filahiana
122. fijo
(
10/03/2006 20:03)
an an,fa veloo toakoa mianara teny gasy tsara fa,miova haingana be ny teny gasy ka sahirana eo ndry
131. fijo
(
16/03/2006 20:07)
fa tena arina ,fa veloo aza mba manao ezaka,fa tsy tiako mihintsy le ankizy lehibe taty dia mizesta hoe tsy mahay teny gasy.:evil::^):twisted::^):evil:
132. watafon
(
18/03/2006 16:15)
ary bobaka mitsy no manao an'io an ! tandremo lesy ny zanakareo any mbo ampianaro teny gasy ihany fa tssss !!!
133. Veloo
(
20/03/2006 17:30)
za mahay teny gasy kosa wa eeeeeeee
fijo a fa ny olana adiniko ny mots nampianarina ahy:-D:-D:-D
fijo a fa ny olana adiniko ny mots nampianarina ahy:-D:-D:-D