa na kely io na lebe, ny fahaizanao manome plaisir ihany anie no zavadebe @ vhv e!
makà renseignement tsara sao de charlatans fotsiny le izy
angorodaona:de maninona no vexé ohatran'izany , fa na kely io na lebe, ny fahaizanao manome plaisir ihany anie no zavadebe @ vhv e!
34. Herimiafina
(
10/02/2006 16:37)
angorodaona:
manahoana te ametra -panontaniana izao moba ny fomba atao mba analavana sy anaovana bebe kokoa ny filahiko inona ny hevitra tokony ataoko misaotra
Manaova massage thaï fa tonga de garantie klé.
Any Dago any toa efa betsaka mpanao an'io!!!!:-D:-D
35. Veloo
(
10/02/2006 20:05)
heri a ny panotra gasy lesy dia ampy tsy mila Thai zany any dago, ny gasy dia efa mahay :-D:-D
37. lapino
(
10/02/2006 21:18)
Manaova massage thaï
Sûr fa tsy misy diso fanoratra ao an?! Sô de misy miova filière eo! :-D:-D
39. watafon
(
11/02/2006 04:56)
angorodaona, refa tena tsy resy lahatra d mankanesa any vohiparara fa misy gasy manao an'io any ! na fatory ery @ lohany ery asiana poids kely d asaina mikotrana kely razoky e!:wink:
40. diamondra27
(
11/02/2006 09:46)
tongava aty amiko ampianarina de mande o azy io e!:wink:
tsy misy complexe 'tsony sady lasa en forme.
tsy misy complexe 'tsony sady lasa en forme.