filahiana

61. zoara ( 16/02/2006 19:08)
eo @ 2000€ sy 5000€ de mahavita azy.tatahana manaraka ny halavany le zavatra de atsokofoka ilay sarin'akondro vita t@ silikaonina,de zairina.de avy eo miandry fotoana kely hanasitranana azy vao azo ampiasaina
62. watafon ( 17/02/2006 10:23)
:-D:-D:-D ary raha manonitra fa tsy mety sitrana ?
63. Veloo ( 17/02/2006 17:13)
8O8O8O tssssssss iza no hanao an'izany kle? adaladala kle...
wata ie wa lesy ko tsy ho loza be ao?
64. fijo ( 17/02/2006 19:55)
zoara,taiza indray no nisy an'izany????saomamorona ndry le
65. Herimiafina ( 17/02/2006 20:24)
zoara:

eo @ 2000€ sy 5000€ de mahavita azy.tatahana manaraka ny halavany le zavatra de atsokofoka ilay sarin'akondro vita t@ silikaonina,de zairina.de avy eo miandry fotoana kely hanasitranana azy vao azo ampiasaina

Izany ve tsy mihenjana en permanansa raha azoko tsara klé? =))=))

66. watafon ( 18/02/2006 04:27)
d tsy azo hafenina mitsy !=))=))
67. Veloo ( 19/02/2006 23:37)
io ary fa taitra i fijo kle
hery :-D:-D:-D
68. watafon ( 22/02/2006 18:15)
veloo,:-D:-D:-D
69. Veloo ( 22/02/2006 18:27)
70. watafon ( 22/02/2006 18:36)
hazavao ny hevitrao ry veloo, taitra aôna moa i fijo ?:?:
71. ari.malala ( 23/02/2006 11:16)
Aiza no misy fijo eo?

Zoara, =))=))=)) aiza no misy an'izany?=))=)) ko tsy loza v zany? zany ho sitrana tsony?=))=))
72. Veloo ( 23/02/2006 16:26)
wata a io taitra izy momban'ilay lazain'i zoaro ery ambony ery ka :-D^^
ari a :-D:-D zoara tsy namaly intsony retsy knou
73. fijo ( 23/02/2006 21:37)
tsy mitombona izany ko,ngaha izy ity ahenjana mandrapa,ko hoe atsofoka ny inona??,tssssss i veloo no mino an'izany kle
74. Veloo ( 24/02/2006 01:03)
fijo:roll::roll: njy no taitra be teto knou
75. watafon ( 24/02/2006 06:08)
zany eo ihany ry reto fa anhita émission momba an'ity resaka ity mitsy za maraina teo d voalaza fa azo halavaina ny penis fa tsy mihoatra ny 1.5 cm ny fanalavana azo atao fa mnajary misy fiatraikany ratsy d ratsy tokoa !
76. Veloo ( 24/02/2006 17:06)
ayayayay ratsy zany kle
77. fijo ( 24/02/2006 19:29)
wata ,ie ,le fanalavana anie zavatra le ery amin'ny fotony ery no tatahana kely le mitazona azy iny e,dia miha milatsaka le vatany,ny loza dia misy nerf koa ao,ka raha lasa loatra le tataka,dia voa io nerf io,ka mamono azy indray.
mitovy amin'ny badalela ihany io,raha tatahaka kely,le mitazona ny lela iny dia hafaka le bada;ary "ohatry ny miha lava "ny lela.fa le halavany tsy miova,fa niha "libre" fotsiny ilay izy.
78. watafon ( 25/02/2006 16:24)
fijo, k ao mihitsy le ligament azo hitarina moa zany e! fa araka io voalaza io d tsy azo henjanina lava loatra ! fa maninn moa nefa no halavaina e? aleo ho any fa tssss!!!!!
79. pitchou ( 25/02/2006 17:39)
hay kay tsy ampy refy ny mbola nahavirja an'i fijo hatrizao? mba ampio 1,5 cm kosa izy wata an!:-D:-D:-D
80. watafon ( 26/02/2006 06:57)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4897