Muhammad natao sariitatra!
103. jentilisa
(
27/02/2006 09:28)
lay mivavaka ho azy ireo! ary na inona na inona moa metyho vokany efa notenenin'ny Tompo amintsika anie izany e!
104. marozevo
(
28/02/2006 00:18)
Sambatra ny Malagasy... Sambatra i Madagasikara... Sambatra satria tsy mba mahery fihetsika.. tsy mba mamono olona... tsy manao proselitisme ny Silamo any Madagasikara.
105. Veloo
(
28/02/2006 13:52)
marovezo a zany ve/ dans quelques annees lesy reo Silamo any Dago reo hanondrana mihitsy a...
enga anie tsy fa za tsy pessimiste be amin'ireo ol ireo:x
enga anie tsy fa za tsy pessimiste be amin'ireo ol ireo:x
106. marozevo
(
02/03/2006 15:46)
Mipetraka amin'ny toerany tsara koa ny lalàna momba ny fahalalahana hivavaka any M/kara. Tsy fahalalahana sauvage, fa manaja ny zon'olombelona. Akaton zalahy eo ireny moské ireny raha vao maheru fihetsika eo. Antaninanandrano aza voakatony kooo
107. dadabe
(
02/03/2006 16:13)
ngah tsy mbola nivoha ???fa ngah tsy hoe alohan'ny kirisimasy 25 dec??
108. Veloo
(
02/03/2006 21:03)
oay kle tsara zany rehefa tsy mi-domine ry zareo any Dago faly za... za lesy dia sosotra fona mahita an'io mosque ireo,, raha tsy haninn ny gasy mo maninn fa raha hamono sy hanimba ny gasy no tena tsy tsara
109. marozevo
(
05/03/2006 00:49)
Asa na efa nivoha na tsia fa tsy fantatro... fa efa nisy fotoana nakatonY ilay izy... Tadidinareo moa ilay resaka OPEKA tany Antsirabe tamin'ny 1987 sy 1994? Ireny no manjo ny Karana sy ny Silamo raha manao zava-tsy mety eo ireo. Tsy izaho akory anefa no hampirisika hanao OPEKA anh... Ny apirisihiko dia izao fotsiny : Mivavaha ho an'ny Silamo.
110. Veloo
(
05/03/2006 01:48)
ie marina zany ka samy olombelona isika iray eo anatrehan'antra, mivavaka ho azy tokoa mo
111. akamatiana
(
06/03/2006 19:01)
aza ampidirina ato kosa rangah Antaninanandrano an!!!:-D:-D:wink:
112. marozevo
(
07/03/2006 02:03)
En tant que exemple amin'ilay hoe ataon'ny fanjakana ahoana moa ny Fiangonana na antokom-pivavahana iray raha hitany fa... Izay no nampidirako azy teto fa tsy hoe izy akory no resahina. Raha tsy nety ilay exempla dia miala tsiny amin'ny Akama (tiana) rehetra.
115. marozevo
(
08/03/2006 00:57)
OPEKA ve dia tsy hain'lisany le ? Malaza ange izany eh... OPE = Opération + KA = Karana. Tany Antsirabe ihany aloha no mbola nisy an'io tany Madagasikara, tamin'ny 1987 sy 1994. Tena mahita faisana ny Karana be vinany tratran'io.
Fa ny mampalahelo ahy dia ity : Ny nom de famillen'i Père Pedro koa OPEKA.
Fa ny mampalahelo ahy dia ity : Ny nom de famillen'i Père Pedro koa OPEKA.
118. marozevo
(
11/03/2006 01:10)
Na OPEKA na OPK tsy olana, fa sao dia tsy ilay lazaiko no lazainao, na sao dia tsy ilay eritreretiko no eritreretinao. Fa izaho avy any Antsirabe, ary tany Antsirabe tamin'io fotoana io, ary mbola mahatahiry ny gazety mirakitra an'iny raharaha iny, dia nohamariniko fa tena OPEKA no fanoratra azy.
120. marozevo
(
12/03/2006 00:42)
Any Antsirabe manko ireo karana ireo no mitady hampiely ity islamisme ity. Ery Andaontany ery ny Mosken zalahy... tsy dia olana ny fisian'io moske io, fa ry zalahy manjakazaka be teo amin'ny tanàna tamin'izany, ka sendran'ny nahay azy tamin'ny 1987 sy 1994. Amin'izao, raha vao misy zavatra kely fotsiny, dia efa miforitra ry zalahy, ao Antsirabe no lazaiko fa tsy haiko ny any an-teorana hafa.
