Muhammad natao sariitatra!
21. dadabe
(
02/02/2006 12:44)
tena resaka any frantsa sy dago angamba izan y le zah tsy kopy
fa izany hoee lasa sahady i babalahy nefa zah vao haka pilasy le:roll:

23. lapino
(
02/02/2006 19:06)
Mifenty:
kou naninn tsy niteny ny kto tam le sari itatr'i papa ??, asa klou e
Ilay tao amin'ny wikipedia angamba no resahin'i Mifenty ireo e? Tsy sariitatra kosa aloha ireny, fa sarin'olona hafa mihitsy. Fa na izany aza miteny ny katolika rehefa resahana "vicarius filii dei" :wink:
Fa marina mihitsy ny kôzin'ilay bandy jordaniana, hoe iza no tena manala baraka ny silamo: ny sary sa ny vonoan'olona?!
Ary raha ny silamo ve no tsy mahazo manao sarin'i Mahomet, dia ho voafehin'izay koa ny tsy silamo rehetra?
26. jentilisa
(
03/02/2006 05:48)
aoka aloha holazaina fa tahaka ny tsy dia mahalala ity resaka ity loatra ny gasy. Isika zatra mahita aterineto no mahita izany sy mahafantatra izany fa ny saramababen\'ny olona gaga raha ilazanao ka anontanianao hoe efa nahita ve?
Misaotra an\'i eprom nanome ny sary rehetra!

27. hery
(
03/02/2006 06:38)
Efa nisy polemika tamin'ny sariitatra nampiseho ny sarin'i Jesoa koa taloha kah. Fa tsy nisy nandoro saina sy nampihorohoro ho faty. Ny nataon'ny kristianina dia nandeha tany amin'ny tribonaly nitory. Izay no tena fahafahana. Dia anjaran'ny tribonaly no mitsara sy manome sazy.
Raha hendry ny silamo tezitra amin'ireo sary ireo dia tokony hametraka fitoriana...

28. Mifenty
(
03/02/2006 08:22)
zah manko gaga am le ataon-dry zalah silamo reto kou.
Jeré zany ny natao talou , tsy nanao menace na nandoro zavatra fa tribonaly no atao.
Sady asa'ny tribonaly mitsy kou ny manome sazy eh.
Mba azavao ny hevitrareo ry silamo etsy ambony hoe fa mba tiana ho fantatra oe maninona tokoa no tonga de menace sy doro saina sns no natao a.

29. booboo
(
03/02/2006 10:19)
ao anatin'ny fiaraha-monina iraika tsy maintsy misy foana ny extresmistes, ny méga-radicaux, ny pacifistes, ny tsy mivaky loha, ny mora influençer-na, ny sns. Dia dinidiniho @ zava-misy lé karazan'oul manana firehan-kevitra manakory no mandoro saina sy manao menaces, inona no anjaran'ireo karazan'oul reny ao @ ilay fiaraha-monina sns. Zany tokony ho fantarina aby vao miteny hoe ny silamo na ny ny fiaraha-monina ohatra izao dia zao sy zao.
31. marozevo
(
03/02/2006 23:55)
Misy toetran'ny olombelona azo tarafina koa ao anatin'ity raharaha ity. "Arakaraka ny handrarana zavatra anankiray no vao maika mampirisika hanao io zavatra raràna io".
Ohatra : Tsy tsaroako tsara hoe ahoana no fisehon'ilay fandraràna ny "dernière tentation du Christ", fa ny tsaroako dia izaho tamin'ireny fotoana ireny no nijery azy.
Ohatra manaraka : Ny adventiste dia tsy mahazo mihinana henan-kisoa. Izaho anefa efa nahita adventiste nihinana henakisoa tany amin'ny hotely, ary dia nilaza mihitsy izy fa mba manararaotra mihinana rehefa tsy ao an-tranony.
Ohatra manaraka : Samy mahafantatra ny didy folo (na teny folo) isika. Iza no mbola tsy nandika ireo, na fara faharatsiny ny iray amin'ireo?
Tsy azo atao ny manao sariitatr'i ......, sao dia mba ireo noraràna ihany no nanao ny sariitatra voalohany... Tsy fantatro !

32. dadabe
(
04/02/2006 04:34)
Ohatra manaraka : Ny adventiste dia tsy mahazo mihinana henan-kisoa. Izaho anefa efa nahita adventiste nihinana henakisoa tany amin'ny hotely, ary dia nilaza mihitsy izy fa mba manararaotra mihinana rehefa tsy ao an-tranony.
Ohatra manaraka : Samy mahafantatra ny didy folo (na teny folo) isika. Iza no mbola tsy
EH! sao dia advantista fopla kosa izy e, zao a,tsy hoe tsy mahazo mihinana , fa ny lalana nomen'Andriamnitra no mhatonga azy tsy ihinana, mba ahatonga ny fahamasinan'ny tenany , ary io anie tsy terena e, fa miankina @ fandresendahatra izay anananao, raha manaiky sy mino ianao fa hoe tsy hisy fiantraikany eo aminao ilay fihinanan azy , dia hano, fa raha tsapanao fa biby maloto ilay kisoa ka tsy tokony hampidirina ao anaty tempolin'Andriamanitra dia anjaranao izay
ka raha milaza i marozevo hoe advantista nihinanan kisoa, dia amiko izay izany no safidiny , satria izy mahalala fa tsy tokony hohanina nefa izy nihinana:°), fa hafa mihitsy ny hoe nihinana satria tsy nahalala :°)
33. diamondra27
(
04/02/2006 07:49)
efa milahatra mihitsy zao zahay silamo sy ny namanay fa tsy amelanay io e!
34. lapino
(
04/02/2006 08:17)
>>> Ny adventiste dia tsy mahazo mihinana henan-kisoa. Izaho anefa efa nahita adventiste nihinana henakisoa tany amin'ny hotely, ary dia nilaza mihitsy izy fa mba manararaotra mihinana rehefa tsy ao an-tranony.
>>> EH! sao dia advantista fopla kosa izy e ... ... satria izy mahalala fa tsy tokony hohanina nefa izy nihinana
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ROMANA&toko=14
Za mahita hoe mety ny ataony, indrindra ilay tsy mihinana rehefa any an-trano ndrao dia manafintohina ny sasany. Misy bandy silamo koa manao ohatra an'izany.
Fa ny hoe ireo noraràna ihany ve no nanao sariitatra Mahomet voalohany, :-w:-w Asa raha firy ny silamo ao amin'ny mpiasan'ilay gazety danoà io!

35. diamondra27
(
04/02/2006 08:45)
maromaro ihany hoy le tsy mahay manisa 'zay
(hamoaka hatsikana momba io njay ve za e!le oe interdit nefa magalatra ihany manao le interdit)

36. dadabe
(
04/02/2006 13:09)
lapino > anisany mahatonga ny fandresendahatra ny olona mitandrina sabata ny fahatahorana ny ho avy , ohatra ity famnaniana tsy mbola tanteraka ity : ISAI (IZAIA)TOKO FAHA 66 AND:15-19
15 Fa, indro, Jehovah ho avy amin'ny afo, Ary tahaka ny tadio ny kalesiny, Mba hanao famaliana amin'ny fahatezerany mirehitra, Sy ny fitenenany mafy amin'ny lelafo.
16 Fa ny afo sy ny sabany no ho entin'i Jehovah hifandahatra amin'ny nofo rehetra; Ary ho maro ny voaringan'i Jehovah.
17 Izay manamasina sy manadio ny tenany ho ao an-tanimboly, Ka manaraka ny iray ao afovoany, Ary mihinana ny henan-kisoa sy ny zava-betaveta ary ny totozy; Dia hiaraka ho levona avokoa, hoy Jehovah.
18 Fa Izaho dia hamaly* ny asany sy ny heviny, Ho avy ny hamoriana ny jentilrehetra sy ny samy hafa fiteny; Dia ho avy ireo ka hahita ny voninahitro.[Na: mahalala]
19 Ary hasiako famantarana eo aminy, Ary izay afaka mandositra dia hirahiko ho any amin'ny jentilisa, Dia ho any Tarsisy sy Pola ary Lydia*, izay manenjana tsipìka, Ary ho any Tobala sy Javana, Dia ho any amin'ireo nosy lavitra izay tsy mbola nandre ny lazako; Na nahita ny voninahitro, Ary hitory ny voninahitro any amin'ny jentilizy.[Heb. Loda]

37. lapino
(
04/02/2006 13:32)
Efa haoro sizé aloha izany resaka izany, fa mbola idiran'ny resaka sabata indray :-/ Valiako ihany na izany aza ilay resaka fihinanana kisoa:
Paoly @ Romana 14:
13 Koa aza mifampitsara intsony isika; ...
14 Mahalala sady matoky ao amin'i Jesosy Tompo aho fa tsy misy zavatra maloto ho azy; fa raha misy manao zavatra ho maloto, dia aminy ihany no maloto izany.
...
22 ... Sambatra izay tsy manameloka ny tenany amin'izay zavatra ekeny.
38. routa
(
04/02/2006 14:43)
dadabe >odray inona ndray ity?
sarintsariny fa tsy tena advaantista izy ,na mety ny namany ,na havany ,na vadiny no advantista fa izy mpanaraka fotsiny de mihinana izy zany .

39. patrick2002
(
04/02/2006 17:14)
amiko aloha dia resa-be fotsiny,ny fahasarota-piaro ataon\'ny silamo @io resaka caricature io ,amiko ny arabo mihintsy,no manana complexe de superiorité,ka te hi dominé an\'ity monde ity ,@ alalan\'ny fivavahana musulman,tian\'ny haverina ny ady masina natao t@ 1600 ans naharodana,nu civilisation egyptien,nandravana ny mur de lamentation an\'ny juive tao jerusalem ka nanorenana ny esplanade de mosqué ,nangalana an\'ny maghreb rehetra ,moyen-orient rehetra,hatraty asie sud-est,ka hatrany asie centrale,
fantany tsara fa ny race blanc izay hitambarany gaulois ,romain,arien,vicking,ecossais,izay hatambatry ny fivavahana kristianina,no misakana azy,tsy hanatanterahany @ izany,
ka ny ahy mentalité arabo mihintsy no tsy hazoko,izay mialoka ao ambadiky ny fivavahana silamo,izay ny fond de probleme,fa tsy ilay finoana silamo mihintsy no iadian-kevitra,tsy misy afaka miady hevitra @ izany isika na hitsara fa aoka ny FANAHY MASINA NO HITSARA