Muhammad natao sariitatra!

61. jentilisa ( 09/02/2006 08:22)
dray! volabe ho an'izay mahafaty ilay nanao sariitatra hoe e! any pakistan no nisy feo nivoahan'izany!

ary ilay holocoste koa aloha dia resaka famonoana ihany izany! tsy mety ve raha tsy resaka mamono moa?
62. lapino ( 09/02/2006 09:27)
Ary naninona marina moa no efa tamin'ny Septambra 2005 no nivoahan'ireo sariitatra danoà ireo, kanefa janoary 2006 vao misaritaka? Raha tena hoe ohatra an'izao no tsy fahatantesana an'ilay izy, dia ho naharitra efa-bolana ve vao niteny?
63. jentilisa ( 09/02/2006 11:54)
Ka izay no mety nahatonga ny amerikana niteny hoe ny iraniana sy ny syriana mihitsy no tena nioko hisian'ireny korontana ireny.
64. Veloo ( 09/02/2006 16:53)
loza mihtsy lesy knou...:evil:
65. jentilisa ( 10/02/2006 12:29)
fa mahavariana raha tahaka izao no nanombohan'ny tantara! saiky hoe hilaza ny fiainan'ny mpaminany silamo amin'ny ankisy Danoà kay nivadika fankahalana Danoà!
http://fr.news.yahoo.com/10022006/5/caricatures-l-auteur-du-livre-l-origine-de-la-polemique.html
66. jentilisa ( 10/02/2006 12:35)
saingy nahoana tokoa moa no niely araka ny tsy tokony ho izy ity vaovao ity? Hay ka nisy nanitatra sy nanala baraka ny fitondrana Danoà ny mpitari-pivavahana Silamo tany amin'io faritra io!

fantatry ny vahoaka Danoà izany ka asa izay ho tohiny!

http://fr.news.yahoo.com/10022006/202/caricatures-les-danois-designent-les-imams-comme-responsables.html
67. jentilisa ( 10/02/2006 12:36)
Ka iza tokoa no rangory fototry ny afo?
68. jentilisa ( 10/02/2006 12:39)
hitan'ny Associaced Press ny sary izay tsy tokony ho tafiditra amin'ity sariitatra ity fa nentin'ireo imam hanosora-potaka ny fitondrana danoà.

http://fr.news.yahoo.com/10022006/5/caricatures-une-photo-ap-detournee-de-son-sens.html
69. marozevo ( 10/02/2006 23:47)
Izao dia nisy vaovao indray, angamba samy nahare isika, fa nisy Mompera Italiana novonoin'olona tany Torkia tamin'ny Alahady lasa teo. Natao teto Roma omaly zoma ny fandevenana. Tratra ny mpamono, olona roa, boay kely 16 taona sy 10 taona. Tonga dia niaiky zalahy fa izy no namono, ary nolazainy fa mifandrauy amin'ilay sariitatra.
Tsoa-kevitra : Efa tena misy lavage de cerveau vita any ho any ho an'ny olona musulman...
Tany Torkia no niseho ny tantara, amin'izao fotoana izao anefa dia eo am-pandinihina ny handraisana an'i Torkia ho ao anatin'ny Eoropa ny aty. Tsy dia mazoto ny firenena rehetra, fa i Lafrantsa no tena misisika.
Marefo dia marefo ny fandriam-pahalemana eran-tany. Ho aiza ny diantsika ity ?
70. jentilisa ( 11/02/2006 07:21)
misy fiantraikany ratsy ho an'ny silamo io zavatra io fa tsy araka izay noeritreretiny!
71. Veloo ( 12/02/2006 01:11)
zany mihitsy ry jentilisa a:wink:
72. akamatiana ( 12/02/2006 05:33)
Akamatiana: ka ndry efa mahay ohatra an'izao ko inona indray no olana? Jereo eto

hihiiiih , ka mahay zah fa tsy izy nge euuh!!
73. marozevo ( 12/02/2006 18:04)
tsy azo lavina fa hisy fiatraikany ho an'ny Islam ity tantara ity, nefa koa na izany aza, ilay fandriam-pahalemana mihitsy ny ahy no tena mampalahelo ahy.
74. Veloo ( 13/02/2006 00:25)
75. marozevo ( 13/02/2006 00:36)
Veloo:

ie:(



fa azon'inona re ianao no manjoretra toy io eh ?
76. Solitikabe ( 13/02/2006 04:03)
Ny ahy mahagaga kely ahy fotsiny amin'ity toe-draharaha ity dia ny fieken'ilay Klerika, mpitondra fivavahana silamo tany Danimarka, izay nanaparitaka voalohany ity raharaha ity, fa nandainga izy, fa tsy nisy akory ilay sary angazety tany Danmarika. Nefa mbola ny Danoa ihany no tena lasibatra.
Ny gazety Frantsay ihany koa namoaka io nefa toa tsy misy manafia ny ambasady Frantsay.
Asa aloha ry reto fa mahalasa heritreritra ihany
77. jentilisa ( 13/02/2006 07:21)
ka ny vahoaka anie rehefa ranitina hoy ny fitenenana izay dia tahaka ny biby tsy azo fehezina intsony...na izay nandranitra azy aza! dia izay no mahatonga ilay faharomotana...na dia ilay sarina lakroa amin'ny saina aza mety ho efa mahatezitra koa!
78. Veloo ( 14/02/2006 00:10)
tssssssssss mila tofirina @ basy lery kle
fa angaha ny gov. danoa tsy afaka manao zavatra an'io rangaha satana be io? mitarika rotaka fotsiny?
79. marozevo ( 14/02/2006 00:58)
Oay oay oay... Aza ampirisihina hitifitra izany ny Kristianina kle.. Aleo izy hamely ihany aloha fa araka ny voalaza ao ambony ao dia tsy ho aiza fa ho any ihany no iafarany.
hanafika Frantsay hoe !! fa mitady loza inona ? Ny danoa manko kely eh... dia heverin zalahy hoe matahotra azy, ka sahiny hanaovana an'io, fa raha firenena lehibe toa an'i Allemagne na France tsy sahy izy.
fa na izany aza, mampanahy ilay toe-draharaha, satria samy aina ihany na an-tsilamo, na ain-kristianina na ain-tsy-mpivavaka. Samy manana zo avokoa.
80. jentilisa ( 14/02/2006 05:18)
tiany ho lasa silamo dahol angaha ny danoà amin'ny alalan'ny fampitahorana?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1294