Muhammad natao sariitatra!

81. Veloo ( 14/02/2006 17:33)
marovezo a marina ny anao..tsy tokony nefa ndray2 anie tena leo be mieritreritra an-drizareo e..Mbola ho avy ao Italy ao ko ry zareo dia ho hitanao ny reaction=nao fa ho tezitra satria na ny fianakavianao ary ho sarotra @-ndry zareo ny hiditra ao Italy ...
Na aiza na aiza alehany dia tsy mahay afa tsy migafy ... ny tena olana anie ny olona rehetra inclus ao doly e.. zao zao aty tena sarotra be ery ny miditra sy mahazo taratasy nohon'ny ataon-ndry zareo ihany.. Tsy manaratsy ny Islamo za fa ny olona sasatsasany ao dia tena DEVOLY latsaka an-tany mihitsy.. Angaha zao tsy faly ery ilay Satana?:twisted:
82. marozevo ( 15/02/2006 00:27)
Tena marina ny lazain'i veloo io eh... Ary tsy i Danemark ihany no tiany ho lasa Silamo fa ny tany REHETRA mihitsy. Ekeko daholo izay fomba rehetra hiadivana mba tsy hahazo bahana ry zareo. Ekeko daholo afa-tsy ny HERISETRA, satria fantatrao ve fa ny HERISETRA VALIANA HERISETRA DIA MIVALY HERISETRA, ary dia tsy hisy farany.... Io no tsy tiako. Raha ny tenako irery tsy olana amiko izay ataony, fa ny mampalahelo ahy dia ny vahoaka miharitra ny mafy sy ny mangidy indrindra noho ny ataon'ny Silamo. Misy namako Kristianina avy any Pakistan ho'aho etsy akaikinay etsy, fa dia mifi-dranomaso isan'andro noho ny manjo ny havany any Pakistan any.
83. Veloo ( 15/02/2006 02:23)
ts'ita e misy tsara sy ratsy doly n'aiza n'aiza. odryyyyyyyyy angaha moa tsy izany mihtsy no tadiavin-njy zareo ny hanovany izao tontolo izao ho islamo, par peur nefa zany dia tsy ho vita-njy zareo na oviana na oviana:wink:
84. marozevo ( 16/02/2006 23:03)
Ny mahagaga dia tsy mba akatona ireny fivavahana manao herisetra ireny fa avela eny ihany, nefa misy tsy ahoan-tsy ahoana eo akatona. Tsy any M/kara akory io lazaiko io fa na any an-dafy aza.
85. jentilisa ( 17/02/2006 09:50)
ka...manambola ry zalahy dia any koa ny solika e!
86. Veloo ( 17/02/2006 17:32)
yep!:(
87. dadabe ( 18/02/2006 06:28)
ary nihitatra le resaka sary itatra a:°)
88. jentilisa ( 18/02/2006 07:44)
ny Eoropeana no nanao ilay sariitatra dia ny amerikana no nankahalaina amin'ny filaharana! inona koa izany? sa samy vazaha ireo?
89. marozevo ( 18/02/2006 23:39)
Io anefa rehefa tian zalahy hitarina dia miitatra araka izay itiavany azy eh... Ny mbola tsy azoko aza dia hoe i Ben Laden no noheverina, "noheverina" fa nanao ny operation 11 septembre, nefa ny Irakiana no lanahana baomba.
Resaka hafa kay io koa... fa misy ifandraisany ihany. Izao eh... Inona no hataontsika KRISTIANINA fa mananontanona ny loza hoa n'izao tontolo izao?
90. Veloo ( 20/02/2006 00:27)
oy i marovezo"
Inona no hataontsika KRISTIANINA fa mananontanona ny loza hoa n'izao tontolo izao?


- mitory filazan-tsara amin;ny olona reheta fa efa akaiky i Jesosy, mba ho vavolombelona isika
- ho vonona mandrakariva ny @ fahatongavan;i Jesosy
- mangataka an;Antra mba tsy ho lavo isika ary mba hatanjaka ny finoan-tsika azy
- mitohy ny fianana eto an-tany dia manao ny tsara fona.
- mangataka famelan-keloka isan;andro @ ny fahotana izay ataon-tsika...
91. jentilisa ( 20/02/2006 05:39)
re ihany koa fa be ny fiangonana kristiana no lasibatra any Nigeria noho ny reska sariitatra. Miitatra araka izay itiavany azy marina an!
92. marozevo ( 21/02/2006 01:31)
Tena loza no manjo ny any Nigeria... Ao anatin'ny fotoana fohy dia trano Fiangonana 30 no nodoran-ndry Besatroka; olona an-jatony no maty sy main'ny afo; nisy mopera koa maty.
Dia hitanao ? Any Danemark ve leiretsy no misy zava-miseho dia aty Afrika no .... Tena loza eh.
Ny tena mahomby izao dia ny Politikan'i Angolà, nofoanany ny Fiangonana Musulman (Silamo), dia vita kabary... milamina ny taniny na sahirana ara-ekonomika aza.
93. jentilisa ( 21/02/2006 06:08)
tena misy ve izany any Angola izany?
94. marozevo ( 23/02/2006 00:33)
jentilisa:

tena misy ve izany any Angola izany?



Ie misy io ka... Tsy hoe amin'izao fotoana izao akory, fa vao lany io Filoha ankehitriny io (Filoham-pirenena), dia nandamina ny olana ara-pinoana no nataony voalohany. Izany hoe nofoanany ny fivavahana tsy manaja ny zo aman-kasin'ny olombelona. Fa ny Musulman misy any, fa tsy manao ohatran'ny any Nigeria.
95. jentilisa ( 23/02/2006 13:02)
sao mba misy tahirin-kevitra milaza izany amin'ny aterineto? mahavariana ihany manko!
96. marozevo ( 24/02/2006 00:18)
Amin'ny aterineto aloha tsy nahita aho eh, sady mbola tsy nitady koa.- fa izaho dia siora amin'io hevitra io satria vaovao efa elabe ange izany eh... tamin'ny mbola vitsy ny nanatitra teto dia efa nivoaka gazety sy radio izany. Ngah ianareo tsy nihaino tamin'iny fotoana iny.
97. jentilisa ( 24/02/2006 08:28)
tena tsy henoko rangahy a!
98. marozevo ( 24/02/2006 23:55)
Dia izay ary no ny momba an'iny Angola iny eh... Fa ny vaovao manaraka izao dia mihodina ny glaoby. Amin'izao fotoana izao, hatramin'ny telo andro lasa izay dia ny samy Silamo no mifandrotika any Irak sy ny manodidina azy. Chiites sy Sunites. maro dia maro ny maty ary tena mahatsiravina be ny zava-misy.
Dia sanatria ve ho tanteraka ilay hoe :"Ho rava ny Fanjakana miady an-trano"?.
Raha izao moa aho no mba miangavy antsika hoe mivavaha ho azy ireo, angamba ataonareo matin'ny torabato eto aho.
99. jentilisa ( 25/02/2006 07:57)
Tokony atao hatrany izany ka!
100. marozevo ( 25/02/2006 23:58)
Ny inona ry jentilisa no tokony hatao hatrany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2425