filahiana
41. mbositra
(
11/02/2006 18:03)
Niy vozongo nanantona Afrikana izany nametraka fanontaniana hoe fa ahoan ny anareo no ohatr izao?
Fony kely izahay dia afatotra amin'ny tady misy sokatra
dia manaraka anay eny ilay sokatra.
nanandrana ary ty vazaha.
nifanena izy roalahy afaka iray volana ka nifanontany Mety ve? mbola tsy nihalava fa efa niha mainty

44. fasaly
(
13/02/2006 06:16)
:-D:-D:-Dlasa bronzé zany ikotobalita i ngahy vazà kou! domazy tsy ne lava mila taritin'i sokatra mandrintra ny taona maro angamba:-D
45. ari.malala
(
13/02/2006 06:52)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
t@ zahay mbola mpianatra no noteneninny mpampianatra hoe asina poids hono d avela mikirozaroza eo d mihalava 'ny afrikanina io an) fa tsy haiko izay fahamarinany
t@ zahay mbola mpianatra no noteneninny mpampianatra hoe asina poids hono d avela mikirozaroza eo d mihalava 'ny afrikanina io an) fa tsy haiko izay fahamarinany
48. Herimiafina
(
13/02/2006 23:21)
Veloo:
heri a ny panotra gasy lesy dia ampy tsy mila Thai zany any dago, ny gasy dia efa mahay :-D:-D
Na mpanotra aza zah, sanatriavina raha hikitikitika ny anao any ry Veloo klé, hehehehe=))=))
Ny massager tha¸i dia methody fanorana thailandais fa gasy ny mpanotra kah! hehehehe:-D:-D
53. fiaritiana
(
15/02/2006 16:26)
fa maninn no alavaina e
fa maninn no angezàna
fa maninn no atao botabota
fa maninn no ankelezina
avelao amin zao e
efa natoraly io
aza kitikitihana rey olona e!
so idiran doza toi ry angorodaona
Fasaly, fijo,...ka specialiste amin zany ry zareo aty koa!hihihi!tsy mety tsony kamboko raha vao ngeza e! lé voateraka iny ihany izy no ampilanjaina poids:-D:-D, aleo amin zao re ry angorodaona fa misy mpitia foana io a!
Bizzzzzzz daol!:-*:-*