Muhammad natao sariitatra!

121. Veloo ( 13/03/2006 01:27)
tssssss ratsy zany kle
122. marozevo ( 14/03/2006 00:12)
Fa amiko kosa rariny eh, rariny noho ireto antony roa ireto :
1 - Zalahy borisatroka vahiny, na dia naturalisé aza ny sasany, nefa mitady hanjakazaka eo amin'ny tanàna. Nisy Magazay TSARAFANDRAY izay tao, fa anarany fotsiny, fa gaigy ialahy vao afaka tao fa na tsy mividy aza fa mijery fotsiny dia teren'i Lery handoa vola... Lao tao leio fa tsy neken'ny olona izany.
2 - Raha tena ekeny fa fivavahana ny Islamisma dia tsy tokony haratsiany ny fivavahana hafa. Mafy ange ny manjo ny Pastera ao amin'ny FLM an-tampon-tanana sy ny Mompera ao amin'ny Katedraly anaovan zalahy ireo azy ehh... Fanaratsiana tsy roa aman-tany mihitsy.

Ka nahoana kosa raha mba miaro ny zony ny Malagasy. Tsy ny OPEKA akory no tiako, tsy lanin'ny saiko iny, fa ilay toe-tsain'ny Malagasy miaro ny zo aman-kasiny kosa, na dia mahantra aza izy, io kosa ry zoky tsy asoloko na ny volamena eran'izao tontolo izao aza ah..
123. Veloo ( 15/03/2006 01:47)
ie wa zany mihitsy:wink:dehors izay etrangers mitady hanimba ny zon'ny gasy kle
124. marozevo ( 17/03/2006 01:03)
Ezaka mbola lavitra anefa io satria raha ny zava-misy dia mbola anjakazakan zalahy ihany isika... Ilay karama sy fitadiavana tsy idirako loatra satria vokatry ny ezaka ireny, na dia misy dia misy tokoa aza ny borisatroka mpanambaka. Fa ny tena mahavaky fo ahy dia ny anaovany ny zazavavy Malagasy. Mba jereo kely ange ny Hotel diamant na ny imperial eh... Viravirain'ny Karana ny gasy... mampalahelo. Nefa raha ialahy mba mijerijery zazavavy karana ... zara raha tsy manaraka mbamin'ny ain'ialahy.
tsy rariny...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0509